ILCM - Institut de Langue Chinoise Mandarin

ILCM - Institut de Langue Chinoise Mandarin

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ILCM - Institut de Langue Chinoise Mandarin, College & University, Antananarivo.

30/07/2026

Verbe « manger et boire » en chinois

25/07/2026

Ahoana no ilazana hoe "Misaotra" amin'ny teny sinoa?
A️⃣ 再见
B️⃣ 谢谢
C️⃣ 你好
👇 Soraty ao amin'ny commentaire ny valiny🇨🇳

22/07/2026

Fampiharana kely indray 🇨🇳
amin'ny teny sinoa hatrany 🇨🇳
" je m'appelle....
" ny anarako dia .....
👇👇

21/07/2026

ndao tohizantsika ny fianarana manisa eee! 🇨🇳🇨🇳

17/07/2026

Inty indray ny fanaovana veloma amin'ny teny sinoa 🇨🇳 izay hianarantsika🙂
Iza koa no mahay hafa ?
soraty ao amin'ny commentaires ary!

14/07/2026

Ao indray mba fampiharana kely aloa no ataontsika eee😊

Inona no dikan'io ary ooo! !
👉我很好。
Pinyin : Wǒ hěn hǎo.
👇👇👇

13/07/2026

Inona no tianareo hianaratsika indray
🇨🇳🇨🇳🇨🇳🇨🇳

07/07/2026

👉Valérie Randriamifidy: Cours de vacances+de 12ans
👉Patty Randriantsitoaina : cours de vacances enfants
Izy 2 ireo no nahazo ny cours de vacances gratuit 🇨🇳🇨🇳🇨🇳

Miarahaba anareo dia tongava mianatra aty amin'ny ILCM

06/07/2026

Alefantsika avy eo ny valin'ny lalao ho an'ny Cours de vacances gratuit an🇨🇳

03/07/2026

Ndao hianatra hanisa kely amin'ny teny sinoa isika 🇨🇳
Soraty ao amin'ny commentaires ny tohiny ho an'izay mahay ary oe....

❗06 Juillet : rentrée cours journaliers :10h-12h

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo