BEST School Alakamisy Fenoarivo

BEST School Alakamisy Fenoarivo

Share

WISDOM 💜 KNOWLEDGE💚 SUCCESS
"Your child deserves THE BEST"
ECOLE D'EXPRESSION FRANCO-ANGLAISE

Photos from BEST School Alakamisy Fenoarivo's post 22/10/2025

❤️GARDERIE/NURSERY❤️
👉zaza 1taona sy tapany hatramin'ny 2taona sy 10volana no raisinay

🥰Toerana izay andrindrana sy ampianarana an’ireo zaza madinika amin’ny fomba ara-pedagojika sy mahafinaritra.

👉Tanjona ao amin’ny garderie:

-Miantoka ny fiarovana ny zaza.
-Manome fialamboly sy fianarana mifanaraka amin’ny taonany.
-Manampy amin’ny fampivelarana ara-tsaina, ara-pitenenana, ara-piaraha-monina.
-Mampianatra ny fampitomboana fahaleovan-tenan'ny zaza.

👉Karazany:
1)GARDERIE PERMANENTE: isanandro,mandritra ny taom-pianarana manontolo. Hoan'ny RAD miasa isanandro

2) GARDERIE OCCASIONNELLE: indraindray ,arakaraky ny filàn'ny RAD. Mety ho 1 na 2 volana...

3) GARDERIE TEMPORAIRE: fotoana fohy .Mety tapakandro, 1 na 2 andro...Raha sendra misy aleha tampoka ny RAD

👉Efa misy sarany mifanaraka @ ireo karazany ireo

🙏❤️Ny fahatokisanareo no herinay, ary ny fahasambarana sy fivelaran'ny zaza no tanjontsika iombonana❤️🙏

YOUR CHILD DESERVES THE BEST

For more information 👉mp

Photos from BEST School Alakamisy Fenoarivo's post 18/10/2025

COURS GRATUIT HANAMPIAKO NY MPIANATRA HANALA BACC S, C et D
Physique chimie,

Nanomboka androany Sabotsy 18 Oktobra mandrapahatongan'ny Bacc, teto BEST School Alakamisy Fenoarivo

Afaka mandray andraikitra, mampandroso amin'izay toerana misy anao ianao.

Photos from BEST School Alakamisy Fenoarivo's post 16/10/2025

🎓 Formation pédagogique📚
🤱🤱éducatrices préscolaires et🧑🧑 enseignantes du primaire !
✔️We deserve the best

Photos from BEST School Alakamisy Fenoarivo's post 10/10/2025

✔️Les activités parascolaires : un moyen de grandir, de s’exprimer et de s’épanouir
🌐Au-delà des cours, nos élèves développent leurs talents et leur esprit d’équipe.
See comments 👇👇👇

07/10/2025

Hoan'ireo rehetra hoavy hanao cours ANGLAIS Samedi ety Fenoarivo izay hanomboka @ Samedi 11 Octobre hoavy izao, ka tsy mbola mahita ny toerana. Antsoy rehefa tonga eo @ fiangonana FJKM Fenoarivo .

📱034 72 690 52

27/09/2025

Samia mitondra am-bavaka ny Tanindrazantsika 🙏🙏

25/09/2025

NOHON'NY ZAVA-MISY ETO AMIN'NY FIRENENA DIA TSY MIANATRA ISIKA RAHAMPITSO ZOMA 26 SEPTAMBRA 2025.
Misaotra antsika manaja ny fandaminanz hatrany 🙏

25/09/2025

Kindergarten
😍Yes, they can 😍

Photos from BEST School Alakamisy Fenoarivo's post 23/09/2025

ENGLISH CONVERSATION CLUB FENOARIVO

Fianarana miteny Anglisy hoan'ny zaza 4ans hatramin'ny adultes eto Ambaniavaratra Fenoarivo isaky ny Asabotsy maraina
FIDIRANA MANARAKA: Samedi 11 Octobre

avy hatrany na antsoy 034 72 690 52
👉you deserve the best

Photos from BEST School Alakamisy Fenoarivo's post 19/09/2025

✨ Premier jour à la garderie !
Un nouveau départ, plein de rires, de jeux et de découvertes 🌈👶🧸
Bienvenue aux petits trésors dans leur deuxième maison 💕

08/09/2025

💕NURSERY💕

✔️Preparation for Primary School
✔️Physical Development
✔️Cognitive Development
✔️Language and Communication Skills
✔️Emotional Growth
✔️Values and Life Skills

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo