P . E . C Private English Course

P . E . C Private English Course

Share

P. E. C dia fampianarana teny anglisy manokana (particulier) natao Hanampiana anao tsy afaka mankan

07/11/2025

Miomàna fa hiaona eny amin'ny Coliseum 🏟️ hanao pratique isika ann

07/11/2025

Ndao hiaona hanao pratique miaraka e😊

26/10/2025

American or British

19/10/2025

Preparons IELTS 💪

13/10/2025

Hello everyone 🙋

22/09/2025

I would like to teach you for free, 😊

12/09/2025

Iza avy no te hahay Anglais? 😊

01/09/2025
10/07/2025

Alefaso ny ankizy Kely hiaraka hanao vacances aminay
👉Details commentaire

04/07/2025

🔥 Ho an' ny ankizy mandritra ny vacances

🙋Alefaso ny ankizy kely hanao bain de langue miaraka aminay mandritra ny

🗽VACANCES A L'ANGLAISE 2025
15 Juillet hatramin'ny 14 Août 2025

👉5 hatramin’ny 10 taona ve ny zanakao ?

🇺🇸🇬🇧Ndao hampilomanosina anaty langue Anglaise izy ireo mandritra ny vacance e😍

🤗Na mboola tsy mahay mihitsy ary izy an, mety foana👌

👉Ny tanjona dia hampiaina sy hampianatra zava-baovao azy ireo .ary koa hitenenany Anglais sahady

🤓Hanao decouverte izahay
💬hianatra
🧗‍♀️ hilalao
🗣Hihira
💃Handihy
🕺🏻...sns

🇺🇸Anglais 100% ny teny ampiasaina
💥 tena hilomano anaty langue Anglaise izahay.

📆Andro hianarana

Alatsinainy – talata – Alakamisy – zoma

⌚8h 30 – 10h : 8 à 10 ans

⌚10h – 11h 30 : 5 à 7 ans

💥Tena hampiavaka azy ity dia ny fisian’ny OAS “One-on-one Assistance Session”

💥💬Alarobia na koa amin’ny hariva araka izay mampiety azy no hanaovana azy io,ny OAS dia assistance manokana ho an’ireo mila izany. Ohatra hoe hita ho sahirana kely ilay zaza miohatra amin’ny zaza hafa dia atosika manokana izy. Mety ho tena mahay miavaka koa anefa izy ka mila atosika manokana handeha mafimafy kokoa dia asaina miverina manokana ( suivi individuel / Accompagnement personalisé), na misy zavatra tiantsika RAD hanosehana azy manokana dia afaka manao izay.

👉Raha misy mety ho olana ara-potoana ohatra dia afaka atao tsara mifampiresaka

Vacances🧗‍♀️🗽 ludique pour apprendre l’Anglais en s’amusant💃🕺🏻

😁A playful english-learning Vacation while having fun

Droit d’inscription : 15.000ar

Participation : 190.000ar zaza iray
160.000ar zaza roa
140.000ar zaza + 2

👌Toerana voafetra

🏣 toerana : Anjanahary ampitan’ny Galana

Plus d’information :
038 32 260 12
034 64 455 83
037 48 152 57

18/09/2024

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Manandraibe Tahinjanahary Joseph, Fiantso Malala Andrianary, Henintsoa Rasolonirina, Jöhn'äh Gëråldìn

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo