Erfolgreiche SprachKurse Antananarivo - ESK

Erfolgreiche SprachKurse Antananarivo - ESK

Share

Wir können es schaffen !

25/02/2023

Te hahita fahombiazana amin'ny fianarana teny ALLEMAND ve ianao?
Natao ho anao ity fianarana ity:
Ny ESK dia mampianatra Allemand niveau A1, A2 ary B1 🇩🇪
Ny fidirana manaraka dia ny 06 MARS ho avy izao
- Niveau A1 Lundi - Mercredi - Vendredi 8h30 à 10h30 / 10h30 à 12h30 / 13h30 à 15h30
- Niveau A2 Lundi- Mercredi - Vendredi 8h30 à 10h30 / 10h30 à 12h30 / 13h30 à 15h30
- Niveau B1 Mardi - Jeudi 8h30 à 11h30
- Spécial samedi 8h à 12h (tout niveau)
- Club d'Allemand tous les mercredis après-midi 🇩🇪
Place très limitée
Lieu: EKAR Antanimena
Inscription : se fait exclusivement en ligne
Infoline: 0343035982 - 0345353621 ou Mp
Aza misalasala ary manontany.

06/02/2023

Hallo👋

30/01/2023

Efa mahara baovao ve ianao? Sahirana mitady ny lalana hahombiazana ka te ho tafita?
Ity misy vahaolana haingana ho anao: ''Erfolgreische SprachKurse''
- Cours pratique ALLEMAND: A1, A2 et B1
- Cours d' ANGLAIS parlé et écrit
👉Pratique amin'ny alalan'ny éducation ludique toy ny jeux sy activités maro samihafa, club de langue allemande (pratique, culture...)
👉Mpampianatra ampy traikefa
Koa aza tara ary misoratra anarana fa voafetra ny toerana.
Toerana: Ekar Antanimena
Fidirana: 13 Febroary 2023
Raha mila fanazavana fanampiny, midira Mp na antsoy ny laharana 0348707212 na 0322119641
'' Wir können es schaffen!''

27/01/2023

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Ekar Antanimena
Antananarivo
101