Atelier Theatre Voromanga ESCA

Atelier Theatre Voromanga ESCA

Share

Mamolavola ho mpilalao matianina

22/09/2021

Coucou rankizy , i Sah dia manana ny SAHHAF PRODUCTION ka hamokatra film izy koa ireo liana dia afaka manoratra mivantana any aminy , de misy script koa aty amiko , fa tiana no mampahatsiahy fa hanaovana casting mialoha ilay film ,Sitraka indrindra raha mandray anjara isika satria hararaotintsika izao hetsika izao

27/06/2018

MANKASITRAKA ANTSIKA REHETRA , TENA MIPAOTSATROKA MIHITSY IZAHAY !!! MISAOTRA NY PROMOTION " FEHINY 5 TAONA" REHETRA

Photos 25/12/2016
20/12/2016

Dia ef miomakomana indray fa ef hoavy ny manaraka eeeeee

Untitled album 15/06/2016

Sortie voromanga JUIN 2016

10/12/2015

COUCOU , MISY EXPOSITION MOMBA NY TROUPE JEANNETTE MISY AN' I TONTON LIJA AO @ TAHALA RARIHASINA HATRAMIN'NY SABOTSY 12 DESAMBRA 2015 ZAO , KOA ASAINA ISIKA REHETRA HITSIDIKA IZANY !!!

09/04/2015

Bjr .... Samedi matin wav zao mis répétition d'precision wan ze afak an , ato de dance

04/02/2015

Filazana fanairana ho anireo tranainy, antsoina hanatevina ny namana comedie musical MAHATSANGY ze afk mb ts angalana oul af..... Ef mvadik o filazana mtatao ty an

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo
ANTANANARIVO