01/08/2025
Serviette hygiénique lavable.
3 000ar
Lieu:Analamahitsy cité 341
Tel:0344188854
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association Les Fleurs de Gasik'arts, Education, Antananarivo.
01/08/2025
Serviette hygiénique lavable.
3 000ar
Lieu:Analamahitsy cité 341
Tel:0344188854
11/07/2025
Association les fleurs de gask'arts
En réunion.
04/07/2025
04/07/2025
Sac dame
Arakarak'izay abeany itiavanao azy.
Amin'vidiny mirary tokoa.
Toerana:Analamahitsy cité
Tel:034 41 888 54
03/07/2025
Miarahaba tompoko.
Izahay ato Association Les Fleurs de gask'arts dia manamboatra serviette hygiénique lavable ho any vehivavy: na tanora ,na tovovavy na efa renim-pianakaviana dia afaka mapiasa azy avokoa.
Amin'vidin'ny mirary ary ara-pahasalamana tanteraka ny fahapiasana azy.
Tel:034 41 888 54.
15/01/2025
MISAOTRA AN'ANDRIAMANITRA ISIKA REHETRA FA VITA SOA AMATSARA NY FETY FIARABANA TRATRIN'TAONA IZAY NATAO,MIRARY ANTSIKA HO SALAMA TSARA ARY SAMY HO TRATRIN'NY TAONA MANARAKA INDRAY.
Mirary soa.
25/01/2023
9eme jrs(3eme Groupe)
Mbola mitohy ny formation COUPE et COUTURE iarahana amin'ny ASSOCIATION LES FLEURS DE GASIK'ARTS sy Harenan'i Madagasikara
21/01/2023
5eme jrs et 6eme jrs de la formation COUPE et COUTURE avec ASSOCIATION LES FLEURS DE GASIK'ARTS et ENTREPRISE HARENAN'NY MADAGASCAR !
19/01/2023
3em et 4em jours de formation COUPE et COUTURE avec ASSOCIATION LES FLEURS DE GASIK'ARTS et ENTREPRISE HAREN'NY MADAGASCAR !
16/01/2023
Premier jour de formation avec l'entreprise Harenan'i Madagasikara Felantsoa Béatrice Rabakonirina Lova Confection Lova