AriaryVarotra

AriaryVarotra

Share

Tongasoa eto amin'ny Pejy ofisialy Ianao! ☺ téléphone /tablette/autre

Photos from AriaryVarotra's post 26/07/2026

⚡PEN TESTEUR MULTIMÈTRE INDUCTION⚡

🧠INTELLIGENT sady Portable tsara.

🔥AVEC INDUCTION : Tsy voatery mamoha fil fa ampandalovana fotsiny dia hita na tapaka na tsia.

🔌AVEC CORDON( Azo esorina rehefa tsy miasa) + pile offerte

📢MODE: Continuité (DC) sy Alternative (AC)

🔌 AVEC CONTACT : Mahazaka voltage avo be (220V, 450V, 600V CAT III)

🚗 Mety tsara hoan' Fiara ihany koa (DC 0-600V): Hijerena haingana ny , , , ary ny 12V

🚨 INDICATEUR CLAIR & INTELLIGENT : Misy bip sy alarme + écran rétro-éclairé, Test de Continuité (Bip)

🔋 PRATIQUE ET ÉCONOMIQUE : Pile kely 1.5V × 2 AAA atsofoka ao dia maharitra ela be + Arrêt automatique afaka 3 mn.

🔦 LAMPE DE POCHE LED (intégré) : Mazava sy azo iasana tsara amin'ny maizina.

📦 "Stock limité!"

📩 Alefaso MP (Message Privé) avy hatrany ny kaomandinao ( toerana + Num téléphone)

📞 Téléphone / WhatsApp: 034 53 239 69
📍 Livraison🚚 ou Récupération🛐






Photos from AriaryVarotra's post 20/07/2026

⚡PEN TESTEUR MULTIMÈTRE INDUCTION⚡

🧠INTELLIGENT sady Portable tsara.

🔥AVEC INDUCTION : Tsy voatery mamoha fil fa ampandalovana fotsiny dia hita na tapaka na tsia.

🔌AVEC CORDON( Azo esorina rehefa tsy miasa) + pile offerte

📢MODE: Continuité (DC) sy Alternative (AC)

🔌 AVEC CONTACT : Mahazaka voltage avo be (220V, 450V, 600V CAT III)

🚗 Mety tsara hoan' Fiara ihany koa (DC 0-600V): Hijerena haingana ny , , , ary ny 12V

🚨 INDICATEUR CLAIR & INTELLIGENT : Misy bip sy alarme + écran rétro-éclairé, Test de Continuité (Bip)

🔋 PRATIQUE ET ÉCONOMIQUE : Pile kely 1.5V × 2 AAA atsofoka ao dia maharitra ela be + Arrêt automatique afaka 3 mn.

🔦 LAMPE DE POCHE LED (intégré) : Mazava sy azo iasana tsara amin'ny maizina.

📦 "Stock limité!"

📩 Alefaso MP (Message Privé) avy hatrany ny kaomandinao ( toerana + Num téléphone)
Prix: 85.000ar
📞 Téléphone / WhatsApp: 034 53 239 69
📍 Livraison🚚 ou Récupération🛐






Photos from AriaryVarotra's post 15/07/2026

OMEO "STYLE" MIAVAKA SY MODERNINA NY FIARANAO NA NY MÔTÔNAO! 🏍️

Te-hampiavaka ny fiaranao, ny môtônao, na ny casque-nao ve ianao?

⚡⚡⚡Stickers Holographiques⚡⚡

manome taratra sy manintona! 🎆🎇

✨ Inona no mampiavaka azy?

🌈 Effet Holographique: Mamirapiratra sy tsara ny lokony💡💡🎆🎇🎇

🛡️ Kalitao avo lenta: Tsy mora miala, mahatanty rano sy hafanana.

💻 Azo apetaka amin'ny maro: Fiara, môtô, casque, solosaina (PC portable), na izay toerana malama tianao asiana azy.

💥 Marika malaza maro azo isafidianana: Sparco, Monster Energy, Pirelli, Motul, Michelin, Yokohama, GoPro, ary maro hafa!

Mandray COMMENDE izahay💁

👉 Mandefasa hafatra mivantana (MP) avy hatrany raha hanafatra na hisafidy ny loko sy marika tianao!

034 53 239 69

Photos from AriaryVarotra's post 15/07/2026

Diagnostic ODB2 Auto WiFI

🛠️ Inona no azonao atao aminy?

Vakio sy fafao ny "codes d'erreur" (Check Engine): Fantaro avy hatrany ny anton'ny olana ary vonoy ny voyant.

Araho maso ny "capteurs" rehetra amin'ny alina/andro: Jereo ny hafanan'ny rano (température d'eau), ny "tour moteur" (RPM), ny hafainganam-pandeha, ary ny maro hafa.

Mamaky ny VIN (Numéro de châssis): Mahafantatra tsara ny mombamomba ny fiaranao.

📶 Mora ampiasaina amin'ny alalan'ny WiFi! Mifandray haingana amin'ny finday na solosainao.

👉 Mety amin'ny: Android, iOS (iPhone), ary Windows.

📥 Alefaso MP avy hatrany ny kaomandinao

034 53 239 69

Photos from AriaryVarotra's post 15/07/2026

Kit d'Ambiance LED💡🎇🎇🎆

HAZAVANA MANJA ARY MORA APETRAKA HO AN'NY ATIN'NY FIARANAO! 🌟

⚡MISY IHANY KOA NY SERVICE AFAKA MAMETAKA TONGA MAKA DEVIS RAHA MAHALIANA ANAO TOMPOKO ⚡



🛠️ Ampidirina amin'ny USB fotsiny dia mandeha (5V)!

👁️ Miaro ny maso: Hazavana malefaka sy milamina, tsy manelingelina rehefa mitondra fiara amin'ny alina.

📏 Refy tsara rindra: Lava 3 metatra na ambonin'izay misy , mety tsara ho an'ny tableau de bord sy ny varavarana.

✨ Mora apetraka: Atsofoka mivantana amin'ny elakelanykely amin'ny sisin'ny plastika fotsiny!
🔴 Red (Mena)

🔵 Blue (Manga)

🟣 Purple (Violet)

🟢 Green (Maitso)

❄️ Ice Blue (Manga mivava)

Mandefasa hafatra mivantana (MP) maka devis sy commande.

034 53 239 69

Photos from AriaryVarotra's post 15/07/2026

💥 Pied à Coulisse Numérique: Fandrefesana Tonga Lafatra ho Anao..⚡

✅ Precision ±0.2mm: Fandrefesana azo antoka sy mazava ho an'ny zavatra bitika rehetra.

✅ Efijery LCD Lehibe: Mamaky refy mora sy haingana.

✅ Refesina amin'ny MM sy Isa

✅ Matanjaka sy Mateza: Vita amin'ny fibre nylon matanjaka.

✅ Fandrefesana Efatra: Fandrefesana ny any ivelany, any anaty, ny haavony ary ny halaliny.

Alesaso ny Commande
Miditra hafatra miafina MP
034 53 239 69

Photos from AriaryVarotra's post 14/07/2026

**APPLIQUE MURALE D’AMBIANCE LED
** (Effet Double Colline)**

(Azo ampiasaina amin'ny karazana déco tianao jereo ny ohatra @ sary)

# # # ✨ **NY MAMPIAVAKA AZY:

🧲 **Fixation Magnétique (Sans perçage) :** Misy "aimant" matanjaka sy *colle* mampitambatra azy amin'ny rindrina. Azonao esorina sy afindra amin'ny fotoana rehetra! 🔄

* 🚶‍♂️ **Misy Détecteur de Mouvement Intelligent :** Mirehitra ho azy rehefa misy olona mandalo (alina na antoandro). 🏃‍♂️💡

* 🔋 **Rechargeable USB Type-C :**

*Batterie Lithium* maharitra ela be! 🔌🔋

* 🌈 **RGB 16 Couleurs & Télécommande :** Afaka ovaina loko 16 samihafa amin'ny *télécommande* mba hifanaraka amin'ny *ambiance* tianao (*rhythm, sleep, romantic, sns.*). 🎨🎮

* 💡 **Intensité Réglable :** Azonao ampitomboina na ahena ny herin'ny hazavana araka izay hitanao fa mety. 🔅🔆

# # # 🛠️ **FICHE TECHNIQUE

📐 **Dimensions :** $9.3\text{ cm} \times 8.3\text{ cm}$ (tsara tarehy kely)

💡 **Technologie :** Jiro LED

🗺️ **Zone de couverture :** Mazava tsara ny velarana $15 m²ka hatramin'ny 20 m²

# # # 💰 **PRIX : 75.000 Ar**
📦 **Livraison ou Récupération**
✈️ **Mandefa any amin'ny faritra rehetra!**
# # # 📞 **ALEFASO NY COMMANDE ARY:**

* 📱Téléphone :034 53 239 69 (Appel na SMS)

* 💬 Mandefasa hafatra mivantana amin'ny **MP (Messagerie)**
*(Stock limité)!* ⏳🚀

Photos from AriaryVarotra's post 08/07/2026

✨ Ity ny BANDE LED RGB USB ilainao! ✨

✅ Prise USB: Azonao ampidirina mivantana amin'ny TV, PC, na Powerbank
✅ Facile à installer: Misy autocollant efa mifatotra aminy, tonga dia apetaka fotsiny
✅ Télécommande: Afaka manova loko 16 RGB sy modes 4 amin'ny télécommande kely.

Feno 100% ny kit (bande LED, câble USB, télécommande)!
💰 Vidiny: midira mp maka devis satria miankina amin'ilay refy ilainao.
🚀 Livraison ou récupération
🔥Efa ho lany ity fa haingana🎉
📩 Midira MP avy hatrany mba hanafatra!
034 53 239 69

Photos from AriaryVarotra's post 07/07/2026

⚡ TOURNEVIS TESTEUR INTELLIGENT ⚡

💡 OPTIONS MATANJAKA:

📶 AVEC INDUCTION : Tsy voatery mikasika amin'ny fil na fitaovana vao fantatra hoe misy courant fa ampandalovana fotsiny dia maneno sy mirehitra izy!
🔌 AVEC CONTACT : Mahazaka voltage avo be (220V, 450V, 600V CAT IV et 1000V CAT III).
🚨 INDICATEUR CLAIR & INTELLIGENT : Misy bip sy alarme + écran rétro-éclairé.
🔋 PRATIQUE ET ÉCONOMIQUE : Pile kely 1.5V × 2 AAA atsofoka ao dia maharitra ela be + Arrêt automatique afaka 3 mn.
🔦 LAMPE DE POCHE LED (intégré) : Mazava sy azo iasana tsara amin'ny maizina.
⚠️ ALEFASO ARY NY COMMANDE sao tara eo ianao!
💰 Prix : 65.000 Ar
📦 Récupération ou Livraison 🏍️
📞 Contact rapide : 034 53 239 69 / MP (Toerana, numéro ary plus d'info) 📥

30/06/2026

Epice tena Mampiova Tsiro !
13 épice be izao no hitano ao anaty boîte 410G.
Fotoana azo hitahirizana : 365jrs

Ireto ireo épice: Badiane chinoise (Anis étoilé),Graines de fenouil,Poivre de Sichuan,Bâtons de cannelle,Galanga (Racine),Gingembre séché,Écorce d'orange séchée (Chenpi),Poivre noir (Grains),Noix de muscade ,Réglisse (Graines et Racine) ,Cardamome noire ,Clous de girofle ,Écorce d'Hawthorn

Alesaso ny Commande ary.
Livraison partout Mada
Call: 034 53 239 69

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Antananarivo