COURS Fanampiana

COURS Fanampiana

Share

Cours d'appuis

19/08/2026

'Ndao aloha nama hilalao kely mandram-piandry ilay valim-panadinana an🙂
Mésie Tahina tsy mahazo mamaly an😆
Valio ao amin'ny commentaire a o eeee

19/08/2026

Tombatombana io an,mety aloha ka na aoriana Kely😉
Calme tsara daholo

18/08/2026

'Ndao isika mba hifampizara ny souvenir nahafinaritra nandritry ny taom-pianarana e🥺

18/08/2026

Ao veee?
Ndao ary aloha manao j'aime kely eto ambany izay mitaintaina miandry valina bacc rehetra e😉Ndao dia hifampiavavaka isika fa izahay koa anie mitebiteby ohatranareo e😊

14/08/2026

Ao ve?
Efa misokatra ny fisoratana anarana eto amin'ny cours FANAMPIANA Avaradoha an.
Afaka misafidy ianao na:
- Special samedi
Na
- Demi-journée
Écolage ?Mirary dia mirary
Mpàmpianatra ? milay be daholo
Misoratà anarana dieny izao ary

20/07/2026
19/07/2026

Aooo ve?torohevitra kely hiatrehantsika ny andro lehibe rahampitso ary e😉

10/07/2026

🚨🎓 BACCALAURÉAT 2026 : HERINANDRO SISA! 🎓🚨

‎⏳ Mbola misy fotoana hanovanao ny tantara!

‎📚 Tongava manao RÉVISION GÉNÉRALE ato amin'ny COURS FANAMPIANA.

‎🕖 Maraina : 7h – 10h
‎🕐 Hariva : 13h – 17h
‎📅 Alatsinainy hatramin'ny Zoma

‎📍 Lieu : EPP Avaradoha

‎❓ Mbola manahirana anao ve ny Mathématiques, ny Histoire-Géographie, ny Philosophie… sa izy rehetra mihitsy no mbola tsy mazava tsara?

‎💣 Mpampianatra tena za-draharaha sy mahafehy tanteraka ny taranja ampianariny no miandry anao!

‎💰 Ary ny tena mahafinaritra? Tena mora be ny saram-pandraisana anjara!

‎🔥 Aza manaiky hiditra fanadinana mbola misalasala. Herinandro sisa dia BACC! Fotoana izao hanam 📝 afisana izay efa hainao sy hanazavana izay mbola manahirana anao.

‎🎯 COURS FANAMPIANA — Manampy anao ho amin'ny fahombiazana.

‎📞 038 59 643 89 / 038 39 526 98

08/07/2026

'Ndao homanina dieny izao ny B.E.P.C 2027 e😉
Voafetra ihany ny toerana an,
Aza misalasala ary miantso dia misoratra anarana e....
Mandritry ny volana Aogositra izy ity an

05/07/2026

🍀✨

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101