Ecole privée Little David Ambatofotsy gara
Cette page a été créée pour publier des informations à propos de l'école privée Little David
01/09/2025
✨📒L’éducation est le socle sur lequel se construit toute réussite.
Chaque rentrée scolaire est une nouvelle opportunité d´apprendre, de rêver et de grandir. Encourageons nos enfants à croire en leur potentiel , car ils sont les bâtisseurs de demain.
Ensemble , bâtissons une meilleure génération future.💫✏️
NOUS RECRUTONS POUR 2025-2026 UNE INSTITUTRICE :
1)TITULAIRE BU BAC
2) MAÎTRISANT LE FRANCAIS (Parlé et écrit)
3) LA POSSESSION D'UNE A.E OU A.Ex SERAIT UN ATOUT
4) LIBRE DE SUITE." CONTACTS: 033 46 660 50 / 038 90 414 67.
27/02/2025
Faly miarahaba antsika rehetra indray tompoko.
Ireto indray ny photos de classes farany.
Ny retirage manaraka amin'ny Sabotsy 01 er Mars , livraison manaraka Alatsinainy 03 Mars.
Mirary soa antsika rehetra.🥰
15/01/2025
Faly miarahaba antsika rehetra indray nahatratra ity taombaovao 2025 ity.
Ny fahasoavan'Andriamanitra irery ihany no naha toy izao antsika.
Amin' izao taombaovao izao dia mamoaka calendrier 2025 ny sekoly , azo jifaina amin'ny vidiny 5000 ar ary raisina eto antsekoly ihany.
Mankasitraka indrindra amin'ny fanohananareo ny sekolintsika.
Tahian'i Jesosy daholo....🥰😇
NOUS RECRUTONS POUR 2024-2025 UNE INSTITUTRICE :
1)TITULAIRE BU BAC
2) MAÎTRISANT LE FRANCAIS (Parlé et écrit)
3) LA POSSESSION D'UNE A.E OU A.Ex SERAIT UN ATOUT
4) LIBRE DE SUITE." CONTACTS: 033 46 660 50 / 038 90 414 67.
Bonjour daholo!
Ity misy kadoa krismasy hatolotray anareo sahady!
Koa dia mihainoa finaritra daholo oooh!❣️
Bonjour daholo!
Inty indray ny " numéro de téléphone" hahazoana ny sekoly manomboka izao: 0382501636.
Mankasitraka tompoko.🥰❣️
Miarahaba antsika rehetra.
Hilazana isika fa tsy mianatra ny mpianatra rahampitso noho ny " rentrée solennelle " izay tanterahina eny Andramasina.
Amin'ny alatsinainy indray vao miverina .
Mankasitraka antsika rehetra! ( entanina isika hizara ny vaovao) 🙂
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Antananarivo
102