๐ฐ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ? โค๏ธ
Level Formation
Formez-vous et devenez libres financiรจrement avec nous
02/12/2025
๐จโ๐ฉโ๐งโ๐ฆ ๐ฐ๐จ๐ต๐จ๐ถ ๐ด๐ถ๐ซ๐ฌ๐ณ๐ฐ๐ต'๐ต๐ ๐๐จ๐ต๐จ๐ฒ๐จ๐ถ ๐ฝ๐ถ๐จ๐ณ๐ถ๐ฏ๐จ๐ต๐
Tsy ny teny lazainao fotsiny no halainy tahakaโฆ
fa indrindra ny fiainana iainanao isanโandro, ny fihetsika, sy izay ataonao rehetra no adikany sy ataony๐
โข Hoy ianao hoe โmamaky boky ny zanakoโ? โ Vakio aloha ny anao ๐
โข Tinao izy hahalala fomba? โ Asehoy aminโny fihetsikao ny fanajana ๐ค
โข Tianao ho sahy sy mahatoky izy? โ Ataovy hita aminโny fihetsikao izany ๐ช
โข Tinao ho akaiky anโAndriamanitra izy? โ Velomy aminโny fiainanao ny finoana ๐
๐ก Tadidio: ny zanaka dia fitaratra mampiseho ny fiainanโny ray aman-dreny.
Ny fahazaranโny zanakao rahampitso
๐ dia miankina amin'ny ataonao androany
Ary ny toetrany rahatrizay
๐ dia vokatrโireo safidinao ankehitriny
Koa raha mila taranaka tomponโandraikitra, manan-tsaina, mendrika sy mahitsy ianao,
ataovy fantatra aminโny fiainanao androany aloha izany.
โจ Atomboy aminao ny fiovร na, dia hanaraka ho azy izy.
๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐, ๐ฒ๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐, ๐
๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐๐๐๐. โ ๐ถ๐๐๐๐๐๐๐๐ 22 : 6
๐ฃ Raha manaiky ianao fa modely ny ray aman-dreny,
โ
Asio ยซ โค๏ธ dia zarao amin'ny namana ๐
Level Formation
03/11/2025
๐ฏ ๐ด๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐
๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐
๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐.
๐ด๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐..
๐ Fantatrao ve fa ny fahaizanao mifehy ny ๐๐๐๐๐๐๐ dia mety ho ilay ๐๐ฬ๐๐ฅ๐ข๐ hanova tanteraka ny asanao sy ny fiainanao?
Rehefa hainao ny mampiasa azy, dia lasa hainao koa ny :
โ
๐๐๐ฆ๐จ๐ซ๐จ๐ง๐ ๐ก๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ฉ๐๐ข๐ค๐๐๐ฒ ๐ฆ๐๐ญ๐ข๐ก๐๐ง๐ข๐ง๐ ๐ก๐๐ง๐จ๐ฆ๐๐จ๐ก๐๐ง๐ ๐ง๐ ๐ก๐๐ง๐ข๐ญ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ฎ๐ฌ๐ข๐ง๐๐ฌ๐ฌ.
โ
๐๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐๐ง๐ฃ๐ข๐๐ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฆ๐๐ ๐ฆ๐๐ง๐ข๐ง๐ญ๐จ๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐๐ญ๐ข๐ก๐๐ง๐ข๐ง๐.
โ
๐๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐จ๐ญ๐จ๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐๐ซ๐ฒ, ๐ง๐๐๐ ๐ฆ๐๐ก๐๐ณ๐จ ๐ฏ๐จ๐ค๐๐ญ๐ซ๐ ๐๐ฏ๐จ ๐ค๐จ๐ค๐จ๐ ๐ข๐ฌ๐๐งโ๐๐ง๐๐ซ๐จ.
๐ก Raha mbola tsy mampiasa azy ianao, dia mbola ao aminโilay fomba taloha izay mety hoe tsy hita izay maha-ratsy azy kanefa tsy mitondra fitomboana sy fivoarana loatra.
Fa raha mahafehy ny ๐๐๐๐๐๐๐ , dia misokatra isanโandro ny varavaranโny fahafahana sy ny fandrosoana ara-bola.
โก Fanapahan-kevitra iray ihany dia mety hampiakatra anao aminโny ambaratonga vaovao!
