21/06/2026
🐔🐖 Arabaina ny Ray rehetra, indrindra ireo mpiompy sy mpamboly miezaka isan’andro ho an’ny ankohonany.
Mirary Fetin’ny Ray sambatra sy feno fitahiana ho anareo rehetra! 💙👨🌾🙏
Formation professionnelle, Encadrement technique des éleveurs, Insémination Artificielle Porcine-IA
21/06/2026
🐔🐖 Arabaina ny Ray rehetra, indrindra ireo mpiompy sy mpamboly miezaka isan’andro ho an’ny ankohonany.
Mirary Fetin’ny Ray sambatra sy feno fitahiana ho anareo rehetra! 💙👨🌾🙏
18/06/2026
18/06/2026
Ato amin’ny Enceinte MPE no ahitantsika ity toeram-pisakafoanana ity Tafatafa restaurant Nanisana
17/06/2026
Fiofanana Fiompiana Kisoa
Amin’ny Zoma 19 Jona 2026 izany no fotoanantsika ety Nanisana.
Na mbola tsy nisoratra anarana aza ianao dia tongava alohan’ny 7h30.
Saram-piofanana tsy miova fa 35 000Ar ihany
Filan-kevitra : 038 22 416 60 - 033 12 416 60
🐷 TE HAHOMBY AMIN'NY FIOMPIANA KISOA VE IANAO ?
Tongava hanatrika ny Fiofanana Fiompiana Kisoa : Fanatavezana sy Fampiterahana.
✅ Fikarakarana kisoa manomboka amin'ny fototra
✅ Fanamboarana sakafo sy fitantanana ny vola lany
✅ Teknika fampiterahana sy fitomboana
✅ Torohevitra avy amin'ireo matihanina
📅 Zoma 19 Jona 2026
📍 MPE Nanisana
💰 35 000 Ar
📞 038 22 416 60 / 033 12 416 60
Misorata anarana dieny izao fa voafetra ny toerana!
Rahampitso ary ny fotoan-tsika amin'ny fiofanana fiompiana Akoho Gasy sy Kuroiler ety amin'ny MPE Nanisana manomboka amin'ny 07h30 maraina.
Na mbola nahavita namandrika toerana aza ianao dia aza misalasala fa tongava dia tonga ety misoratra anarana sady miofana.
Sarany : 35 000Ar hatrany
Filan-kevitra : 038 22 416 60 - 033 12 416 60
16/06/2026
🐔 FIOFANANA FIOMPIANA AKOHO GASY & KUROILER 🐔
Maniry hanatsara ny fiompianao akoho ve ianao?
Te hahalala ireo teknika hahazoana vokatra tsara?
Aza adino ny fiofanana manokana momba ny Akoho Gasy sy Kuroiler izay hanampy anao hifehy tsara ny fiompiana manomboka amin’ny fototra ka hatramin’ny vokatra.
✅ Fomba fiompiana ara-teknika sy mahomby
✅ Fikarakarana sakafo sy fahasalamana
✅ Fomba fanatsarana ny vokatra
✅ Torohevitra azo ampiharina avy hatrany eny amin’ny toeram-piompiana
📅 Alarobia 17 Jona 2026
📍 MPE Nanisana
💰 Saran’ny fiofanana : 35 000 Ar
⏰ Ora : 07ora30 - 05ora
📞 Aza misalasala miantso :
038 22 416 60 / 033 12 416 60
Ho fanatrarana ny vinanao !!!!!!
fans
11/06/2026
🐔 FORMATION POULET DE CHAIR
Mampidibola ny fiompiana rehefa voafehy ny teknika!
Miofana |Ampiharo|Mahazo tombony✅
Ny fiompiana poulet de chair dia iray amin'ireo sehatra ahafahana mahazo fidiram-bola haingana sy maharitra. Mandritra ity fiofanana ity dia hiofana ireo teknika ilaina rehetra hahombiazana amin'ny fiompiana ianao.
📚 Hodinihina mandritra ny fiofanana :
✅ Teknika fiompiana mahomby manomboka amin'ny A à Z
✅ Fanamboarana sakafo
✅ Fisorohana sy fitsaboana ny aretina
✅ Fitantanana ara-teknika sy ara-bola hahazoana tombom-barotra ambony
✅ Torohevitra sy paikady matihanina
📅 Alatsinainy 15 Jona
📍 MPE Nanisana
💰 Sarany : 35 000 Ar
Ampitomboy ny fahaizanao, hatsarao ny vokatrao ary ataovy loharanom-bola maharitra ny fiompiana poulet de chair.
📞 038 22 416 60 | 033 12 416 60
⚠️ Voafetra ny toerana ka misorata anarana dieny izao!
10/06/2026