Formation et Emploi Direct

Formation et Emploi Direct

Share

En suivant correctement nos instructions, le travail est assuré pour tous le monde

05/04/2026

Miarahaba atsika rehetra nahatratra ny fetin'ny P***a oooo 🥳🥳🥳🥳

🥰Enga anie ho tena hoe taom-pamonjena ho antsika ny tapa-taona manaraka satria efa vitan'i Jesoa ny famonjena 🤗

🔥Ary ho tanteraka avokoa ny nofinofinareo rehetra indrindra amin'ny lafiny arak'asa.

"Samia ho tahian'ANdriamanitra daholo Tompoko " ☺☺

03/04/2026

Miaraha aminay ary manomboka ny lalanao sy hanatsara ny hoavinao amin'ny alalan'ny "Formation call center Anglophone".

Tena tsy andrinay mihintsy ny hifampiresaka aminao sy hanampy anao hanatanteraka ny nofinofinao sy hampitombo ny fahaiza-manaonao amin'ny sehatry ny "Call center Anglophone".

Ho anao débutant(e)s, na koa ianao efa manam-pahaizana, efa misy lesona mifanaraka aminareo tsirairay avy ato Tompoko.

👉Raha te hianatra sy ahazo fampianarana feno ary Tompoko dia tongava miditra hafatra miafina avy hatrany na koa miantso avy hatrany.

☎️0345919448
Ianao miasa no tanjonay ✊
Formation et Emploi Direct

03/04/2026

Ity ny cadeau de Pâques atolotray anareo ary eee 🥰😍😍🔥

Aza tara ary fa kely sisa ny toerana 😊

Rentrée : 07 Avril 2026

☎ : 0345919448

26/03/2026

😔 Te hiasa @ Call Center ve fa sahirana amin’ny teny Anglisy?
Misy vahaolana foan fa aza manahy.
👉 Asio 👍 dia andefasako info.

25/03/2026

𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐀𝐑𝐈𝐊𝐀 𝐀𝐇𝐀𝐅𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀 𝐑𝐀𝐓É 𝐍𝐘 𝐄𝐍𝐓𝐑𝐄𝐓𝐈𝐄𝐍 𝐃'𝐄𝐌𝐁𝐀𝐔𝐂𝐇𝐄

➡️Fohy ny fanontaniana napetraka taminao
Izany hoe tsy nanontany bebe kokoa momba anao ilay recruteur, mety hoe nisy zavatra tsy naha resy lahatra azy tany am-boalohany (ohatra: pozy ivelany,tsy arakarak'ilay voalaza anaty dossier anao ny zavatra nasehonao azy,… )
➡️Mi-jugé anao ho surqualifié izy
Izany hoe miteny aminao izy fa nisy zavatra tsy nagatahany akory kanefa voalazanao, misy zavatra tsy misy hifandraisany amin'ilay asa akory kanefa tsy noteneninao
Izay zavatra izay anefa mety tsy noteneninao akory nandritra ny entretien, fa marika ho anao izay hoe raté ilay entretien
➡️Mametraka fanontaniana mety tsy hampoizinao mihitsy izy, izay fanontaniana tsy misy hifandraisany entretien natao
➡️Tsy milaza aminao ny étape manaraka izy, hoe ahoana ny programme aorian'ilay entretien, tsy miteny izy hoe hiantso fa faranany amin'ny misaotra fotsiny
➡️Tsy miresaka karama
Rehefa tsy voaresaka anatin'ny entretien io karama io dia raté izay ny entretien anao
Vitsivitsy ihany ireo fa maro ny signes ahafantarana fa reté ny entretien anao
Izany rehetra izany anefa dia azo sorohana daholo raha tsara fihomanana sy mamaly tsara ny fangatahan'ilay orinasa nampanao entretien ianao
𝗘𝗳𝗮 𝗻𝗶𝘀𝘆 𝗳𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗲 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗻𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗲𝗻𝘁𝗿𝗲𝘁𝗶𝗲𝗻 𝗱𝗶𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝘃𝗼𝗮𝗿𝗮𝘆❓ sa tsy mbola sahy mihatrika mihintsy ❓
Tsy olana izany tompoko! Eto izahay hanampy anao
Ato aminay :
ianarana mihintsy ny miomana amin’ny entretien d'embauche
ianarana mihintsy ny fomba fiatrehana azy, sy ireo mot clé tsara ampiasaina
ianarana mihintsy ny manao CV mba ahatonga anao ho voafantin’ny recruteur
atoro anao ireo toerana afaka iasanao ahorian’ny fiofanana + Coaching personnalisé avant entretien + CV gratuit offert.
Cours d’anglais GRATUIT ho an'ireo izay tena mbola débutant(e)s nefa te hisitraka ilay tolotra.

FIHENAMBIDY 30% HO AN'IZAY miditra MP ka misoratra anarana androany sy rahampitso.
Contact: 0345919448

16/03/2026

❌AFAKA AVADIKA OPPORTUNITÉ VE NY ÉCHEC RAHA AMINAO MANOKANA ❓❓❓





Indraindray ny échec no toa mampihemotra antsika.
Fa raha jerena tsara, izy io no manokatra lalana vaovao.
Ny olona mahomby dia tsy hoe tsy lavo mihitsy…
fa mahay mitsangana indray rehefa lavo.
🔹 Ny échec dia mampianatra.
🔹 Ny échec dia mampahery.
🔹 Ny échec dia manova fomba fisainana.
Aza matahotra ny tsy fahombiazana, satria matetika izy no manova ny lalantsika ho amin’ny opportunité lehibe kokoa.

❗En condition kosa dia mila mi-assumé sy manao jery todika ianao hoe inona ilay TSY NETY mba ahafahanao MANATSARA NY HOAVY

👉 Tadidio:
Ny faharesena androany mety ho dingana mankany amin’ny fandresena rahampitso.
Koa raha lavo ianao androany, aza mijanona eo.
Mitsangàna, mianara amin’ilay lesona, ary tohizo ny lalana.
💡 Indraindray ny “échec” dia tsy fiafarana…
fa fanombohan’ny tantara tsara kokoa.

🎁Afaka mba tantarainao ao amin'ny commentaire ve ny zavatra iray nikirizanao naverimberinao ka azonao ihany izy ny farany???

Mirary soa daholo Tompoko 😊🤗🤗

✍️Formation et emploi direct!!

16/03/2026

📢⚠️ URGENT RECRUTEMENT‼️

Izahay dia mitady Agents commerciaux maromaro hanamafy ny ekipanay.

Ireto avy ny zavatra takiana:
⚠️ Manasa anao hamapky tsara ny profile takiana amin’ilay asa ⚠️

-Olona matotra sy mazoto miasa
-Olona tia challenge sy manenjika objectif
-Mahay misarika sy mandresilahatra mpanjifa.
-lehilahy na vehivavy (20 ans- 28 ans)

Ireto avy ny asa miandry anao:
✅ Mitady/ Mandresilahatra mpanjifa amin' ny réseaux sociaux ( Facebook/messenger,..... ).
✅ Manenjika objectif
✅ Miasa en local ( Antananarivo )

Raha toa Ka vonona ianao ny hanao challenge, dia manasa anao handefa CV amin' ny: [email protected]

Deadline: Jeudi 19 Mars 2026
Mankasitraka tompoko.

13/03/2026
11/03/2026

AZA ATAO SAKANA NY MAHA DÉBUTANT(E)S ANAO.

Fantatrao ve fa ireny tompona orinasa ireny dia niainga débutant(e)s daholo?
Fantatrao ve fa ireny olona manana toerana ambony eo amin'ny orinasa na firenena ireny dia niainga débutant(e)s daholo?

❌Dia maninona ianao no mihahotra rehefa hoe débutant(e)s?
❌Maninona ianao no kamo manao action na zavatra iray rehefa hoe débutant(e)s?
📍Ny olona rehetra dia niainga teo amin'io toeranao io daholo
📍Tsy nisy tonga dia avancé sy expert fa nainga débutant(e)s daholo
📍Ary azo atao tsara ny miala amin'io fa ianao no mila vonona

❌Tandremo anefa sao tamana ao ianao, satria raha izay dia tena tsy handroso sy hahomby mihitsy ianao ary vao maika hihemotra

🔴Mba hialana amin'izay dia hinoako fa hanampy anao ireto
🎀Manàna foana objectif mazava rehefa mitady asa, efa lesona niverimberina teto foana ity, mila mamaritra hoe inona ilay asa tadiavinao, mikasika ny inona, ary zavatra tianao sy mi passionnée anao ve. Raha tena mbola tsy hainao mihitsy ilay izy dia vonona ve ianao hianatra azy
🎀Aza atao sakana mihitsy ilay maha débutant(e)s anao ka hoe tsy ho vitako izany satria za débutant(e)s, ary tsy ho vitanao mihitsy io raha tsy manao action ianao
🎀Mianara foana raha azo atao, manokana fotoana hianaranao zava-baovao isam-bolana na isan-kerinandro, vahaolana iray hialanao amin'ny maha débutant(e)s anao io
🎀Manaova formation hakanao expérience
Maro fa tena vitsy ireo, azonao angamba ny tiako ambara, rehefa vonona ianao dia izay no zava-dehibe, aza matahotra mandray opportunité izany mihitsy,


Amin’ny fanombohan’ ny taona 2026, misy formation karakarainay izay natokana ho antsika DÉBUTANT(E)S rehetra izay te hiasa amin’ny sehatry ny “Call Center Anglophone” + Coaching personnalisé + CV offert.
Tsy mbola mahay teny Anglisy ve? Mahazo cours spécial (GRATUIT) ianao mandritra ny 3 MOIS (raha tena hoe mbola sahirana be).

Voafetra ny toerana fa ataovy haingana ny inscription sao tara.
MP ou 0345919448

28/01/2026

❌LIANA TOMPOKO❌
❌MAHALIANA❌
❌LIANA TANTERAKA..❌

Betsaka amintsika tanora ankehitriny no tsy manana tanjona précis @ fiainana fa hoe zao hono no malaza dia iny dia lasa.

Betsaka ihany koa no manana tanjona précis nefa TSY MANOMBOKA, No tsy MANAO EZAKA AHATRATRARANA an'iny akory fa dia lasa ihany ny taona fa ilay tanjona tsy metry tratra mihintsy.

😫😫Ny mahagaga anefa dia vao mandalo ny publication mahakasika an'io zavatra tiany hatao io dia "LIANA" foana izy eee ...😫

🔴Tsy tratra matoritory io Tanjona io re Tompoko oooo, fa betsaka ny ezaka tokony atao, ary ambadik'ireny olona feno fandresena ireny dia sacrifice tsy sacrifice no iainany fa tsy hitanao...Bref,

🔴FEHINY DIA :
👉Apetraho ny tanjonao
👉Manaova investissement
👉Mianara
👉Mamonje fiofanana izay mifanaraka amin'iny asa iny.

☘️Ho anao izay tena VONONA ary manana tanjona précis tsara te hiasa @ "CALL CENTER ANGLOPHONE" zao ohatra dia afaka manampy anao izahay ary tsy formation fotsiny fa mbola misy renforcement de langue + CV

👉Atombohy anie eee... Dia ho hitanao fa hitombo ny valeur nao....., Ary rehefa mitombo ny valeur nao dia Tafiditra miasa ianao mazava hoazy.

☎0345919448 (Formation et Emploi direct)

Mirary soa daholo

✍️Formation_et_emploi_direct

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 21:00
Tuesday 08:00 - 21:00
Wednesday 08:00 - 21:00
Thursday 08:00 - 21:00
Friday 08:00 - 21:00
Saturday 08:00 - 21:00
Sunday 08:00 - 21:00