Ela ELA izay AAA! Manakaiky n'y fanadinana kanefa mbola mari ny tsy mazava?
Aza misalasala ary manatona sy manotany anay fa vonona hanampy anao izahay...
Stratรฉgie . Mรฉthodologie. Et explications plus application pour rรฉussir vos examens..
BACC et BEPC 2025
Idealy courses
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Idealy courses, Education, Antananarivo.
MIARAHABA ANTSIKA INDRAY NY MASTER RANK GROUPE.
Tapitra ny fialantsasatra ๐
Ndao hiverina hikatroka indray ho @ fanomanana ny ho avy mamiratra e!๐๐
Ho anao manomana ny fanadinampanjakana BEPC sy BACC dia eto izahay ekipa MASTER RANK vonona hanampy sy hotarika anao ho @ fahombiazana tanteraka.
Mpampianatra avy @ sekoly amboby ENS no hampianatra sy hitarika antsika @ toro-lalana sy ny fmpianarana rehetra koa aza misalasala manatona anay๐
Toerana Ampefiloha.
Isakin'ny alarobia ariva sy ny sabotsy..
sarany mirary dia mirary.
contact : 0384526426 na avy hatrany dia eto no miresaka.
Rampitso amin'ny 8 ora ny fidirana ho an'ireo manao cours prรฉparatoires BEPC sy BACC!!
Toerana : Ampefiloha
Miarahaba tompoko!
Noho ny fitakiana misy hataon'ny vahoka dia nanapakevitra ny ekipa MASTER RANK fa motsahatra vonjy maika ny hetsika rehetra miodidina an'Antananarivo renivohitra mba ho fiarovana sy fitandroana ny aintsika mpanjifa sy ny ekipa rehetra.
Azo hatao kosa anefa ny manao rรฉservation ho anareo mila formation ary ho anareo hanao cours de langue na cours de soutien BEPC ou BACC kosa dia mitohy ny inscriptions...
Mankasitraka @ fiaraha-miasa tompoko!
21/10/2023
๐๐๐๐๐๐๐๐๐โผ๏ธ
Rentrรฉe le 04 novembre 2023. Mitohy ny inscription vonjivonjeo fa efa akaiky ny date. Inscription sur place vavahady ENS Ampefiloa ny alatsinainy ariva,alarobia ariva,ny alakamisy tontolo andro,sabotsy tontolo andro. Ho an'ireo tsy afaka dia afaka manao inscription en ligne.
โ๏ธCours preparatoires toute matiรจres pour le BEPC et BACC. Alarobia sy Asabotsy no mianatra ,toerana ANS Ampefiloa โ๏ธ
contact: 038 45 264 26
07/10/2023
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ โผ๏ธ
๐ด๐๐๐๐๐ ๐น๐๐๐ ๐ช๐๐๐๐๐ dia manome tolotra miavaka๐ก
โจCours prรฉparatoires pour le BEPC (Option A et B ) et le BACC (Toutes sรฉries)
โจDroit : 0 ar
โจรcolage: 35.000ar pour le BEPC et 40.000ar pour le BACC
โจToerana ianarana: ANS Ampefiloa
โจMpampianatra nandalo fihofanana manonkana tao Ecole Normale Supรฉrieure (des spรฉcialistes sortants de l'ENS)
โจMรฉthode d'enseignement basรฉe sur la pratique
โ๏ธDรBUT des inscriptions le 09 ๐ข๐๐ง๐ข๐๐ฅ๐ 2023 ร l'๐๐๐ en face plaza ร partir de 14h.
โ๏ธ๐๐๐ง๐ญ๐ซ๐ฬ๐: ๐ฅ๐ 04 ๐๐๐๐๐๐๐๐ 2023
*Vonjivonjeo ny toerana,reservation de place en ligne possible.
Pour plus d'information, รฉcrivez en mp ou contactez directement leโ๏ธ038 45 264 26
"แดแดแดสแดษดแด
สแด แด'แดsแด สแดฬแดษชส,แดแดษชฬแดสษชsแดส แด'แดsแด สแดฬแดssษชส"
Tapaka taorian'ny rรฉunion pรฉdagogique fa ahemotra herinandro ny fisoratana anarana @ master rank fa mitohy kosa ny rรฉservation en ligne izay tsy handohavambola.
Izany no hatao mba handaminana ny stratรฉgie pรฉdagogique sy administrative ho an'ity taompianarana ity!!
Mankasitraka tompoko!!
10/09/2023
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐!! ๐๐
๐
๐๐ ๐๐๐ฬ๐๐๐๐๐!!
Cours prรฉparatoires spรฉcials:
๐กBEPC option AetB
๐กBACC. sรฉrie L,S et OSE.
โ๏ธToutes matiรจres!
Avec des enseignant(e)s spรฉcialistes et dynamiques.
โ๏ธNos mรฉthodes sont basรฉes sur la pratique que la thรฉorie. (Tsy manome lesona lava reny be fa ianao mahay no tanjona voalohany)
Avec nous, non seulement vous allez apprendre mais รฉgalement vous allez maรฎtriser!
๐Pour plus d'information, veuillez nous rejoindre en message privรฉ ou contactez directement le
โ๏ธ0384526426
"๐ฐ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐'๐๐๐ ๐๐ฬ๐๐๐,๐๐๐ฬ๐๐๐๐๐๐ ๐'๐๐๐ ๐๐ฬ๐๐๐๐๐"
๐ผ๐ฐ๐
๐
๐ด๐
๐
๐ฐ๐ฝ๐บ ๐ฒ๐พ๐
๐
๐
๐ด?
Manomana anao hisehetra amin'ny tena fiainana izahay.
Cours prรฉparatoire pour vos examens BACC et BEPC.
Formations en leaderships,dรฉveloppement personnel et entrepreneuriat sy ny maro hafa.
"๐ฒ๐๐๐๐๐๐ฃ ๐๐๐๐ ๐๐๐ก ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐"
08/09/2023
๐ ๐๐ฆ๐ง๐๐ฅ ๐ฅ๐๐ก๐ ๐๐ข๐จ๐ฅ๐ฆ๐
Ho anareo te ho afaka fanandinana anefa sady te hahay,aza misalasala manantona anay.
Cours prรฉparatoires pour le BEPC et le BACCALAUREATโจ
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo