ES.DES Ecole Supérieure de Développement Economique et Social

ES.DES Ecole Supérieure de Développement Economique et Social

Share

Première université malgache certifiée ISO 26324:2025.

🌐www.esdesmada.com ES.DES Ankadivato

ESDES Madagascar, présente dans les 20 régions, forme des leaders en Gestion, Économie, Travail Social et Agronomie via Licences et Masters, en présentiel et à distance.

28/05/2026

▶️ Mbola mitohy hatrany ny fisoratana anarana eto anivon’ny ESDES ary manasa antsika rehetra izay liana sy mila fanazavana ho tonga eny amin’ny Parvis Analakely amin’ilay hetsika karakarain’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony « FIKAROHANA MANAKAIKY VAHOAKA » fa handray anjara eny izahay ny 05 sy 06 jona ho avy izao.

🌐www.esdesmada.com 📱0386100005



fans ES.DES Ecole Supérieure de Développement Economique et Social Association des Étudiants de l' ES.DES Association des Étudiants de l’ES.DES Antsirabe Mesupres

11/05/2026

▶️ Antoka lehibe ho fampandrosoana ny Firenena ny fahaizana. Mampiavaka ny ESDES ny fananana ny MASTER aradalàna ary eken’ny MESUPRES sy ny FOP. amin’ireto sampa-pampianarana ireto:
ECONOMIE - GESTION - TRAVAIL SOCIAL - AGRONOMIE

▶️ Ho anao maniry ny hanohy fianarana ary dia misokatra ny fisoratana anarana eto anivon’ny ESDES manomboka izao koa antsoy ny 📱 0386100005 raha liana ianao.

23/04/2026

🚀 Découvrez ESDES WEB RADIO & TV,
👉 la toute 1ère radio web universitaire de Madagascar ! 🇲🇬

🎧 Une nouvelle façon d’apprendre, de s’informer et de s’inspirer…
directement depuis votre téléphone ou ordinateur !

📡 Au programme :
✨ Émissions éducatives de haut niveau
🎙️ Débats avec experts et professionnels
🎶 Musique, culture et inspiration
📰 Actualités & société

💡 Que vous soyez étudiant, enseignant, professionnel ou passionné de savoir… cette radio est faite pour vous !

🌐 Connectez-vous maintenant :
👉 www.esdesmada.com

📲 Scannez le QR code, écoutez en direct et partagez autour de vous !

🔥 ESDES, ce n’est pas seulement une école… c’est une révolution éducative !

16/03/2026

Ho an'ny mpikaroka, mpampianatra mpikaroka, ireo mpianatra manomana doctorat, ho anareo mpianatra manomana Master, ho anareo mikasa hanao PUBLICATION INTERNATIONALE. Araka ny nampanantenanay anareo dia hisy fiofanana manokana ity karakarain'ny Laboratoire LEADER (Laboratoire d'Etudes Appliquées pour le Developpement, l'Education et la Recherche) amin'ny 25 Mars ho avy izao.

VOAFETRA DIA VOAFETRA NY TOERANA.
📱0346733320

28/02/2026

Miara-miasa amin’ny Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz ihany koa isika radioweb ESDES

Photos from ES.DES Ecole Supérieure de Développement Economique et Social's post 27/02/2026

Tontosa omaly teny amin’ny Oniversiten’Antananarivo ny famelabelarana nataon’ny ESDES-LEADER ho antoka fampandrosoana ny Firenena amin’ny alalan’ny fampiakarana ny tahan’ireo manam-pahaizana ho fantatra manerana izao tontolo izao. Raha 2,9% ny tahan’ireo manam-pahaizana navoakan’ny statistikan’ny UNESCO (UIS) sy ny Banky iraisam-pirenena dia antoka sy fanamby lehibe ny napetraky ny Labo de recherche LEADER-ESDES ny amin’ny fampiakarana haingana ao anaty fotoana fohy io taha io hahatratra hatrany amin’ny 12%, izany hoe mifanaraka amin’ny moyenne eto Afrika amin’ny fananana ny ISO 26324.

