Lycée Privé La Palmeraie

Lycée Privé La Palmeraie

Share

Discipline - Performance - Réussite.

24/01/2026

L’éducation est un droit fondamental et un levier essentiel pour sortir de la pauvreté et construire un avenir meilleur pour chaque enfant.

Au Lycée privé La Palmeraie, nous accompagnons chaque élève, avec exigence et bienveillance, guidés par notre devise "Discipline - Performance - Réussite", où la discipline structure, la performance révèle le potentiel et la réussite devient un objectif partagé avec les parents.

En cette Journée internationale de l’Éducation 2026, nous réaffirmons notre engagement pour une éducation de qualité, inclusive et porteuse de perspectives.

📍 Parents, merci pour votre confiance et votre collaboration constante.
📍Enseignants, merci pour votre engagement au service de nos élèves.
📍Chers élèves, donnez le meilleur de vous-mêmes.




27/12/2025

𝗡𝗼𝗲𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟱 - 𝗧𝗮𝗼𝗺-𝗯𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 𝟮𝟬𝟮𝟲

🎄✨ Amin’izao fetin’ny faran’ny taona izao, ny Lycée Privé La Palmeraie dia mirary Krismasy sambatra sy Taom-baovao feno fitahiana ho antsika rehetra ka hampitombo fahalalana, sy fahendrena ary hananan'ny zanantsika hoavy mamiratra. 🎓🌟


19/12/2025

Porte Ouverte
Lycée La Palmeraie
Le Samedi 20 décembre
8h-11h

05/10/2025

Au Lycée Privé La Palmeraie, nous croyons que l’avenir de chaque élève se construit dans la et la . En cette Journée Mondiale des , nous honorons celles et ceux qui, chaque jour, font vivre ces valeurs au cœur de notre mission d’éducation. ❤️ Merci à nos enseignants.

15/09/2025

📚Bonne rentrée à tous nos élèves et enseignants !

📌 Chers parents, quelques places sont encore disponibles. Contactez-nous vite !

Au Lycée Privé La Palmeraie, cette année scolaire sera placée sous le signe de :
✅ Une DISCIPLINE inspirée de l’éducation civique pratique
✅ Une meilleure PERFORMANCE grâce à une coopération étroite entre parents et enseignants
✅ Une REUSSITE soutenue par des activités extra-scolaires pour apprendre à aimer étudier et rêver grand !

🎯 Cap sur une année de discipline, de performance et de réussite !



03/09/2025

🌟✨ Bonne nouvelle ! ✨🌟

Nos résultats aux examens nationaux 2025 sont arrivés et nous sommes heureux de vous les partager !

🎓 Notre plus grande fierté est que nos élèves de Terminale ont brillé :
✅ BACC Série A – Terminale : 100 % de réussite 🥇🎉
✅ BACC Série D – Terminale : 100 % de réussite 🏆👏

Puis pour les autres classes :
📘 BEPC : 61 % de réussite
📗 BACC Série A (en général) : 28,57 % de réussite
👉 avec des élèves de Première L inscrits cette année.
📙 BACC Série D (en général) : 16,66 % de réussite
👉 avec des élèves de Première S inscrits également.

Un immense bravo à nos lauréats 🎊 ! Votre travail et votre persévérance nous remplissent de fierté.
À ceux qui n’ont pas encore atteint le succès attendu, ne perdez pas courage 💖 : chaque pas est une étape vers la victoire 🌈.

Un grand MERCI à nos enseignants, parents et encadrants pour leur accompagnement indéfectible 🙏✨.

20/07/2025

📣 Izahay Mpitantana sy mpandraharaha ary Mpampianatra mpanabe eto amin'ny Lycée Privé La Palmeraie dia miombom-peo mirary fahavononana, vatana tomady, saina matsilo sy mahay mitadidy, hitondra fahombiazana sy hoavy mamiratra ho an'ny zatovo sy tanora malagasy rehetra 🇲🇬 hiatrika ny fanadinana Bakalôrea manomboka rahampitso Alatsinainy 21 jolay 2025.

