Open Fac Officiel

Open Fac Officiel

Share

Orientation et Cours préparatoire aux concours d'entrée à l'université

Photos from Open Fac Officiel's post 20/10/2023

Résultats concours polytechnique 2023
Miarahaba ireo afaka ary mankahery ireo tsy afaka, mbola misy concours azonareo atao, mba ahafahana manarina

19/10/2023

Bonsoir!
Cours extra sociologie demain 20oct de 13h à 16h (notion de statistiques, dissertation & culture generale)
Salle EPP AMPASANISADODA
Paf 1000ariary
Afaka manotrona daholo isika rehetra izay mikasa anomana concours SOCIOLOGIE
TONGAVA MP na miantso ny laharana 0348522498/0333133314

16/10/2023

Support de cours pour les préparation aux concours, gratuit pour nos étudiants

15/10/2023

L'équipe souhaite bonne chance a tous les candidats au concours d'entrée en Droit et Sciences Politiques. Que la grâce de Dieu soit avec vous

15/10/2023

Bonsoir!
Mba ho fitohizan'ny fampianarana sy fanatsarana izany dia tsy misy cours rapitso 16 octobre ho an'ny economie sy agronomie, tsy midika akory izany oe tsy miakatra isika fa mila miakatra daholo mba ahafahanay manome ny fandaminana vaovao ho anareo, koa entanina mba hitondra ny reçu daholo.
Ho an'ny sociologie sy Gestion kosa dia mianatra rapitso, salle epp ampasanisadoda.
Ilazao ireo namana

30/09/2023

Mbola mandray atrany izahay ho an'ireo mbola vaovao na ireo te anampy filières ko ary
😁 Saod mijery cours na manomana concours 🤣
Ao am coms ny sary fanehoana

29/09/2023

Ity ilay resak'isika omaly tao anaty salle 🤣🤣🤣
Courage daholo

29/09/2023

⚠️ Tandremo ⚠️
Maro ireo mpisoloky sy mpanao compte hosoka. Samia mailo

26/09/2023

Ireo ivotoerana anaovana fifaninanana hihiditra eny @ Polytechnique sy ny toerana akana ny convocation.
Mirary ny soa sy ny tsara ho anareo izahay ato @ Open Fac Officiel ary mba ho tonga @ ambony indrindra rehefa afaka concours 🙏🙏🙏

Photos from Open Fac Officiel's post 20/09/2023

Ho anareo lina te hiditra ao amin'ny DROIT SCIENCES POLITIQUES, mbola tsy t**d. Efa mandeha ny emploi du temps vaovao

Photos from Open Fac Officiel's post 17/09/2023

Quelque sigle !
Mbola ho avy ny manaraka izay mety hahasoa anao any amin'ny concours

17/09/2023

Ho fandaminana, iangavina mba andalo eo amin'ny stand Open Fac ianareo mpianatra ato aminay rehetra. Mankasitraka !

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Ankatso
Antananarivo