13/07/2021
Tongava maro
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lycee Prive Jeune Pousse Junior Ankaditoho, High School, LOT III K 28 TER ANKADITOHO, Antananarivo.
13/07/2021
Tongava maro
15/10/2018
03/07/2017
Campagnes de sensibilisation de nos jeunes étudiants.
Prévenir et lutter contre les MST et le VIH/SIDA.
03/07/2017
Inscriptions et Réinscriptions ouvertes
27/02/2017
Maka sary kely alohan'ny sakafo antoandro.
26/02/2017
Zahay haka sary hiaraka @ Madama.
20/02/2017
Mba nakanaka sary kely teo @ tokotanin'ny Rova Ambohimanga.
18/02/2017
Ambohimanga Rova. Nice view from the top of the Government meeting room.
18/02/2017
Nitsidika ny Rova Ambohimanga ny ankizy. Tombontsoa be ho anareo mpianatra ny toy izao, hahafahana mampitombo fahalala indrindra fa ny tantaran'ity Madagasikara mamintsika ity.
Fifaninana teo @ groupe miisa 5 moa no natao teto. Ka izay mendrika indrindra sy nahafapo ny asany dia hahazo loka. Mbola hitohy..........
16/02/2017
Fiaingana ho any Ambohimanga . Misaotra an'Andriamanitra lehibe noho ny fitantanany.
02/02/2017
Misaotra antsika Ray amandreny rehetra tonga namaly ny antso t@ fivoriana nokarakaraina androany.