♨️ Ho anareo 14 mianadahy kandida Lycée Privé La Palmeraie hiatrika izany dia aza adinoina ny hafatrafatra rehetra efa nampitaina, mivavaka hoanareo hatrany izahay. Alefa a!!!! 🫶



📷Faradoboka niaraka tamin'ny Mpampianatra Malagasy Andritiana-Biky Ramananjatovo , maromaro no tsy eo amin'ny sary.

02/07/2025

𝗧𝗮𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱-𝟮𝟬𝟮𝟲

📣 Mbola mandray fisoratana anarana hatrany.

😊 Amin'izay faramparan'ny volana aogositra izao dia aza variana isika manao izany fa efa miha-manakaiky ny Fidirana, dia ny 9 septambra.

✅ Toerana milamina sy tony tanteraka, madio ary azo antoka ny fahandriampahalemana. (Quartier résidentiel)

Tongava maka ny andinindininy sy mijery ny toerana fa horaisinay ampifaliana ianao. 🙏

❌ SARAMPIANARANA TSY LAFOBE - SAROTINY AMIN'NY KALITAO FAMPIANARANA - MPANABE MANANA TRAIKEFA (Olondehibe sy Tanora) ♨️

🕗 Ora fisokafan'ny Birao (andavanandro) :
8 ora- 12 ora (maraina) sy 2 ora - 5 ora (hariva)

𝙁𝙞𝙛𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙞𝙨𝙖𝙣𝙖 :
📱 038 10 046 15 - 034 04 104 69 - 033 62 546 73 - 032 02 663 47 (Whatsapp)

📧 [email protected]

29/06/2025

📣 Fanadinana BEPC 2025 (30 jona - 3 jolay )

Hirariana hizotra tsara ny fanadinana ary ho salama sy tomady ny zatovo malagasy rehetra manerana ny nosy hiatrika izany. Hioty fahombiazana vokatry ny fikirizana sy fiezahana. 🙂

Efa vonona tanteraka hiatrika izany izy 22 mianadahy kilasy taona faha-9 (3ème) eto amin'ny Lycée Privé La Palmeraie

👉 Eo amin'ny sary ny hafatra, fa isika koa dia hasaina hitsodrano sy hirary soa azy ireo etsy amin'ny "commentaires" etsy ambany !

26/06/2025

🇲🇬 𝐅𝐞𝐭𝐢𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 🇲🇬

🔔 𝕋𝕠𝕟𝕘𝕒 𝕟𝕪 𝕗𝕠𝕥𝕠𝕒𝕟𝕒 !
..
Efa tonga ny fotoana hanandratana ny saina
na fanevam-pahafahana; ka hasandratra toy izany
ny fahamarinana ventesin'ny hira sy ny fivavahana

Efa tonga ny fotoana ahatsiarovan'ireo MPIANATRA
ny adidy miandry azy; ka hijoro toa azy
ireo tanora izay variana tsy manana ny maha-izy azy.
...

J. Nalisoa Ravalitera
(Aprily 1969)

22/06/2025

Misaona ny Sekoly La Palmeraie Anjanahary fa namoy ny Tale teo aloha sady Mpanorina ny "Collège Privé La Palmeraie" Anjanahary

𝗥𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗜𝗦𝗢𝗔 𝗔𝗹𝗳𝗿𝗲𝗱

Ny fianakaviamben'ny Lycée Privé La Palmeraie ankehitriny (Ny Tale, ny Mpandraharaha rehetra, ny Mpampianatra rehetra, ny Mpianatra rehetra, eny fa na ny Raiamandreny koa dia miara-ory sy miombom-pahoriana tanteraka amin'ny Vady aman-janaka aman-jafiny sy ny fianakaviana manontolo. Mahereza indrindra tompoko 🙏

08/06/2025

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Lot II A 78 UA Bis
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 12:00
14:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 12:00
14:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 12:00
14:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 12:00
14:00 - 16:00
Friday 08:00 - 12:00
14:00 - 16:00