26/07/2026
Bonne dimanche à tous 🥰♥️
"Mankanesa aty amiko ianareo rehetra izay mijaly sy vesaran'entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana."Matio 11:28
Teny kely entina ho antsika izay mahatsapa fa reraky ny adim-piainana amin'izao Alahady Izao
&L