Aza avela handalo fotsiny ny ๐จ๐ฉ๐ฉ๐จ๐ซ๐ญ๐ฎ๐ง๐ข๐ญ๐ฬ๐ฌโ raiso an-tร nana izao.
๐๐๐ฌ๐ฌ๐ข๐จ๐ง ๐๐๐ซ๐๐ง๐ฒ ๐๐ญ๐จ ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐๐ง๐๐ซ๐ข๐ฏ๐จ ๐ง๐ฒ:
๐
๐๐๐๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐ ๐๐จ๐ฏ๐๐ฆ๐๐ซ๐ ๐ญ๐จ๐ง๐ญ๐จ๐ฅ๐จ ๐๐ง๐๐ซ๐จ.
๐ ๐๐๐ฌ๐ฌ๐ข๐จ๐ง ๐๐๐ ๐ข๐ณ๐ฒ ๐ข๐จ
๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐
03/11/2025
๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐: ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐
๐ง ๐. ๐๐ข๐๐ง๐๐ซ๐ ๐๐ฅ๐จ๐ก๐ ๐ฆ๐ข๐๐๐ก๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐๐จ ๐ฆ๐จ๐ฆ๐๐ ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐
Ny vola dia tsy fahavalo fa fitaovana.
Ny fomba fisainantsika momba azy no mahatonga azy hanampy antsika na hanandevo antsika.
Maro ny olona maniry hahazo vola, maniry hanam-bola nefa ao an-tsainy mbola matahotra na manaratsy sy manome tsiny ny vola.
Ny olona sasany dia mihevitra fa โny mpanan-karena dia olona mpanararaotraโ, na koa hoe โny vola no fototry ny ratsy rehetraโ.
Raha izany no finoana mitondra anao, dia sarotra ny hahazo harena satria ny sainao mihintsy no manakana anao tsy handray azy.
> ๐ฌ โTsy afaka manangona harena aminโny tanana ianao, raha ny sainao aza mandร azy.โ
๐ฑ ๐. ๐๐ฏ๐๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ง๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐
Aza jerena ho zavatra mampatahotra ny vola, fa raiso ho fitaovana hanatanterahana ny tanjonao.
Ny vola dia manome safidy, fahafahana ary fiadanan-tsaina.
Ny olona tsy mahay mifehy vola no andevoziny, fa ny olona mahay mifehy vola kosa dia mampiasa azy ho hery.
๐ Raha te hanana fahaleovantena ara-bola ianao, tsy maintsy manomboka aminโny fanajana sy fahatokisana hoe:
โAfaka mitantana sy mitombo ara-bola aho.โ
๐ก๐. ๐๐ฆ๐๐จ๐๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ โ๐ฆ๐ข๐ง๐๐ฌ๐๐ญ ๐๐ ๐๐ซ๐จ๐ข๐ฌ๐ฌ๐๐ง๐๐โ
Ny olona rehetra mahomby ara-bola dia manana toe-tsaina mitombo โ
toe-tsaina tsy mimenomenona aminโny zava-misy, fa mitady vahaolana sy mianatra hatrany.
Aza miteny hoe:
โ โTsy manan-tsaina hifehezana an'izay vola izany aho.โ
Fa ovay ho:
โ
โMbola mianatra mifehy vola aho.โ
Aza miteny hoe:
โ โTsy anjarako ny ho mpanan-karena.โ
Fa ovay ho:
โ
โAfaka manan-karena koa aho aminโny fahaizako sy ezaka ataoko isan'andro.โ
> ๐ฌ โNy vola dia manaraka izay olona vonona handray andraikitra aminโny fiainany.โ
๐ฅ ๐. ๐๐ซ๐๐ญ๐จ ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ ๐๐ง๐ ๐ค๐๐ฅ๐ฒ ๐๐ณ๐จ๐ง๐๐จ ๐๐ญ๐๐จ ๐๐ง๐๐ซ๐จ๐๐ง๐ฒ:
๐ Manokร na 10 minitra hanoratana:
Inona no finoanao ratsy momba ny vola hatramin'izay?
Ahoana no hanovร nao azy ho finoana tsara sy hanetsika anao handroso?
๐ Ohatra:
> โTsy manana fahafahana hanangom-bola izany aho.โ โ โAfaka manomboka manangom-bola tsikelikely isan-kerinandro aho.โ
โRahoviana koa no ho afaka aminโity fahantrana ity? Tsy afaka amin'ity izany mihintsy aho.โ โ โTsikelikely dia hianatra sy hanova ny fiainako aho.โ
๐ Ny fahaleovantena ara-bola dia tsy manomboka aminโny vola, fa aminโny fahavononana hanova ny fomba fisainanao.
Tsy misy vola miditra izany rehefa ny saina no manakana.
Fa raha misokatra aminโny fianarana, ny ezaka, ary ny finoana ny sainao? Dia tsy maintsy hisy fiovร na ny fiainanao ara-bola.
> ๐ฌ โRaha vonona ny sainao, dia ho vonona hanaraka ny vola.โ ๐ฐ
๐ Ho anao mpanaraka ny pejy, avy namaky ny hafatra.
๐ฌ Zarao eto ambany hoe inona no fomba fisainanao tianao hovaina momban'ny vola?
Na soraty aminโny diary-nao โ manomboka androany, ianao no tomponโny sainao ara-bola. ๐ช
๐๐ข๐ซ๐๐ซ๐ฒ ๐ก๐๐ซ๐ข๐ง๐๐ง๐๐ซ๐จ๐ฆ-๐ฉ๐๐ก๐จ๐ฆ๐๐ข๐๐ณ๐๐ง๐ ๐ก๐จ ๐๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐ ๐ซ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐
31/10/2025
๐๐๐๐ ๐๐๐ญ๐ฌ๐๐ค๐ ๐ง๐จ ๐ฆ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ฌ๐, ๐ง๐๐๐ ๐ฆ๐๐จ๐ฅ๐ ๐ฆ๐๐ซ๐จ ๐ข๐ก๐๐ง๐ฒ ๐ง๐จ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ฅ๐ ๐๐ค๐จ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ ๐๐ข๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ฌ๐ข๐๐งโ๐ข ๐๐ก๐๐ญ๐๐๐ !
Amin'izao fotoana izao dia lasa fitaovana tena ilaina sy manova fiainana aminโny sehatra ara-barotra, fianarana ary fiainana andavanandro ny intelligence artificielle (IA), indrindra ny ๐๐ก๐๐ญ๐๐๐. Raha mbola tsy mampiasa azy ianao, dia azo lazaina hoe tsy mahay manararaotra opportunitรฉ satria dia isany hahazoana fandrosoana sy fahombiazana ny fampiasana azy
๐ ๐๐ง๐ญ๐จ๐ง๐ฒ ๐ ๐ฅ๐๐ก๐ข๐๐ ๐ฆ๐๐ก๐๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ฌ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ก๐๐ญ๐๐๐ :
โก๏ธ. ๐ณ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐
Na mpiasa ianao na mpandraharaha, ๐๐ก๐๐ญ๐๐๐ dia afaka manatsara be ny kalitaonโny asanao. Afaka mamorona votoaty matihanina, mamaha olana haingana, ary manaitra ireo mpanjifa na lehibenao aminโny valiny avo lenta sy mavesa-danja.
โก๏ธ. ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
Noho i ๐๐ก๐๐ญ๐๐๐, tsy sarotra intsony ny mianatra. Raha mila mianatra fahaiza-manao vaovao, manomana tetikasa, na mitady hevitra vaovao ianao, dia faka mametraka fanontaniana tsara aminy dia mahazo valiny. Toy ny manana mpampiofana manokana manazava anao aminโny fotoana rehetra.
โก๏ธ. ๐ฏ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐
๐๐๐๐-๐๐๐๐
๐๐ก๐๐ญ๐๐๐ dia afaka ho mpiara-miasa aminโny fitadiavam-bola, aminโny famoronana fandraharahana, famoronana asa fanampiny, na fanatsarana ny vokatra efa misy. Maro ireo efa nahita vokatra lehibe sy nitombo ny fidiram-bolany taminโny fampiasana azy. Ary ianao ?
Mbola maro ny tombontsoa azo avy aminy fa ireo aloha no resahin-tsika androany
๐ก Mbola hiandry fotoana ve sa hanararaotra amin'izay?
Aza avela andalo fotsiny ny opportunitรฉ fa mianara ๐๐ก๐๐ญ๐๐๐dia ampiasao.
