Lycée Privé Isaac Newton Ambohimanatrika Tanjombato

Lycée Privé Isaac Newton Ambohimanatrika Tanjombato

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lycée Privé Isaac Newton Ambohimanatrika Tanjombato, School, Ambohimanatrika Tanjombato, Antananarivo.

Photos from Lycée Privé Isaac Newton Ambohimanatrika Tanjombato's post 27/09/2024
06/09/2024

Miarahaba antsika rehetra Mpianatra,Mpanabe ary Ray aman-dreny eto amin’ny Lycée Privé Isaac Newton Ambohimanatrika Tanjombato.
Ampatsiahivina isika fa ny Fivoriana voalohany eto amin’ny Sekoly dia atao ny Sabotsy 14 Septembre 2024 ho avy izao,amin’ny 8 ora maraina.
Ny Alatsinainy 16 Septembre 2024 amin’ny 7 ora 30 mn ny fidiran’ireo mpianatra 6e hatramin’ny Terminale,ary amin’ny 8 ora ny Préscolaire rehetra.Mankasitraka antsika rehetra nametraka fitokisana tamin’ny Sekoly.
Ny Tale
Isabelle RANIVOARIMANANA

25/06/2024

Miarahaba antsika ray aman- drenin’ny mpianatra eto amin’ny Lycée Isaac Newton.
Mifarana ny taom-pianarana 2023-2024,koa ny Zoma 28 jona 2024 sy ny Sabotsy 29 Jona 2024 ho avy izao ,amin’ny 8 ora hatramin’ny 11 ora ny fizarana ny valim-panadinana farany an’ireo zanatsika.
Misaotra tompoko.
Ny Talen-tsekoly.

22/03/2024

Miarahaba antsika Ray aman-drenin’ny mpianatra eto amin’ny Lycée Privé Isaac Newton Ambohimanatrika Tanjombato.
Nifarana sahady ny roavolana fahefatra(4e Bimestre) tamin’ity taom-pianarana 2023-2024 ity ka hiala sasatra kely ireo zanatsika.Hiverina aty an-tsekoly izy ireo ny Alatsinainy 8 Avril 2024 ho avy izao amin’ny 7 ora 30 mn toy ny mahazatra.
Mirary fetin’ny Paka ombam-pifaliana eo ambany fahasoavan’ny Tompo ho antsika rehetra ny Sekoly.
Ny Mpitantana

16/12/2023

Portes ouvertes au Lycée Isaac Newton Ambohimanatrika Tanjombato:Samedi 23 Décembre 2023 à 8 h

Rentrée: Lundi 8 Janvier 2024 à 7h30 mn

Photos from Lycée Privé Isaac Newton Ambohimanatrika Tanjombato's post 15/11/2023

Ry Ray aman-dreny hajaina,

Ilazana ianareo Ray aman-dreny fa miato ny fampianarana aty an-tsekoly ny alakamisy 16 sy Zoma 17 Novambra 2023.
Miverina mianatra ny mpianatra ny Alatsinainy 20 Novambra amin’ny 7 ora sy sasany maraina.
Misaotra tompoko.
Ny Talen- tsekoly

27/10/2023

Pause Toussaint au Lycée Privé Isaac Newton Tanjombato: Mercredi 1 Novembre 2023 au Dimanche 5 Novembre 2023
Reprise du cours: Lundi 6 Novembre 2023 à 7 h 30.
Merci

16/09/2023

Miarahaba anareo Ray aman-dreny sy Mpanabe rehetra eto amin’ny Lycée Privé Isaac Newton Ambohimanatrika Tanjombato. Ampatsiahivina isika fa ny fidiran’ny mpianatra dia ny Alatsinainy 18 Septembre 2023 ho avy izao amin’ny 7 ora sy sasany maraina.
Misaotra tompoko.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Culinary Team

Attire

Website

Address


Ambohimanatrika Tanjombato
Antananarivo