Misaotra indrindra ireo rehetra namaly ny antso, ireo mpiara-miasa sy ianareo mpianatra rehetra eto amin’ny ESDES na ireo nanatrika mivantana na ny en ligne, ary manantena ny fitohizan’ny fiaraha-miasa aminareo ho fampandrosoana ny firenena.

Misaotra manokana ny Faculté EGS nampiatrano ary mankasitraka ireo Doctorants maro avy amin’ireo Ecole Doctorales maromaro tonga namaly ny antso ary vonona hiara hiasa amin’ny alalan’ny asa fikarohana ho hitan’izao tontolo izao fa manam-pahaizana isika Malagasy.

Misaotra ihany koa ny MESUPRES, ny DAAQ na ny teo aloha na ny am-perinasa tonga nanotrona fa antoka fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana sy fampandrosoana mivantana ny fiaraha-miasa.

Misaotra ireo mpiara-miasa ao amin’ny webradio RNM ihany koa. www.radiomadagasikara.com sy ny ESDES Webradio TV www.esdesmada.com

27/02/2026

Conférence nationale LEADER-ESDES
📍 Lieu : Amphi B, Faculté EGS/DSP – Université d’Ambohitsaina, Antananarivo
🗓 Date : Jeudi 26 février 2026
« Innovation, Intelligence Artificielle et Production Scientifique Normalisée : Mobiliser le capital intellectuel pour accélérer le développement de Madagascar »

Photos from ES.DES Ecole Supérieure de Développement Economique et Social's post 03/01/2026

Ho taona feno FAHOMBIAZANA, FIADANANA, FAHASALAMANA ho antsika rehetra anie ity taona 2026 ity. Ho fisantarana ho avy mamiratra ary ho taona zina. BONNE ANNÉE 2026.

Efa misokatra indray ny fisoratana anarana koa afaka miantso avy hatrany ny 0386100005 maka ny andinindininy.

ESDES, hampamirapiratra ny ho avinao.

13/11/2025

‼️Ry tanora liam-pivoarana, manana tombotsoa manokana ianao

Raha hijery lavitra ny ho avin’ny firenena ianao dia tsy misy hafa tsy ny fianarana irery ihany.

Manana tombotsoa manokana ianao raha manana vina amin’ny fampandrosoana ara ekonomika sy ara-tsosialy sy te hiala amin’izao fahantrana lalina izao.

Misorata anarana ao amin’ny ESDES fa ireto avy ny mampiavaka anao rehefa mivoaka ao ianao:

- Afaka manangana ny orinasanao manokana ianao ary azo antoka ny fahaizanao
- Eken’ny iraisam-pirenena ny diplome amin’ny alalan’ny accréditation UEI (Unique Entity Identifier) izay nomen’ny Etat Fédéral Américain.
- Afaka manao « publication internationale » ekan’ireo manam-pahaizana, mpikaroka sy oniversité maneran-tany ianao ary tafiditra ao anatin’ny « base de données mondiale » amin’ny alalan’ny ISO 26324: 2025 izay marihina fa ny ESDES irery ihany ny Oniversité manana azy eto Madagasikara.
- Afaka misitraka ny fifanakalozana rehetra na ara-barotra, stage…sns amin’ireo orinasa any ivelany ny mpianatra amin’ny alalan’ny fananan’ny ESDES ny num DUNS

▶️Marihina fa MORA ary natao ho ZAKAN’NY REHETRA ny saram-pianarana nefa misitraka ireo rehetra voalaza eo ambony ireo ianao.

Noho ny fangatahan’ny maro hanemorana ny fidirana dia mbola misokatra ny fisoratana anarana na dia efa nanomboka nianatra aza ireo mpianatra, koa aza tara fa manantona haingana eny Ankadivato 100m miala ny Mascotte Antsahabe Antananarivo. Ny ao Antsirabe kosa dia eo akaikin'ny centre d'immatriculation, ary ny Ambositra dia akaikin'ny Alliance Française, na raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny:

📱0386100005

Azo atao koa ny misoratra anarana mivantana ao amin’ny: 🌐www.esdesmada.com



ES.DES Ecole Supérieure de Développement Economique et Social
Association des Étudiants de l’ES.DES Antsirabe
Association des Étudiants de l' ES.DES
UNESCO Youth

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address


Rue Pasteur Rabary Ankadivato
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00