Apprendre le Chinois En ligne

Apprendre le Chinois En ligne

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Apprendre le Chinois En ligne, Language school, Ambohitrarahaba, Antananarivo.

27/06/2025

Andrianiko ny Teniko,ny an'ny hafa koa feheziko🇲🇬🇨🇳
Fianarana Teny Sinoa Mandarin en ligne.💻
Raha toa ka sahirana amin'ny resaka ora sy fotoana ianao dia efa misy ny cours ahafahanao mianatra amin'izay ora sy fotoana maha afaka sy mety aminao.Na mbola débutant na efa intermédiaire misy ny fampianarana sahaza ho anao ato aminay.
Méthode tsotra tena tsotra,miaraka amin'ny Boky,Audio ,vidéo izay mora ahaizana.
Hianarana daholo na ny manoratra na mamaky na miresaka,mihaino (miainga avy amin'ny base mihitsy)
Tombony lehibe ihany koa satria afaka mifampiresaka amin'ny mpampianatra foana .
Tsy par groupe ihany koa fa cours individuel Ary manaraka ireo tanjona tianao tratrarina sy ny rythme anao.
Raha toa ka mila fanazavana fanampiny Dia afaka mandefa hafatra miafina na miantso ny 0383967143(WhatsApp ihany koa)☎️
Ireo izay 10 misoratra anarana voalohany mahazo fihenana ny droit d'inscription 📝

12/06/2025

Cours en ligne Mandarin Chinois🇨🇳🇲🇬
Efa tena miha mivelatra ireo Teny vahiny eto amintsika.
Tsy latsan-danja amin'izany ny Mandarin Chinois.
Eny!efa misy ary tena ahaizana ny mianatra En ligne💻
Satria tena fanazavana tsotra no omena anao.
Ireo méthode tena mora ahaizana.
Ianao irery no mianatra fa tsy par groupe.
Mahazo boky ihany koa.
Afaka mianatra ianao amin'ny fotoana sy ora maha afaka anao.
Ary Afaka mifandray amin'ny mpampianatra foana.

Aza tara ary misoratra anarana fa voafetra ny mpianatra raisina.
Na débutant na intermédiaire
0383967143 (WhatsApp)raha toa ka Mila fanazavana fanampiny na mandefa hafatra miafina.

07/05/2025

COURS DE MANDARIN CHINOIS EN LIGNE🇨🇳
Ilaina ny fahaizana teny vahiny raha te hivelatra sy ahazo tombony kokoa.
Aza adino fa efa azo atao ny mianatra en ligne raha toa ka sahirana miasa na mianatra.
Ianao ihany no misafidy ny andro sy ora hianaranao.
Miaraka amin`ny methode tena tsotra sy mora dia vetivety dia ahita fivoarana ianao.
Na débutant na intermediaire misy cours sahaza ho anao ato aminay.
0383967143(WhatsApp) na mp pour plus d`infos☺️

25/04/2025

Ndao hianatra teny Sinoa En ligne🇲🇬🇨🇳.
Tsy mila mandany fotoana manenjika bus intsony ho any am-pianarana.
Izay fotoahana ahafahanao hianarana dia vonona foana izahay hizara fahalalana.
Na mbola debutant na efa intermediaire.
Aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso ny laharana 0383967143.

16/04/2025

Afaka atao ve ny mianatra en Ligne na dia mbola débutant aza?
Eny tompoko
Possible soa aman-tsara🇨🇳
Tena mahay ve?Firy volana dia efa tokony ahay miteny?
Fampianarana grammaire,vocabulaire,audio.Hianarana ihany koa ny manoratra ary indrindra ny miteny
Koa miankina aminao sy ny fahazotoanao no ahaizanao vetivety☺️
Aza miandry intsony fa araraoty ny fotoana.
☎️0383967143(WhatsApp)ou Message Privée
Cours en Ligne Mandarin Chinois
Cours Particuliers

19/10/2023

Misy méthode ny fampianarana teny Anglisy an 🥰🥰🥰
Mahaiza ary e 😊💞
Cols Bleus Ankadindramamy no misy anay
Contact : 0346933871

18/10/2023

Mahaiza e🙏💯
Aty @ Institut Professionnel Cols Bleus Ankadindramamy no misy anay
Mampianatra anao mahafehy ny teny Anglisy
Contact :0346933871

13/10/2023

Mafinaritra ny mahay miteny Anglais an
Izahay ato amin'ny Cols bleus dia manome fampianarana ho anao izay maniry ny ahafehy ny teny Anglais 🥰

12/10/2023

Ity misy vidéo kely manampy antsika andavanandro 🥰
Aty @ Institut Professionnel Cols bleus eto akaikin'Total Ankadindramamy no misy anay an
Na koa aza misalasala miditra mp na miantso avy hatrany
Contact : 0346933871

06/10/2023

To wake up early

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Ambohitrarahaba
Antananarivo
101