28/03/2025
Goûter weekend o
🛑 BEIGNETS DE MANIOC FENO HENA🛑
☑️ FANGARO
Vovoka manioka
Tongolo lay voatoto
Persily voatetika
Céleri voatetika
Dipoavatra fotsy voatoto
Ho an’ny fandrahoana ny hena
Hena
Tongolo lay voatoto
Dipoavatra fotsy voatoto
Tongolo voatetika
Persily
Sira
Zavamaniry manitra Provence
Araho ny sary ny@fikarakarana Ary
Miezaka mizara fampianarana ho Anareo izahay Ka MBA afahanao manaraka izany dia aza àdino mi-abonné nypejy dia zarao sao mahasoa ny Hafa
📷Boky fahalalana
22/03/2025
Salama Ariva Ariva o,
Be Dia be ianao tsy tia Aubergine" nefa izy ireny dia manankarena vitamine A sy C mitazona ny oditra ho salama,manampy nylanja,be potassium be,tena Maro tsy voatanisa e(leson-tsika )fa androany aloha Hanao goûter beignet isika
Beignet d’Aubergines feno hena 😋😋😍
Ity ary ilay recette
Ho an’ny aubergine 3:
Hena omby voatoto 600g
Tongolo 1, voatetika madinika
Sira, dipoavatra, paprika, tongolo gasy
Kotomila sy tongolo maintso voatetika
Ho an’ny paty beignet:
Atody 2
Labiera 100ml
Lafarinina varimbazaha 4 sotro feno
Fécule de maïs (Maïzena) 4 sotro feno
Sira kely
Afangaro daholo ao anaty bol. Raha mila ranony fanampiny, dia ampio rano kely. Tokony ho manify sy malefaka ilay pâte.
Manaraka izany dia araho ny toromarika amin’ny sary! Afaka manandrana sy mankafy! 😊
Abonneo page-ntsika dia zarao Raha te haharaka torohevitra Maro be ianao
06/02/2025
Tena ilaina be ny menaka diloilo coco(huile coco)AO antokatrano
Andao ianarantsika fanaovana azy afapo isika fa mampiasa Ilay tena "pure"tena Azo Antoka
Araho nysary syny fanazavana Ary
01/01/2025
Iza no niarahaba anao bonne année voalohany Téo?
20/12/2024
PASTÈQUE 🍉 ???
Fantaro fa 92% an'ny pastèque dia rano avokoa.
🍉 Manatsara ny fikorian'ny rà
🍉 Manatsara ny fahitana
🍉 Mampihena sy manala ireo menaka ratsy amin'ny vatana
🍉 Mi soulager ny douleurs musculaires
🍉 Manan-karena antioxydants izay miaro amin'ny cancer
🍉 Manome rafraîchissement
🍉 Tsara ho an'ny fahasalaman'ny voa
🍉 Manatsara ny taovam-pandevonan-kanina
🍉 Mandrindra ny humeur ihany koa
🍉 Miaro amin'ny olan'ny prostate
🍉 Mampidina ny tosi-dra miakatra
Mazotoa mihinana azy fa fotoanany izao
Abonneo page Boky fampianarana rehetra
Raha tinao Aharaka fizarana mahasoa maro be
Mirarysoa o
10/12/2024
RAVINGOAVY sy ny soa Azo AVY aminy
Marihana fa Mbola ampahany Ihany ireto fa Mbola Maro Tsy voatanisa ny SOA entiny
1-VAVONY:maka raviny 6 apangotrahana 1,5litatra ( 3/jours)
2-Hoan mitady Zaza:raviny15 +rano 1l+clou de girofle 15 apangotrahana miaraka d sotroina(10j)
3-DIABETA:raviny 6atao 1l. atao rano fisotro 1/semaine
4-Manasitra perte:raviny 5 apangotrahana isasa(antibiotiques be izy manampy IREO bactérie)😉
5-Manasitrana fery:totona de atao pensement☺️
6-Manalava volo: Apangotrahana ka anakobanana volo (tsy tapohana )
7-Manena vatana:raviny 10 ampangotrahana@rano 1l (atao rano fisotro)😊😊
Ireo Indray aloha ny anio fa Tohiny a
Aza adino mi-j'aime sy mpartage MBA afahanao manaraka tsy tapaka nyfizarana misy eto
02/12/2024
FITSABOANA NY ARETIN'NY VOA "REINS", ATY, VAVONY, TSINAY,... AMIN'NY FOMBA TSOTRA SY NATORALY
Ny papaye dia Manankarena "fibres", "calcium", "phosphore", "fer", "papaïne", "thiamine", "niacine" ary "vitamines" mitondra otrikaina
Matetika isika dia manary ny voan'ny papaya, nefa misy tombony tsy tambo isaina anefa izany.
- Manatsara ny voa "Ameliore les reins"
- Manasitrana ny tsy fahombiazan'ny voa "Soigne les insuffisances rénales"
- Manadio ny aty "Purifier le foie "
- Manasitrana ny vavony "Guérir l'estomac "
- Manadio ny tsinay "Nettoie les intestins"
- "Vermifuge"
- Manohitra ny mikraoba sy katsentsitra "Contre les microbes et les parasites"
- Manatsara ny fahasalamana "Ameliore la Santé"
Isaorana Andriamanitra nametraka zava-boahary natoraly isan-karazany indrindra eto Madagasikara hanasitranana ny aretina rehetra.
FIKARAKARANA NY VOAN'NY PAPAY
- Papaye masaka iray
- Alaina hiavaka ny voany fotsiny (tsy sasana, tsy asiana na inona na inona)
- Ahahy (atapy, aely hamainina,...) amin'ny masoandro mandrapaha maina tsara
- Totoana ho potika tsara (tsy mijanona raha tsy mahazo vovoka "poudre" malemy tsara)
ZAVATRA ILAINA SY NY FATRANY
- Poudre ny papaye 1 sotrokely (1 cuillère à café)
- Ranom-boasary makirana 1 sotro fihinanana (1 cuillère à soupe de jus de citron)
- Rano matimaty (tsy mangatsiaka nefa tsy mahamay be loatra) 1 vera (1verre d'eau ambiante)
- Ranon-tantely 2 sotro kely (2 cuillères à café du miel )
FIKARAKARANA AZY
- Afangaro tsara izy rehetra
FIHINANANA AZY
- Misotro 1 vera ny maraina, 30 minitra alohan'ny sakafo
- Misotro 1 vera ny hariva, 30 minitra alohan'ny sakafo
FAHARETANY
- Tokony hihatsara ianao raha misotro izany isan'andro mandritra ny 7 andro
- Tsy tokony hihoatra ny 14 andro ny traitement
TSARA HO MARIHINA
- Rehefa misotro ny ranon'ny vovony Papaye ity ianao dia tsy tsara ny mivoaka alavitra ny trano
- Mazotoa misotro rano
Azafady indrindra tompoko, ry vohoakan'Andriamanitra ôôô. Namako ianao, Tiako ianao, Sitrako tokoa mba ho salama tsara ianao sy ny ankohonanao. @ olona rehetra tianao.
Aza hadino # MI-ABONNÉ page
__ Andriamanitra anie hitahy anao be dia be __
09/11/2024
🥨🥨Ity indray ny Jus fanadiovana Voa ( reins) sy fo ( coeur) ary vanin-taolana ( articulations)
Céleri 3 tahony
mananasy🍍🍍 kely atsasany ihany no ilaina,
Persil 3 tahony
Voasana ny mananasy🍍🍍, sasana dia tetehina madinika, tetehina madinika ihany koa ny persil 🍀🍀sy ny céleri🌸🌸. Mixé na miaraka ireo dia asina rano💦💦 kely fotsiny am zay marihitra tsara asio tantely 🍯🍯
Sotroina 1 verre🥛 in 2 isan'andro maraina sy hariva aorian'ny sakafo atao 7 andro 🌸🌸
🍀Miezaka mizara eto aho dia ianareo koa miezaka mizara hoan'ny hafa
Mirary Soa tompoko... !
02/11/2024
Aiza o ooo
Fanamboarana cacahouètes!!!
Araho ny sary Dia mazotoa manao pratique🥰
Aza àdino manaraka ny pejy
Abonneo Dia Asio j'aime Ary e😊😊