24/08/2026
Bonne Semaine e!
Utilise Ta "Poulpisation Maximum" pour l'attaquer dignement 🤨
Zaho mitady "Pieuvrement" ny hamahana ny Blocage Émotionnel an'ilay Namana
Miraikitra Mitendry ato 😂
👉Efa hoe...Any ny olana !
Samy Tsara e..!
22/08/2026
Isika mihevitra fa Tsy ampy Teknika...Matetika ny fahafahana enti-milalao ao an-tsaina no tsy ampy
21/08/2026
Eny e..! 🌴📸
Misy Lokon'ny Andro IfandraisanTsika foana...
Fa...Raha Ianao...
🧭 INONA/IZA ny MOZIKA Tianao Henoina AMIN'IZAO ?
❤️ZARAO Hiarahako Mandrevy AMINAO...
20/08/2026
Rehefa mihaino...BDB ny mahay MITENDRY
..Fa vitsy ny Mitendry mahay
MIHAINO...
19/08/2026
Indraindray eo anelanelan'ny Notes 2 no ahenoina MOZIKA B noho ny anaty Notes zato
15/08/2026
Ny Manaraka ho avy (Efa Akaiky...)
| Mentorat
❌ TSY FIANARANA PIANO (fotsiny) akory fa Fangalana/Fiverenana maka ny Tsirony sy ny Hafaliana rehefa Mitendry, Mamorona sy/na Mitantara
TSARA ny Mianatra Hira fa HAFA ny Mahita Tsirony milalao Azy. Tsapanao Ilay IANAO ao anatiny.
✅Ho Anao mitady an'izany ity Programme ity !
👌 Manampy ny Mpitendry hahita Fanehoana Mozika MALALAKA, MANOKANA sy MAMORONA aho.
👉ManaTSOTRA ny zavatra eritreretina ho SAROTRA
Ho Anao, Ho Azy, Ho Antsika...
🤝Moins de méthode. Plus de présence
Silo Andrian
📸 Ymagoo
20/07/2026
Isika milalao mba hampitolagaga...Ny mpanakanto ngeza milalao, handona sy hikitika fon'olona.