FADM - Formation Artisanale De Madagascar

FADM - Formation Artisanale De Madagascar

Share

"Bâtissons un avenir , créons avec nos mains"
Centre de formation sur l’artisanat

22/09/2025

‼️‼️FORMATION FLASH ‼️‼️

Formule commerciale mora hay sady ahazoanao tombony no omena anao amin'io fotoana io, tsy vitan'izay fa mbola atoronay anao ihany koa ny fournisseur fangalana entana en gros eto Antananarivo ... 50 000Ar monja dia efa mahafehy an'ireto ianao :

❤ Savon liquide (Savon de ménage , nettoyage , etc)
❤ Savon solide
❤ Shampoing

Tsotra ny fisoratana anarana, tongava amin'ny mp dia misafidy ianao hoe maraina sa hariva no hianatra, manome anarana feno sy contact aty isika mihaona 🥰 Izahay daholo no miantoka ny rehetra fa mianatra no anjaranao sisa 🥰
📌 Amin'ny alarobia indray ny formation antsika manaraka 🥰

16/09/2025

‼️‼️FORMATION FLASH - ALAROBIA 17 SEPTEMBRE HO AVY IZAO‼️‼️

Formule commerciale mora hay sady ahazoanao tombony no omena anao amin'io fotoana io, tsy vitan'izay fa mbola atoronay anao ihany koa ny fournisseur fangalana entana en gros eto Antananarivo ... 50 000Ar monja dia efa mahafehy an'ireto ianao :

❤ Savon liquide (Savon de ménage , nettoyage , etc)
❤ Savon solide
❤ Shampoing

Tsotra ny fisoratana anarana, tongava amin'ny mp dia misafidy ianao hoe maraina sa hariva no hianatra, manome anarana feno sy contact dia rahampitso izany isika mihaona 🥰 Izahay daholo no miantoka ny rehetra fa mianatra no anjaranao sisa 🥰

21/08/2025

🌟FORMATION DECOUVERTE🌟

Natokana ho antsika tsy manana fotoana be nefa tia ahay ny fanamboarana savon liquide ity formation ity, natao ahitanao ny fomba fampianaranay sy ny toerana misy anay ihany koa satria dia mora ny sarany nefa dia miala ao ianao dia ireto ny tombotsoa :

💦Mahavita pratique
💦Mahazo formule commerciale
💦Etoanay ny materiels rehetra
💦Mahazo support ianao

💧Daty roa ihany no anaovana azy ity : Alarobia 27 Août na Zoma 29 Août ho avy izao... 🥰

- Saram-pianarana : 30 000Ariary
- Toerana : Ambohibao
- Contact : 038 77 310 61

Aza misalasala ary manoratra na miantso raha mila fanampin'ny fanazavana fa vonona izahay handray anao tompoko🥰

18/08/2025

💦Tongasoa ato amin’ ny FADM 💦

🩵mpianatra iray , fitaovana iray 🩵

Ny formation ato aminay dia natao hanenjika ny kalitao takian’ny marché , miezaka mampiasa akora natoraly izahay rehefa manome formule antsika mpianatra …

Alefanay eto indray ny date vague vaovao rehefa misokatra indray ny fisoratana anarana ka aza adino ny manaraka hatrany ny pejy 💙

08/08/2025

- FADM - FORMATION COSMETIQUE -

🥰Tonga ary ilay niandrasantsika, tolotra miavaka no omen'ny FADM anao amin'ity vague ity satria dia omenay "Contrat" avy hatrany ianao vao vita formation ato aminay ... eny tompoko , tonga dia mahazo "marché" ianao rehefa vita ny formation🥰 , ireto avy ary ny mahakasika izany :

❤Zavatra ianarana :
- Shampoing ho an'ny volo
- Masque ho an'ny volo
- Gommage corps
- Gommage visage
- Lotion pour visage
- Masque pour visage

❤Tombontsoa : Izahay daholo no miantoka ny akora rehetra ary mahazo attestation ianao vao vita ny formation, dimy andro be izao ny faharetan'ny fianarana ka rehefa vita izany dia mahazo asa avy hatrany 🥰

❤Date fidirana manaraka : Talata 02 Septembre ho avy izao
- Saram-pianarana : 220 000Ariary
- Toerana : Ankadivato sy Ambohibao
- Contact : 038 77 310 61

Aza misalasala ary manoratra na miantso raha mila fanampin'ny fanazavana fa vonona izahay handray anao tompoko🥰

12/12/2023

-FORMATION SAVON CEG AMBOHOMANDROSO (Ambatondrazaka)
Ho antsika Ambatondrazaka indray izao 🤩 ho avy izahay amin'ny 16 sy 17 ho avy izao !!

