Ndao hi-kotrana

Ndao hi-kotrana

Share

👉Coaching nutrition&sports-motivation-bien être...

💻Whatsapp : +256-34 32 282 08
📞Contact : 034 32 282 08

🍱Ny fahasalamana aloha...🏋

01/08/2026
01/08/2026

Tonga ny volana "Août", hi-kotrana amze sa hoe inona no hidiran'ny "A" ao @ "Août"?

31/07/2026

👉Ndao hi-kotrana/coaching/nutrition&sports🏋🏋‍♀️🥑🥣🍼🍳🍌🍎🍊🥬🧈🥕🥚🍲🥗🍴🥦

31/07/2026

👉Ianao ko ve vao mifoha dia misotro rano iray vera🥛?

30/07/2026

Mandray coaching en ligne (3) aho ka aza tara ooh!

22/07/2026

❗Rehefa "stressé" dia lasa mahazo lanja❗

👉Iza daholo ilay manao an'izay ato??

21/07/2026

⛔⛔TANDREMO⛔⛔

👉Amin'izao dia mbola maro ianareo no mihevitra fa mikotrana fotsiny dia tratra io tanjonao io🤔🤔

✅Fantaro ary fa na "prise de masse" na "perte de poids" ianao dia ny "sakafo" no fototra= à 70%.

👉Raha prise de masse ianao (mila surplus calorie) = sakafo

👉Raha manena vatana ianao (mila manena calorie) sakafo mihena

❗Eo amin'io sakafo io no mila fahazaina satria mizara maromaro

✅Macro-nutriment
▪Glucide
▪Lipide
▪Proteine
✅Micro-nutriment
▪Vitamine
ohatra : vitamine A, B, C...
▪Mineraux
ohatra : calcium, magnesium...

👉Zava-dehibe ny fifehezana ny sakafo ary miantoka ny fahombiazanao

👉Manaraka izay aveo ny répos (torimaso, filamina-tsaina...)

▪Raha tianao ilay fizarana dia abonnez-o ny pejy/zarao @ namanao🙏

↘Ndao hi-kotrana/coaching/nutrition&sports/ny fahasalamana aloha...

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo