11/04/2025
🎉Sortie de promotion et distribution du certificat chez Fifa Nampina 🎓
Prochaine rentrée : LUNDI 28 AVRIL
🟠Manana ireto olana manaraka ireto ve ianao nefa te hisehatra eo am tontolon'ny asa Call Center . . .
👉🏻Mataotra rehefa mihatrika entretien na misy stress
👉🏻Mahazo resaka en français fa rehefa hiresaka tsy mahita ambara .
👉🏻Tsy mahatoky tena indrindra fa rehefa miteny vahiny
👉🏻Tsy mahay manamboatra CV professionnel
👉🏻Tsy mahita toerana andehanana mipostule.
🛑Aza matahotra ianao tompoko fa afaka manampy anao tsara izahay :
✨Izahay dia mampianatra anao ny fomba fiatrehana entretien sy mampianatra langue française mandrapahay anao .
✨manao suivis anao izahay mandrapiasa anao.
✨Manoro ny société hidiranao miasa izahay
✨Mampianatra anao ny asa rehetra atao any amin'ny call center ( Appel entrant et sortant, Mailing....)
📢BONUS : cours de langue française gratuit pendant 3 mois
~ Mandray foana izahay na dia mbola débutant(e) ary ianao raha toa ka vonana ny hiezaka tompoko Ary tsisy vola alohanao akotrany frais de formation ihany mandritra ny fiofanana tompoko 🥰
(Afaka azonao gratuit anefa ny formation raha mahafeno fepetra ianao)
🟠Mizara certificat izahay am fin de formation Ary izahay no manoro ny centre d'appel andehananao mipostule tompoko
📌Mp pour plus d'informations et réservation place
11/04/2025
Mihato Kely indray aloha ny fandraisana amilay formation télétravail😉hifantoka kokoa @ resaka centre d'appel sy cours de langue indray isika manomboka eto...💰
Koa satria moa miankina amin'ny fahaizana langue ny zavadrehetra de nomena lanja manokana ny fampianarana izany eto amin'ny Fifa Nampina Ary tsy mijanona hatreo fa hatraminy fidiranao miasa satria dia ho ampiofaninay ianao ahatafidiranao soamantsara amin'ny Centre d'appel izay tinao(na petite boîte io na grande boîte) , afaka manoro anao ihany koa izahay izay poste mety am niveau anao arakaraky ny valiny test ataotsika mandritra ny fiofanana 🎓
" 𝗜𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘆 𝗻𝗼 𝘁𝗮𝗻𝗷𝗼𝗻𝗮𝘆 , 𝗔𝗿𝘆 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 𝘁𝗮𝗳𝗶𝗱𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝘀𝘆 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗸𝗮𝗿𝗮𝗺𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝘀𝗮 "🤝🏻
👉🏻 𝐎𝐛𝐭𝐞𝐧𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝'𝐚𝐭𝐭𝐞𝐬𝐭𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 en fin de formation + 𝐬𝐮𝐢𝐯𝐢 𝐚̀ 𝐯𝐢𝐞 🥰
✨Tsy misaraka isika raha tsy efa mahay sy tafiditra soamantsara ianao tahaka ireto mpianatra nandalo teto aminay ireto💪🏻
Mp pour plus d'informations et réservation place ❤️
🔴Voafetra ny toerana ka aza Tara manoratra anarana tompoko🔴
06/03/2025
Andao hiasa🤝🏻 Andao hanao télétravail💻
👉🏻Manokatra compte dia miasa❤💯
Outlier de an'isany plateforme tena tsara karama sy matotra Ary tsy menamitaha satria Dia mandeha par heure ny karama ao anatiny ... 10$/heure ny vola Ambany indrindra Ary misy mahatratra 50$/heure ny Ambony indrindra arakaraky ny projet ataonao💰
Ireto avy ny projet azonao hisafidianana👇🏻👇🏻👇🏻
~Rédacteur
~Writing
~Codage
~Coaching
~Biologiste
~Mathématicien
~Prof de langue française ou anglaise ou allemande
-sy ny maro hafa tsy voatanisa...
Mandray débutant na débutante izahay fa Mila mahay anglais na français Izay manavanana anao tompoko 🥰
Mp pour plus d'informations et réservation place 🎀
Voafetra ny toerana ka aza Tara manoratra anarana tompoko📌
13/02/2025
Valiny ezaka natao🙏🏻 rehefa atao tsara ny asa de tsara bé ihany koa ny vokatra 🥰💗
Plateforme ✔️
Mankasitraka foana sy mirary soa anareo hatrany izahay eto amin'ny Fifa Nampina tompoko 🥰❤️
Mitohy hatrany ny fandraisana hoan'izay Liana sy vonona hiasa hanao télétravail ( travail en ligne) , na Mbola tsy mahay in'inona ary ianao fa mahafehy langue française na anglaise de tafavoka foana tompoko ✨
Salaire💰: 10$ à 50$ par heure arakaraky ny projet ataonao, maro ny projet afaka atao ao fa Misafidy izay mifanaraka am profil anao sy ny compétence anananao ianao de ampinay maka azy sy atoronay de A jusqu'à Z tompoko 🤗tsy maintsy mahazo projet Ary Miasa avy hatrany rehefa voasokatra ny compte ❤️
✅Mp pour plus d'informations et réservation place ✅
05/02/2025
Encore félicitations à vous ✨
Prochaine rentrée :
Lundi 31 MARS
~ Tetezana Namontana
Mardi 01 AVRIL
~ Ambohimanarina
Durée : Une semaine
🔵Création compte login outlier Canada 🇨🇦
Ampianarina de A jusqu'à Z ny zavadrehetra
🔵Fanaovana vérification azy
🔵Fomba fakana projet (arakaraky ny compétences anao sy izay manavanana anao)
🔵Avec suivi à vie 🫶🏻 guide jusqu'au premier retrait 💸
💵Salaire💵 : 10$ à 50$ par heure arakaraky ny projet anao
🔴𝗠𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗳𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝘃𝗼𝗮𝘀𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗰𝗼𝗺𝗽𝘁𝗲 🔴
Mp pour plus d'informations et réservation place ❤️
27/12/2024
🎉𝗡𝗱𝗮𝗼 𝗛𝗜𝗔𝗦𝗔 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗧𝗘́𝗟𝗘́𝗧𝗥𝗔𝗩𝗔𝗜𝗟
Ahafantsika miasa anefa de mila manana compte hiasana isika , izay plateforme azo antoka fa mampidibola sy azahona tombony par rapport am dépenses lany am fananganana azy 🥰
Plateforme : 𝗢𝗨𝗧𝗟𝗜𝗘𝗥 vérifié Canada 🇨🇦 no atolotray anareo✨
⏭️Ireto avy ny asa afaka isafidiananao ao anatiny ilay projet :
⬜Writing
⬜Codage
⬜ Coaching
⬜Prof de langue française ou anglaise ou allemande
⬜Aide compta
⬜ Médecine
⬜Sy ny maro be tsy ho voatanisa.....
𝗡𝘆 𝗸𝗮𝗿𝗮𝗺𝗮 𝗵𝗼 𝗿𝗮𝗶𝘀𝗶𝗻𝗮𝗼 𝗮𝗼 𝗮𝗻𝗮𝘁𝗶𝗻𝘆💰: 10$/heure ny vola Ambany indrindra ao refa tena miasa ianao Ary misy mahatratra hatraminy 50$/heure ny Ambony indrindra arakaraky ny projet anao✨
🔴Ny Zavatra ataotsika mandritra ny fiofanana :
⚪Fomba fanokafana compte login OUTLIER vérifié Canada🇨🇦 sy Fampianarana Maka ny projet fiable sy mora hidirana izay ahafahanao 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗔𝘀𝗮 𝗺𝗶𝗳𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗺 𝘀𝗮𝗳𝗶𝗱𝗶𝗻𝗮𝗼 𝘀𝘆 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻𝗮𝗼 ary Refa voasokatra ny compte de afaka miasa avy hatrany tompoko...
⚪Fomba fanaovana retrait:
Orangemoney na Mvola Na Airtelmoney. Tonga soamatsara ao anaty mobile money anao ny volanao tompoko amin'ny alalan'ny portefeuilles électronique izay omenay anao( AirTm )🥰
~ Niveau : terminal minimum , Mila olona mahay anglais na français sy fitaovana ampiasaina ( Ordinateur na téléphone version 9 miakatra + connexion internet)
👉🏻Afaka ataonao vadin'asa na asa fivelomana tsara moa izy ity,Ary tena rentable tsara refa tena miasa ianao❤️
Débutant(e) accepté✅
🔵 Inscription déjà ouverte
🔵Mp pour plus d'informations et réservation place
22/12/2024
🎉𝗔𝗿𝗮𝗯𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗲𝗲🥳❤️
Noho ny ezaka sy fikirizana de tsaratsara karama💪🏻faly foana izahay eto amin'ny Fifa Nampina mahita ny fivoaranareo🫶🏻
Toa tsy mapino nefa tena misy😉...vitan'ny hafa ve de tsy ho vitanao!?
𝗠𝗶𝘁𝗼𝗵𝘆 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼𝗮𝗻'𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗟𝗶𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝘃𝗼𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗵𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗼 𝘁𝗲́𝗹𝗲́𝘁𝗿𝗮𝘃𝗮𝗶𝗹
👉🏻 Plateforme : 𝗢𝗨𝗧𝗟𝗜𝗘𝗥 🇨🇦
Atoronay sy ampianarinay anao de A à Z ny fomba fanokafana compte sy fangalana projet ary ny Zavatra rehetra ilaina ny amin'izany ...
Mila mahay anglais na français sy manana fitaovana (𝗼𝗿𝗱𝗶𝗻𝗮𝘁𝗲𝘂𝗿/𝘁𝗲́𝗹𝗲́𝗽𝗵𝗼𝗻𝗲 version 9 miakatra + 𝗰𝗼𝗻𝗻𝗲𝘅𝗶𝗼𝗻 𝗶𝗻𝘁𝗲𝗿𝗻𝗲𝘁 )
Misafidy projet izay mifanaraka am profil anao ianao Ary Miasa avy hatrany rehefa avy voasokatra ny compte tompoko🥰
Maro ny projet afaka isafidiananao Ary ny salaire de mande par heure💰
10$ ny farany ambany indrindra ary mahatratra hatraminy 50$ ny ambony indrindra ✨
Santionany amin'izany izao ito 👇🏻👇🏻👇🏻
10/12/2024
𝗢𝗳𝗳𝗿𝗲 𝗱'𝗲𝗺𝗽𝗹𝗼𝗶 𝗧𝗘́𝗟𝗘́𝗧𝗥𝗔𝗩𝗔𝗜𝗟
🔴Te haleo tena eo amin'ny sehatry ny asa ve ianao🥰...te hisehatra ao anatin'ny totolon'ny asa en ligne(travail à domicile)⁉️
Ao antrano ihany ianao no miasa fa Mila manana fitaovana fotsiny :
𝐎𝐫𝐝𝐢𝐧𝐚𝐭𝐞𝐮𝐫 / 𝐭𝐞́𝐥𝐞́𝐩𝐡𝐨𝐧𝐞 𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐨𝐧 9⃣ 𝐦𝐢𝐚𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 + 𝐜𝐨𝐧𝐧𝐞𝐱𝐢𝐨𝐧 𝐢𝐧𝐭𝐞𝐫𝐧𝐞𝐭
👉🏻 Plateforme : 𝗢𝘂𝘁𝗹𝗶𝗲𝗿 🇨🇦
Mety atao asa fivelomana tsara satria de 10$ par heure ny karama farany ambany indrindra ary mahatratra hatramin'ny 50$ par heure arakaraky ny projet sy ny asa atao ao anatiny
~ 𝙰𝚑𝚘𝚊𝚗𝚊 𝚊𝚗𝚎𝚏𝚊 𝚗𝚢 𝚏𝚘𝚖𝚋𝚊 𝚊𝚣𝚊𝚑𝚘𝚗𝚊 𝚒𝚣𝚊𝚗𝚢?
👉🏻Mila manana compte hiasana ianao tompoko
🔴Ito ilay amidiny olona 1Million d'ariary _ 4 Millions d'ariary ny login 1 ... jerevo ato anaty Facebook ao fa maro mpivarotra ao
𝗡𝗕: ho fanampiana antsika dia tsy mila mividy zany compte lafo be izany ianao fa mila mahay manao création compte fotsiny d'efa afaka Mampiasa izany amin'ny sarany mirary hatrany tompoko ho fitsinjovana sy Fifa Nampina antsika rehetra
♦️ Ny zavatra hianarantsika mandritra ny Herinandro fiofanana :
~ Fomba fanokafana compte vérifié Canada🇨🇦
~ Atoro anao de A à Z ny projet fiable sy mora hidirana
♦️Ny tombotsoa ho azonao anaty formation:
⚪Anti-détection (1)
⚪Drivers licence (1)
⚪numéro virtuel et proxy
⚪identité réel au Canada ou USA
⚪Ampianarina anao ny manao vérification pièce d'identité sy ny manao scan facial 🙏🏻
Ireo no omenay anao ao anaty formation izay ahafahanao manokatra compte maro bé sy misehatra amin'ny asa en ligne 🥰
🔴𝗠𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗳𝗮 𝘃𝗼𝗮𝘀𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗰𝗼𝗺𝗽𝘁𝗲 𝗮𝗿𝘆 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗶𝗻𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗽𝗿𝗼𝗷𝗲𝘁 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼
👉🏻Ireto ny projet afaka isafidiananao atao:
⚪Writing
⚪Codage
⚪ Coaching
⚪Prof de langue française ou anglaise ou allemande
⚪Aide compta
⚪ Médecine
Sy ny maro be tsy ho voatanisa.....
🔴Mandray débutant na débutante izahay
🔴 Formation agrée par l'État avec suivi à vie 🫶🏻
✨Fidirana manaraka Sady farany amty taona ity ho famaranana ny taona ary hitsenantsika ny taona vaovao miaraka am asa vaovao ihany koa ahafahana mivoatra hatrany ✨
~ LUNDI 31 MARS
(Tetezana Namontana)
~ MARDI 01 AVRIL
(Ambohimanarina)
✅Mp pour plus d'informations et réservation place
Voafetra ny toerana ka aza Tara manoratra anarana tompoko ✨
29/11/2024
Félicitations oh 🥰❤️ Mpianatra tamin'ny erinandro mikarama 25$/heure + prime 13$ de l'heure ✅
~ Projet : rédacteur Français
Faly izahay mandray retour avy aminareo 🥰 mirary soa💗
👉🏻 Plateforme : 𝗢𝗨𝗧𝗟𝗜𝗘𝗥
Misafidy projet izay mifanaraka am profil anao ianao tompoko Ary miasa avy hatrany rehefa avy voasokatra ny compte 💰
Fidirantsika manaraka :
~ Lundi 31 MARS
(Tetezana Namontana)
~ Mardi 01 AVRIL
(Ambohimanarina)
Durée: 1 𝘀𝗲𝗺𝗮𝗶𝗻𝗲
✅Inscription déjà ouverte
🔴Mp pour plus d'informations et réservation place 🔴
21/11/2024
Rehefa hanomboka Zavatra iray ianao de izao foana no ataovy ao an_tsaina🧠
✨Tsy maintsy haiko io
✨Tsy maintsy vitako io
✨Tsy maintsy tafitako io
.. Vitan'ny hafa ve de tsy ho vitanao😉
Miezaha foana ary tratraro ireo tanjonao❤️
Fifa Nampina hatrany tompoko🥰
20/11/2024
Rehefa misy ny vokatra de mitohy indray ny ezaka manaraka 😉❤️
𝐓𝐫𝐚𝐯𝐚𝐢𝐥 𝐚̀ 𝐝𝐨𝐦𝐢𝐜𝐢𝐥𝐞
Plateforme : 𝗢𝘂𝘁𝗹𝗶𝗲𝗿 vérifié Canada 🇨🇦
Eto ny salaire izao de 👇🏻:
👉🏻15 par heure (anglais)
👉🏻25 par heure (français)
👉🏻25 par heure (français)
Mitohy hatrany ny fandraisana mpikambana hoan'izay Liana sy vonona hanao izany...
Mp pour plus d'informations et réservation place ✨
✅ Inscription déjà ouverte
~ Durée de formation : 1 semaine
~ Mandefasa mp avy hatrany tompoko Ary aza Tara manoratra anarana fa am lundi 25 novembre sy mardi 26 novembre no fidirana ❤️