👉 Ora fidirana : 09h00 -15h00
👉 Contact anaovana réservation : 034 15 53 59

TOMBOTSOA :
👉 Formule afaka atao pratique avy hatrany
👉 Fanoroana ny fournisseur fangalana entana
👉 THEORIE SY PRATIQUE

Manasa anao ary hanoratra mivantana ato amin’ny mp raha mila fanazavana fanampiny 🤩
🌸 🌸

08/12/2023

Salama daholo tompoko !

Ho antsika rehetra izay nisoratra anarana dia eo amin’ny EPP AMBAVAHADIMANGATSIAKA Antsenakely no fotoana rahampitso manomboka amin’ny 10 ora -

👉 Efa aty daholo ny fitaovana sy boky rehetra tsy mitondra afatsy stylo
👉 Aza misalasala miantso ny 034 15 531 59 raha misy fanontaniana

🌸

Photos from FADM - Formation Artisanale De Madagascar's post 05/12/2023

Savon surgras….

Tsara ny savony rehefa maromaro ny corps gras ampiasaintsika aminy, mampalefaka ny hoditra sy tsy manimba tanana izy io…

Ho antsika maniry anao ilay formation eo Antsirabe, efa feno ny date du 10 Decembre fa 00 mbola misy place disponible 😊

🌸 🌸

Photos from FADM - Formation Artisanale De Madagascar's post 01/12/2023

-PROGRAMME DE FORMATION MOIS DE DECEMBRE ANTANANARIVO-

❤️ Fanoroana fournisseur fangalana entana sy akora
❤️ Izahay daholo no miantoka ny fitaovana rehetra
❤️ Formation théorique sy pratique
❤️ Boky misy ny guide rehetra
❤️ Fiaraha-miasa avy hatrany amina orinasa mpanao cosmétique natoraly

🌸 🌸
Daty :
- Alatsinainy : 04 na 18 Desambra
- Alarobia : 06 na 20 Desambra
- Zoma : 08 na 22 Desambra
Ireto avy ny zavatra ianarana mandritran'ny iray andro :
👉SAVON SOLIDE:
- Savon de ménage
- Savon cosmétique
- Savon de soin
👉SAVON LIQUIDE:
- Savon de ménage
- Lave main
- Lave vitre
👉 BONUS : Formule fanamboarana vovon-tsavony
👉Sarany : 50 000Ar 😲

🌸 🌸
- Talata : 05 na 19 Desambra
- Sabotsy : 23 Desambra
Ireto avy ny zavatra ianarana mandritran'ny iray andro :
👉GAMME CAPILLAIRE :
- Shampoing nourrissant sy hydratant + Après-shampoing
- Masque nourissant et hydratant
- Crème coiffante
👉GAMME SOIN DU CORPS:
- Lotion visage
- Crème corps
- Baume à lèvres
👉 BONUS : Formule Déodorant et Leav-in Gel
👉Sarany : 50 000Ar 😲

ORA FIDIRANA : 10h00 - 15h00
TOERANA : Ankadivato Akaikin'ny Bel'Air (Epicérie Nane na Collège trinitaire)
CONTACT : 034 15 531 59

Photos from FADM - Formation Artisanale De Madagascar's post 01/12/2023

- FORMATION SAVON SOLIDE et SAVON LIQUIDE -

Maneho fisaorana ny association Mazava izahay nanome fitokisana anay mba anao formation an'ireto mpampianatra ireto 😊

Ianao ihany koa, raha maniry ampanao formation ny olona miasa ao aminao na ny fikambanana misy anao dia afaka manatanteraka izany izahay (Misy réduction omenay). Mampanao formation any amin’ny faritra ihany koa izahay , Antsirabe sy Ambatondrazaka izao no akaiky indrindra 😊

Mirary soa sy fahombiazana azy ireo hatrany izahay ato amin'ny FADM.

🌸 🌸

Photos from FADM - Formation Artisanale De Madagascar's post 01/12/2023

-FORMATION SAVON ANTSIRABE (Antsenakely)

Ho antsika Antsirabe indray izao 🤩 ho avy izahay amin'ny 09 sy 10 ho avy izao !!

👉 Ao amin'ny Antsenakely (Akaikin’ny BNI) ny fotoana antsika
👉 Ora fidirana : 10h00 -15h00
👉 Contact anaovana réservation : 034 15 53 59

TOMBOTSOA :
👉 Formule afaka atao pratique avy hatrany
👉 Fanoroana ny fournisseur fangalana entana
👉 THEORIE SY PRATIQUE

Manasa anao ary hanoratra mivantana ato amin’ny mp raha mila fanazavana fanampiny 🤩

🌸 🌸

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Ambohibao
Antananarivo
101