Mendrika Fitia

Mendrika Fitia

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mendrika Fitia, College & University, Antananarivo.

04/01/2024

Zao vao tena tsapako fa teo ianao ,teo foana ianao ,niodidina anay fona ianao ,niahy anay foana ianao 🙏
Fa kay ve , tsy izay tinay fona anie no atao e , manome tsiny foana izahay indraindray 😣😣raha vao tsy araka ny sitraponay de mivily lalan-kafa fona izahay 😣😣fa zao vao tena tsapako fa teo foana ianao nanitsy anay
Fa kay ve , tsy ny tsara ihany anie no avy aminao e ,fa naseonao anay ko ny ratsy ,naseonao anay koa ny mafy 🙏 nataonao tsapanay fa tsy mora anie ny manara-dia anao ,milanja ny hazo-fijalianao 😣🙏naseonao ireny hiampitanay amlay tsara kokoa
Fa kay ve , tsy izay tinay fona anie no atao e , fa ianao efa manana projet tsara lavitra mihotra ilay nofisinay 🙏🙏🙏
Misaotra fona JESOSY NISY,MISY ARY MBOLA HISY 🙏🙏tsara lotra ianao

19/08/2023

⭐Teny matetika tsy maintsy mivoka eo ambavan'ny olona fona matetika ny hoe "Sao de .......???"
Raha ianao io olona voalazako io de manana fanapahan-kevitra,aza be fanahiana intsony ,aza ilay fanontaniana no atao tonga voalohany ao an-tsaina fa tsy ahavitan-javatra izany 😉manana confiance am tenanao ,manana fahatokisana @ ataonao , tsy misy olona tsy hahomby izany raha manana confiance sy fitiavana ilay zavatra ho atao .
Tsy misy tsy hahomby raha manana fahavitrihana sy manana onde positif 😊
Androany za te hiteny anao hoe mila fahavitriana sy finona ary fahatokisan-tena daholo ny zavatra rehetra
Apetrao Ray Nahary anao ny mombanao sy ny ankohonanao de ho hitanao fa izy no hiahy sy hitantana anao amzay rehetra alehanao

19/08/2023

Ny finoana amin'ny fo no ahazoana fahamarinana ,ary ny finoana amin'ny vava no ahazoana famonjena
Romanina 10:10

💥Rehefa manao zavatra iray de manana fona finoana sy fahatokisana fa aza be fanahiana .
💥Ataovy mibahana ao an-tsaina fona hoe tsy maintsy vitako io ,ary tsy maintsy tratrako ny tanjoko .
Manana fona finoana fa aza mi-abondonne izany ,
Ataovy mamoka zavatra positif fona ny vava ,fadio ny miteny négatif .
Tanteraho anie izany e 😊😊de ataovy fahazarana ,fa ho hitanao fa tsy maintsy ho tratranao io ary tsy maintsy hahomby ianao 👉👉👉
Mirary soa anao sy ny ankohonanao

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo