salama.daholo, mirarisoa sy fahombiazana hatrany ho an'ireo mpanala fanadianana mandritra ity heeinandro ity izahay
Encadrement Économie, Commerce et Gestion Cntemad
Encadrement en salle et particulier des étudiants en économie, commerce et gestion du cntemad!!!!!!
Faly miarahaba antsika rehetra, efa hanomboka amizay n'y encadrement antsika, tsy ho ela mandefasa mp Izay Liana na Hanzo particulier na hanao en salle ,mankasitrakz
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Michel Felix, Caissa Faziah Caissa, Rïchã Gomëz, Dhamï Raf
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Santatra Rsn, Roujo Layla Chantir'ah, Vaolinirina Marie Madeleine, Taniiah Randriih, Meva Marousca, Natanaela Sarah, J Sper Fandresena
02/01/2024
Faly Miarahaba antsika mpanaraka NY pejy, arahabaina tratry NY taona vaovao , mirary fahaizana Sy fahasalamana ho antsika rehetra,, Araho tsy Tapaka NY pejy mikasika NY vaovao momba NY Encadrement antsika, mankasitraka indrindra Tompoko
Faly miarahaba antsika rehetra, izahay ato @ Encadrement Economie et Gestion Cntemad dia mirary soa sy fahombiazana ho an'ireo hanala fanadinana herinandro ity!
Bonjour, salle 06 tsika no mianatra izao maraina izao
Fampatsahivana fotsiny, mianatra NY L1E rahapitso @ 8h manao micro Sy math, sabotsy manao macro Sy micro, NY L2E rahapitso manao micro Sy math ihany ko . NY L3E @ 15h manao eco indus , misaotra betsaka
Salama, filazana, Tsy misy mianatra aloa rahapitso Sy alakamisy, noho Antony arAk'asa, mankasitraka. Encadrement Special economie /toe-knofy. Zarao
Salama, mianatra rahapitso à 7h L1E manao macro Sy Stat ; Encadrement Special economie /toe-knofy. Zarao
Salama, mianatra rahapitso à 7h L1E manao PEC Sy info ; L2E à 13h, Manao Micro sy math ; ao @ epp jjr analakely salle 12 mankasitraka. Encadrement Special economie /toe-knofy. Zarao
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Epp Jjr Analakely
Antananarivo
101