Varotra vary Antsihanaka

Varotra vary Antsihanaka

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Varotra vary Antsihanaka, Anjanahary, Antananarivo.

Photos from Varotra vary Antsihanaka's post 23/03/2024
Photos from Varotra vary Antsihanaka's post 23/03/2024

Arrivage vary tsipala lava tsara av ambatondrazaka
Madio b tsis vato, mazak makalioka 2700ar kg, payment cash
Ts manao livraison Izahay

03/01/2024

Tratrin taona vao2 daol e, promotion b voalohan taon izao vary makalioka fotsy b,
Mbol qualité tsar b hatran
2900ar ny kg 145000ar ny sac de 50kg
Misy 3tonnes Tonga izao d livrenay izay mak +10sacs
Payment cash

17/11/2023

Bjr, ef tong et tana ny makalioka fotsy tsara b an 149000ar ny 50kg,

29/10/2023

Tonga indray ny vary makalioka fotsy av ambatondrazaka
Ts b tapak, tsis vato sy voa maint
146500ar ny 50kg
Ts milivre, lieu Anjanahary eo akaikin école sign cahnon
AZ tar f ef 2 tonnes sis an
Qualité OK, ts andis fanantenan anao

29/10/2023

Ef dispo indray ny makalioka fotsy 147500ar ny 50kg
qualité tsar b io an
Ts milivre izahay f recuperen

06/10/2023

Misy koa vary makalioka fotsy be 2700ar kg f aty ambato, mis tonnage izay ilaina

Photos from Varotra vary Antsihanaka's post 06/10/2023

Slm daol o, ef dispo et tana ndray ny vary makalioka av ambato
Mk fotsy be 2900ar kg 145000ar/50kg
Dista.2900 ar 145000ar /50kg
Mk mena 2850ar kg 142500ar/50kg
Tsy milivre f recuperen at Anjanahary
Nb: madio b reo sad ts mis vato no mitomb tsar

13/08/2023

Salam daol o, ef tong ndray ny vary makalioka fotsy b, 2600ar/kg ts mis vato2 sy voanahitr maint io an!
Lieu :Anjanahary akaikin Gamo

31/07/2023

Salam tompok, ef Tonga eto tana ndray ny vary av ambatondrazaka
Makalioka fotsy 2560ar/kg 128000ar/50kg
Tsar lanja tsar il an, sad ts mis vato2
Lieu:Anjanahary ampitan fasan ambon
Mandef n'a atsinjaran

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Anjanahary
Antananarivo