Amis de Patrakala

Amis de Patrakala

Share

PATRAKALA est une association dans le cadre d’un défi pour développement de Madagasikara. C'est la goutte d’eau qui tombant des feuilles après la pluie.

Photos from Ny Fanova's post 31/05/2023
Photos from Météo Madagascar's post 22/01/2023
05/02/2022

EFA AN-KODITRA NY LOZA

13/12/2020

am-pitiavana be no izarena aminao

ArtOf Tahiti Fruitiers & Frangipaniers Exotiques

29/11/2020

SADY MAFANA NY MAINA NY HABAKA NA NY ATMOSFERA, INDRINDRA ETY AN-TANADEHIBE

KOA AFAFAZO ENY AN-TOKOTANY NA ENY AN-DAVARANGANA NA ENY AMIN’NY ARABE NY RANO AVY NAMPIASAINA FA MANAMPY AMIN’NY FAMATSIANA HAMANDOANA NY HABAKA IZANY

Raha mahavita mamafy rano 10 litatra isanandro ny fianakaviana iray, (rano avy nampiasaina nanasana lamba na lovia izay esorina ny potika fako sns…), ka misy fianakaviana 1000 no manao toy izany dia hahazoana farafahakeliny entona 5 tonnes ny habaka hanamando azy ao anatin’ny iray andro. Raha hanao izany isika ao anatin’ny telo andro fotsiny, dia hiarahantsika mihita fa hihamando ny habaka, hihabetsaka ny rahona ho tafaforona ka rehefa tsy ho zakan’ny habaka intsony dia hirotsaka ho orana.

NDAO ARY HAFAFY NY RANO AVY NAMPIASAINA HANAMPY TOSIKA AMIN’NY FANAMANDOANA NY HABAKA

Photos 22/11/2020

Ndao ary

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo
101