31/10/2025
๐๐
๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ? ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Aza atao fandaniana andro fotsiny ny tambajotra, fa raha mampiasa finday + connexion Internet ianao dia azonao atao tsara ny mamorona, miasa, ary mivoatra amin'ny alalan'ireo! ๐
๐๐ซ๐๐ญ๐จ ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐จ๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ๐ฏ๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐ฏ๐ข๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ข๐ณ๐๐ฒ ๐๐ณ๐จ๐ง๐๐จ ๐๐ญ๐๐จ ๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐
โ
Ny famoronana sy fampiasana ny ๐ฉ๐๐ฃ๐ฒ ๐
๐๐๐๐๐จ๐จ๐ค ho sehatra matihanina hanehoana ny asa sy hahazoana mpanjifa.
โ
Ny fahaizana mampiasa ๐๐ก๐๐ญ๐ ๐ฉ๐ญ aminโny famoronana contenus (lahatsoratra, mailaka, script) ary famaliana fanontaniana mitaky famoronana.
โ
Ny fahaizana mampiasa ๐๐๐ง๐ฏ๐ aminโny famolavolana sary, posts ho aminโny mรฉdia sosialy, infografika โ hanomezana endrika manintona ny asa vitanao.
โ
Ny fahaizana mampiasa ๐๐ง๐ฏ๐ข๐๐๐จ aminโny famoronana video fohy, ampiasaina aminโny fampahafantarana, marketing, rรฉels sns.....
โ
Ny fahaizana mampiasa ๐๐๐ฆ๐ข๐ง๐ข aminโny fangatahana sy fitaovana IA โ hanatsarana ny famoronana asa, ny fitadiavana hevitra vaovao ary ny workflow.
โ
Ary farany, ny fahaizana mitady mpanjifa, manangana portfolio, mampiroborobo ny tolotra omenao, satria tsy ampy ny fahaiza-mamorona raha tsy misy mpanjifa.
โ๏ธMisafidiana iray na roa aminโireo aloha dia ataovy izay hahaizanao sy hahafehezanao azy tsara ary manomboha asa: manamboara portfolio kely, tantara kely aminโny mรฉdia sosialy, manolora tolotra ho anโny namana na amin'ny orinasa kely.
๐ฌ ๐ Atomboy! Mametrร tanjona. Mianara mamorona asa.
๐๐๐ง๐จ๐ง๐ ๐ญ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ข๐ซ๐๐จ ๐ง๐จ ๐๐๐ ๐ง๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ฌ๐๐ข๐ง๐๐จ???
30/10/2025
๐ฅ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐
๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฅ
1๏ธโฃ ๐๐ญ๐๐จ๐ฏ๐ฒ ๐ฆ๐๐ง๐๐ง-๐๐๐ง๐ฃ๐ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ญ๐จ๐๐ง๐๐ง๐๐จโฐ
Aza mandany fotoana aminโny zavatra tsy mampandroso anao. Raha mbola manana fotoana ianao dia ampiasao hianarana, hiketrehana, hananganana ho avy.
2๏ธโฃ ๐๐ข๐ญ๐๐๐ข๐๐ฏ๐ ๐ฅ๐จ๐ก๐๐ซ๐๐ง๐จ๐ฆ-๐๐จ๐ฅ๐๐ฐ
Ny asa en ligne izao efa betsaka no azo atao tsara, manomboha na dia asa kely aza, manomboha aminโizay azonao atao: asa madinika, fahaizana azonao amidy, . Ny zava-dehibe dia ianao manomboka!
3๏ธโฃ ๐๐๐ง๐๐ง๐ ๐จฬ๐ง๐, ๐ฆ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐จ๐ฆ๐๐จ๐ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐ ๐ผ
Aza tia mandany aminโny zavatra tsy dia ilaina, fa manangona mba hampiasa aminโny zavatra mitondra vokatra: tany, fitaovana, na fandraharahana madinika.
4๏ธโฃ ๐
๐ข๐๐ข๐จ ๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ง๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ ๐ฆ๐๐ง๐จ๐๐ข๐๐ข๐ง๐ ๐๐ง๐๐จ๐ค
Fantaro tsara ny olona eo akaikinao, ireo olona manampy anao ho tonga any amin'ny tanjonao, olona manana fomba fijery miabo, ary mitondra fivoarana eo amin'ny fisainanao.
