28/02/2024
S+ HAVE TO + VERB_TO : TSY MAINTSY
"I have to switch on the light : tsy maintsy velomiko ny jiro
"I have to use the telephone.": Tsy maintsy ampiasaiko ny telephone
"I have to go to the bathroom.": Tsy maintsy mandeha any am do**he aho
"I have to leave.": Tsy maintsy Miala ago
S+ DON'T HAVE TO + VERB_TO : TSY VOATERY
"I don't have to switch on the light : tsy voatery hamelona jiro aho
"I don't have to use the telephone.": Tsy voatery hampiasa ny telephone aho
"I don't have to go to the bathroom.": Tsy voatery hoany am do**he aho
"I don't have to leave.: Tsy voatery handeha aho
" Teacher Laurant
23/02/2024
WANT TO : Maniry, te
S + WANT TO + VERB_to.
+ I want to pray: te hivavaka aho
+ I want to study english: te hianatra anglisy aho
+ I want to listen to you: te hihaino anao aho.
_
REHEFA HANDA DIA MAMPIASA "Don't want"
ohatra:
- I don't want to go : tsy te handeha aho
- I don't want to eat: tsy te hihinana aho.
_
TSARA HO FANTATRA
"Want to " dia azo ovaina ho: "wanna" @ anglais amercain, ka tononina hoe: oana.
ohatra:
I wanna sleep: tehatory aho
I wanna swim: te hilomano aho.
Mbola misokatra ny fisoratana anarana na ho an'i izay te ianatra na ny en ligne na ny en salle
contact:0384255549
Toerana :Ampasapito
22/02/2024
GOOD MORNING androany isika ianatra ireo fomba efatra afaka ilazana oe be asa ianao koa aza adino manaraka ny page
20/02/2024
Good morning 🤩ny lesona androany dia ianatra ireo fomba ilazana oe "tsara" isika
aza adino ny manaraka ny pejy
11/02/2024
Feel free to join us dear English learners !
🇺🇲 successful English teaching course 🇺🇲 guarantees your Success and provides you with double international certificates 🇺🇲TESOL 🇺🇲 and 🇺🇲 TEFL 🇺🇲+an international paper note 🇺🇲+an international recommandation letter 🇺🇲
Mahafaly Anay no milaza anao fa misokatra oanao ny cour d'anglais izay ahazoanao double certificat international tesol /TEFL koa Raha mahaliana anao izany dia aza misalasala miantso ny laharana eo ambany
05/02/2024
faly miarahaba atsika rehetra izay ato amin'i S.T.E.C (succesful teaching English course ) maro ianareo no maniry ahafehy ny teny vahiny indrindra fa ny teny anglisy noho izany indrindra no ilazanay fa misokatra ny fianarana ato amin'i S.T.E.C izay amehezanao ny teny anglisy ao anatin'i 8 volana izay azahoanao diplome international TESOL sy TEFL ary tsy vitanizay iany fa mbola misy koa ny relevé de notes international ary miampy lettre de recommandation international koa raha mahaliana anao ary izany dia afaka miantso ny laharana etsy ambany na koa tonga mivantana aty amin'i toerana misy anay
Lieu :Météo Ampasapito
Contact:0384255549
Fb:successful teaching english course
04/10/2023
Hello hello😊
I'll post a few synonymes :
Same= like
Star= well known= famous
You're welcome= not at all
Dislike= hate
How are you?= how have you been ?
Wrong=matter= problem
23/08/2023
S E T C
HOUSE 🏡🏡🏡🏡
Ny vocabulaire tsika androany dia ny (HOUSE)
HOUSE = Trano.
Do you have a house ?
👉 Manana trano ve ianao ?
☑️ Yes, I have a house
Eny manana trano aho
☑️ No , I don't have a house
Tsia, tsy manana trano aho
☑️ Your house is good
Tsara ny tranonao
☑️ What a big house !
Lehibe izany trano izany !
☑️ I want to have a house
Te hanana trano aho
☑️ Do you like your house ?
Tianao ve ny tranonao ?
Yes , I like my house
Eny tiako ny tranoko.
A house : trano
In the house : anaty trano
Out of the house : ivelan'ny trano
A big house : trano be
A small house : trano kelikely
A room : efitra
A bedroom : trano fatoriana
A dining room : trano fisakafoana
A bathroom: trano fivoahana
A kitchen: lakozia
A padlock : gadana
A key : fanalahidy
The fence: ny fahitra
The yard: ny tokotany