Aza miaraka amin'ny olona manakana ny fandrosoanao, aza miaraka amin'ny olona tsy mitovy fijery sy tanjona tsara aminao.
5๏ธโฃ ๐๐ณ๐ ๐ฆ๐ข๐๐ง๐๐ซ๐ฒ ๐ฏ๐ข๐ง๐ญ๐๐ง๐ โ
Tsy misy fahombiazana tonga ho azy izany, tsy misy โmiracleโ , fa ny ezaka, ny fahaiza-manao ary finiavana, ny faharetana ary ny fiaretana no mitondra anao hanakaiky sy tonga any.
6๏ธโฃ ๐๐๐ณ๐จ๐ญ๐จ๐ ๐ฆ๐ข๐๐ง๐๐ญ๐ซ๐ ๐๐จ๐๐ง๐ ๐
Na efa nahazo diplaoma aza, aza mijanona aminโny fianarana izany, satria amin'izao fotoana izao dia misy zava-baovao mipoitra foana, dia tsara foana ny manavao ny fahalalana sy ny fahaiza-manao ny tena tsy ho lany andro!
7๏ธโฃ ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐จ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐ง๐๐ค๐๐ฏ๐ข๐๐ง๐๐จ โค๏ธ
Mianara manampy ny ray aman-dreninao, aminโizay zavatra kely azonao atao. Ny fitiavana sy fankasitrahanao dia isany hitondra fitahiana lehibe indrindra ho anao.
8๏ธโฃ ๐๐ณ๐ ๐ฏ๐๐ซ๐ข๐๐ง๐ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ฃ๐๐ซ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ ๐
Aza matahotra ny ho tsarainโny hafa, aza marary an-doha amin'izay lazain'olona any, ireny tsy maintsy miteny fa ianao no mahalala ny lalanao sy ny tanjonao.
9๏ธโฃ ๐๐ณ๐ ๐ฆ๐๐ง๐๐๐ง๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐ ๐ฆ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ซ๐๐ฏ๐ฒ ๐ป
Ny fiainana tsy voalanjalanja dia manimba ny ho avy. Ary raha vao tia misehoseho hoe manana ianao dia hitangoronana'ny namana fa rehefa tsy misy ianao tsy fantany izany. Ary ireny olona na ireny namana handanianao vola ireny tsy hanampy anao raha sendra olana ianao.
Mandehana miala sasatra rehefa ilaina, ny vatanao karakaraina tsara.
๐ ๐๐๐ก๐๐ข๐ณ๐ ๐ฆ๐๐ง๐๐ซ๐๐ซ๐๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐จ๐ฉ๐ฉ๐จ๐ซ๐ญ๐ฎ๐ง๐ข๐ญ๐ฬ ๐
Betsaka ny zavatra azo hianarana ato amin'ny facebook na amin'ny internet sns...aza laniana amin'ny tsy misy vokany ny fotoana sy mรฉga.
Maro ny pejy ahitana zavatra mahasoa ato fa aza variana fotsiny miresaka na mitsikera olona. Mandraisa anjara aminโny formation, networking, na hetsika izay mety hampitombo ny fahaizanao. Ny fahombiazana dia ho anโny sahy mandray andraikitra.
๐ก ๐๐๐๐๐๐๐: Ny fahatanoranao dia fotoana sarobidy, fotoana hanorenanao ny hoavinao, fa tsy hiandrasana vintana fotsiny.
Miketrika androany, dia hiaina am-pilaminana rahampitso ๐
๐ฅ ๐ Aza adino ny mizara fa mety mahasoa ny naman-tsika ity hafatra ity ๐ชโจ
29/10/2025
๐ฌ ๐๐๐ฎ ๐ฎ๐๐ฒ๐น๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐๐๐ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐
Satria na inona na inona ataonao, dia ny olona indray dia tsy maintsy hiteny foana.
Ka raha ny teninโizy ireo no hifantohanao sy hiasanao saina dia tsy ho afaka handroso mihitsy ianao. ๐ซ
๐ฃ๏ธ Tsy maintsy miteny ny olona...
โ
Tsara ataonao โ miteny ny olona.
โ Ratsy ataonao โ miteny ny olona.
๐ผ Miasa ianao โ miteny ny olona.
๐ด Tsy miasa ianao โ miteny ny olona.
๐ถโโ๏ธ Mivoaka ianao โ miteny ny olona.
๐ Mijanona an-trano ianao โ miteny ny olona.
๐ Sariaka ianao โ miteny ny olona.
๐คซ Tsy miresaka ianao โ miteny ny olona.
๐ค Hendry ianao โ miteny ny olona.
๐ Maditra ianao โ miteny ny olona.
๐ Rahoviana ร ry izy vao tsy miteny?
๐๏ธ Na maty aza ianao mbola hiteny momba anao izy.
๐ก ๐๐ฌ๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐๐จ๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐ฒ:
Aza avela hanova ny toetra tsara hanananao ny teny mandratra.
Aza avela hanakana anao tsy hahatratra ny tanjonao ny fitsaratsaranโny hafa.
๐ฑ Io olona miteny tsy an-kijanona io dia matetika tsy hoe manampy anao hiakatra.
fa manandrana misintona anao hiala aminโny lalanao, tsy hahatraranao ny tanjonao.
โก๏ธ Raha mihaino azy loatra ianao... dia very, hiala amin'ny lalanao.
๐ Hafatra ho anao:
Tohizo ny lalanao ๐
Banjino ny tanjonao ๐ฏ
Avelao izy hiteny izay tiany tenenina ๐ฃ๏ธ
Ny zava-dehibe dia ianao, ny fandrosoanao, sy ny fahombiazanao. ๐ชโจ
โค๏ธ Raha efa niaina fanakiviana nataon'ny olona ianao kanefa mbola nandeha sy nandroso hatrany,
๐โค๏ธ dia โPARTAGEOโ ity hafatra ity โ mba ho fampaherezana an'ireo mitady ho resin'ny vavanโny mba hijoro sy hibanjina ny fiainany.
24/10/2025
๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐
๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐ง ๐. ๐
๐ข๐๐๐ก๐๐ณ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐ ๐ฆ๐๐ง๐จ๐ค๐๐ง๐ (๐๐ข๐ฌ๐๐ข๐ฉ๐ฅ๐ข๐ง๐ ๐ฉ๐๐ซ๐ฌ๐จ๐ง๐ง๐๐ฅ๐ฅ๐)
๐ฐ ๐. ๐
๐๐ก๐๐ข๐ณ๐๐ง๐ ๐ฆ๐ข๐ญ๐๐ก๐ข๐ซ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐จ๐ฆ๐๐จ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐ (๐ฬ๐ฉ๐๐ซ๐ ๐ง๐๐ซ & ๐๐ง๐ฏ๐๐ฌ๐ญ๐ข๐ซ)
โณ ๐. ๐
๐๐ฆ๐ฉ๐๐ก๐๐๐๐ง๐ญ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ฅ๐๐ง๐ฃ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ญ๐จ๐๐ง๐ (๐๐๐ฌ๐ฉ๐๐๐ญ ๐๐ฎ ๐ญ๐๐ฆ๐ฉ๐ฌ)
Dia hoy ilay namana iray hoe "je confirme fa mila miomana ihany koa amin'ny รฉchecs"
Eny tompoko !
Misy lalana falehanao isan'andro, efa hainao tsianjery, heverinao fa efa hitanao tsara izay hametrahanao ny tongotrao, efa hainao tsara ny mitandrina eo fa mbola tafitohina eo ihany ianao indraindray.
Toy izany ny lalan'ny fiovร na sy ny fahombiazana.
๐ฏ Tsy hoe voalamina sy mipetrapetraka tsara ny stratรฉgie hizoranao mankany aminโny lalan'ny fahombiazana dia hisosa tsara tsy misy sakana sy olana mihintsy io. โTandremo fa mila miomana amin'ny รฉchecs koa isika.
๐ก Ny fahombiazana tsy midika hoe tsy misy fahadisoana mihintsy. Fa ny olona mahomby rehetra dia nianatra avy aminโny fahadisoany, mandray azy ho lesona, ary manohy mihetsika na dia eo aza ny sakana.
๐ฅ Raha ny fahazarana no mamolavola ny ho avy, ny fahaizana miatrika ny รฉchecs kosa no mampatanjaka ny fahazarana. Ny fahavononana hianatra aminโny fahadisoana dia manampy anao ho matanjaka kokoa, manan-tsaina kokoa, ary mahay mandanjalanja aminโny fanapahan-kevitra manaraka.
๐ Tsy manakana ny faniriana ny รฉchecs, fa manampy azy ho lafatra sy maharitra. Raha mitambatra ny fahaizana mifehy ny tena, ny fahaiza-mitantanana tsara vola, ary ny fahaizana manajana ny fotoana, amin'izay fotoana izay ny fahadisoana dia ho lasa fitaovana manangana sy manarina fa tsy ho sakana.
๐ช Miomร na amin'ny รฉchecs, tsy misy fahombiazana mandeha ho azy izany fa ny fiomananao hahay hiatrika azy kosa no zary hery hampahery anao hiatrika ny zavatra rehetra.
24/10/2025
๐ป ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐
Aminโizao fotoana izao, maro ny olona mitady fomba hahazoam-bola, hanampiana ny fidiram-bola, na atao asa fivelomana.
Fa matetika, rehefa hoe โ๐๐ฌ๐ ๐๐ง ๐ฅ๐ข๐ ๐ง๐", dia misy misalasala, matahotra hoe sarotra be izany, arnaque izany.
๐ Fa andeha isika hiresaka hoe
๐น Inona marina no atao hoe โ๐๐ฌ๐ ๐๐ง ๐ฅ๐ข๐ ๐ง๐โ?
Ny ๐๐ฌ๐ ๐๐ง ๐ฅ๐ข๐ ๐ง๐ dia asa atao aminโny alalanโny Internet.
Izany hoe afaka miasa ianao na aiza na aiza misy anao, na aminโny finday, na amin' ny tablette, na amin' ny solosaina
๐๐๐ซ๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ข๐ซ๐๐จ ๐๐ฌ๐ ๐ข๐ซ๐๐จ ๐ง๐จ ๐ญ๐ฌ๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐๐ซ๐ฒ ๐๐ณ๐จ ๐ก๐ข๐๐ง๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ญ๐จ๐ฒ ๐ง๐ฒ:
โก๏ธ Fampidirana angona ๐งพ
โก๏ธ Fanoratana lahatsoratra โ๏ธ
โก๏ธ Fivarotana vokatra aminโny tambajotra ๐ฌ
โก๏ธ Fandikana teny ๐
โก๏ธ Fanaovana design, sary, na vidรฉo ๐จ
๐ Azo atao tsara: satria manome fahafahana vaovao izy:
โ
Tsy voatery manana vola be vao afaka manomboka.
โ
Afaka mampiasa ny talenta sy fahaiza-manao kely hanananao.
โ
Afaka miasa sady mianatra mampitombo traikefa
โ
Ary indrindra: tsy miandry asa avy aminโolona intsony, fa afaka mamorona ny anao ๐
๐น Ny zava-dehibe indrindra dia ny fanombohana
โTsy voatery hoe manam-pahaizana be ianao.
โTsy voatery manam-bola be vao manomboka .
Fa ny ilaina dia:
๐Faniriana hianatra,
๐Fahavononana hanandrana, ary faharetana hanohy mandra-pahita vokatra.
Ny tontolonโny โ๐๐ฌ๐ ๐๐ง ๐ฅ๐ข๐ ๐ง๐โ dia toy ny sekoly iray lehibe, izay mampianatra anao ho hahaleo tena, mampivelatra ny saina, ary mampitombo vintana.
โจ Aza matahotra ny zavatra tsy fantatrao.
Satria ny olona rehetra manampahaizana sy ny mahomby aminโizao fotoana izao dia nanomboka taminโny tsy fahalalana daholo.
๐ Fotoana izao hanombohana mianatra, hanokafana saina, ary hanomanana ho avy matihanina aminโny sehatra nomerika.
23/10/2025
๐ฅ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ฅ
โก๏ธ Ny sakafo mafana hivadika hangatsiaka ๐ฒ
โก๏ธ Ny atoandro lasa alina๐
โก๏ธ Ny tanjaka mety hivadika havizanana๐ญ
โก๏ธ Ny tanora lasa antitra ๐ด
โก๏ธ Ny fahafahana mety ho lasa fahaterena๐
โก๏ธ Ny lehibe mety hihena, ny kely mety ho goavana.
โก๏ธ Ny hita mety tsy ho hita, ny tsy hita mety ho hita.
๐ก๐๐ฌ๐๐ซ๐จ๐ฏ๐ฒ ๐ข๐ณ๐๐จ :
Ny tsy vitanao androany mety ho neninao rahapitso..
Raha tsy araraotina androany, dia mety tsy ho tonga intsony ilay fotoana.
โก๏ธ Manam-petra ny fotoana, mandalo ny zavatra rehetraโณ.
Isaky ny manemotra ianao, dia manary segondra, minitra, ora izay tsy hiverina intsony.
Izay fotoana tokony hanorenanao ny hoavinao.
๐ฑ Ny dingana kely androany, dia fandrosoana lehibe ho an'ny rahampitso.
Tsy mila miandry fotoana tonga lafatra fa mila manomboka fotsiny ianao.
๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐
โ
Ataovy izay tsy vitanao taloha.
โ
Atomboy ilay nofinofinao.
โ
Ataovy ilay zavatra nataonao androany ho fiandohanโny fiovร na.
Satria indray andro any, ho fantatrao fa tsy misy intsony ny: ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
21/10/2025
๐ฅ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐?... ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐
๐ฅ
๐ง ๐. ๐
๐ข๐๐๐ก๐๐ณ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐ ๐ฆ๐๐ง๐จ๐ค๐๐ง๐ (๐๐ข๐ฌ๐๐ข๐ฉ๐ฅ๐ข๐ง๐ ๐ฉ๐๐ซ๐ฌ๐จ๐ง๐ง๐๐ฅ๐ฅ๐)
Aza miandry aingam-panahy vao mihetsika.
Mianara mametraka tanjona mazava, manร na fikirizana manohy hatrany na dia misy fotoana aza mahatsiaro reraka, fombany io.
Ny fifehezantena no elatra mampakatra ny olona mahomby ho ambony lavitra noho ny teo aloha.
๐ Ny nofy tsy ampiarahina aminโny fifehezantena dia mijanona ho nofy mandrakizay.
๐ฐ ๐. ๐
๐๐ก๐๐ข๐ณ๐๐ง๐ ๐ฆ๐ข๐ญ๐๐ก๐ข๐ซ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐จ๐ฆ๐๐จ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐ (๐ฬ๐ฉ๐๐ซ๐ ๐ง๐๐ซ & ๐๐ง๐ฏ๐๐ฌ๐ญ๐ข๐ซ)
Aza tia mandanindany vola fotsiny, mianara mampitombo.
Ny vola tsy voafehy dia toy ny rano midina an-tany foana.
Fa ny vola voafehy tsara kosa dia mampitombo fahafahana, fiarovana, ary fitoniana.
๐ Aza miandry hanam-be vao manomboka mitahiry. Manomboha aminโny kely, satria ny kely voatahiry androany no lasa lehibe rahampitso.
โณ ๐. ๐
๐๐ฆ๐ฉ๐๐ก๐๐๐๐ง๐ญ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ฅ๐๐ง๐ฃ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ญ๐จ๐๐ง๐ (๐๐๐ฌ๐ฉ๐๐๐ญ ๐๐ฎ ๐ญ๐๐ฆ๐ฉ๐ฌ)
Ny olona mahomby dia tsy manam-potoana malalaka foana na dia samy manana 24ora izao aza, fa mahay manome lanja ny fotoanany izy.
Mianara manao โTSIAโ aminโny zavatra tsy mampandroso.
Aza mandany andro aminโny zavatra tsy mitondra vokatra.
๐ Ny fotoana very dia tsy hiverina intsony, fa ny fotoana ampiasaina tsara kosa no manangana ny hoavinao mamiratra.
โก ๐๐๐๐ข๐๐ข๐จ ๐ข๐ณ๐๐จ:
Tsy ny vintana no manova ny fiainana, fa ny fahazarana.
Raha manova fahazarana ianao androany, dia manomboka manorina fiainana vaovao ianao rahampitso.
๐ ๐ช Mandraisa andraikitra androany, fa tsy rahampitso.
๐ Aza manofy fotsiny fa mila mihetsika, mianatra, manova.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Antananarivo