28/11/2023
Aza miandry farany an 😊
Ireto avokoa ny antontaratasy rehetra ilaina amin'ny fisoratanana anarana hidirana ho taona voalohany (L1), taona faharoa (L2) ary ny fahatelo (L3). Faculté EGS Ankatso.
Izay mianatra ihany no tafita e
28/11/2023
Aza miandry farany an 😊
Ireto avokoa ny antontaratasy rehetra ilaina amin'ny fisoratanana anarana hidirana ho taona voalohany (L1), taona faharoa (L2) ary ny fahatelo (L3). Faculté EGS Ankatso.
CONCOURS Ankatso efa nivaly: POLY, FLSH, ENS, FDSP. Andrasana mafy kosa ny EGS.
28/10/2023
20/10/2023
Ampahatsiahivina fa misokatra ireo Trano heva fanaterana DOSSIER DE CANDIDATURE sy fakana CONVOCATION manoloana ny Faculté EGS ary ny Birao 128-A fakana Formulaire ny Sabotsy 14 oktobra sy ny Sabotsy 21 oktobra ary ny Sabotsy 28 oktobra (8h30 hatramin'ny 15h30). Mivoha tsy miato amin'ireo ora ireo koa ny andavanandro.
Araka ny efa nambara hatramin'izay:
- ny Zoma 27 Oktobra maraina ny Test d'accès ECONOMIE,
- ny Alatsinainy 30 oktobra maraina ny Test d'accès SOCIOLOGIE
-ary ny Talata 31 oktobra maraina ny Test d'accès GESTION.
⚠️ HO AN'IREO MIPETRAKA ANTANANARIVO SY NY MANODIDINA:
➡️- Hatramin'ny Alakamisy 25 oktobra ny fara-fanaterana "dossier de candidature" ECONOMIE,
- hatramin'ny Sabotsy 28 oktobra ny fara-fanaterana "Dossier de Candidature" SOCIOLOGIE,
- ary hatramin'ny ny Alatsinainy 30 oktobra ny fara-fanaterana "dossier de candidature" GESTION.
⚠️ HO AN'IREO MIPETRAKA @ FARITANY SY LAVITRA AN'ANTANANARIVO :
➡️ Hatramin'ny Zoma 20 oktobra kosa ny fara-fandefasana dossier de candidature amin'ny Paositra Rapida (jereo amin'ny Photo de couverture ny andinindininy tsara ho fantatra raha mbola tsy nahita)
➡️ ny photocopie "CONVOCATION " dia alefanay mail sy Valopy VONONA izay anisan'ireo singa notakiana tanaty Dossier de candidature.
Ny original CONVOCATION kosa dia alaina 2 na 1 andro mialoha ny Test d'accès.
➡️ Raha mbola mila ilay formulaire natokana ho an'ireo mipetraka any @ Faritany ianao dia mandefa MP @ Pejy.
⚠️ Les candidats n'ayant pas la carte d'identité nationale doivent se munir d'une copie de l'acte de naissance ou du bulletin de naissance avec photo visée auprès du Fokontany. Ireo mpiadina tsy manana CIN dia copie lava na fohy misy sary tombohana eny amin'ny Fokontany no entiny.
⚠️ Hisy fanoroana ireo toerana hanaovana ny Test hivoaka eto amin'ny Pejy.
⚠️ Ankoatr'izay manontany mivantana eo amin'ny trano heva, aza misalasala manontany amin'ny MP raha misy tiana ho fantatra hafa.
Le DOSSIER DE CANDIDATURE doit IMPERATIVEMENT comporter les pièces suivantes :
1️⃣ FORMULAIRE TEST D’ACCES L1 ** rempli et signé par le (la) candidat (e), contenant Demande de candidature et Lettre d’engagement (NB: la légalisation de la signature n’est pas exigée )
2️⃣ Pour les Bacheliers 2023:Photocopie Relevé des Notes (tsy voatery ho certifié) OU photocopie Convocation à l’examen Baccalauréat
Pour les Bacheliers 2022, 2021, … : Photocopie Relevé des Notes ou Diplôme définitif du Bacc.
3️⃣ Reçu de versement du DROIT DE TEST (Jereo ny Page de Couverture)
(Original +une photocopie) (le/la candidat.e conservera également une photocopie du Reçu )
4️⃣Seulement pour les candidats qui résident en Province ou dans les Régions éloignées d’Antananarivo: Enveloppe VONONA (Paositra Malagasy) portant l’adresse du candidat
20/10/2023
CONNAÎTRE LA DIFFÉRENCE ENTRE LE ROYAUME-UNI, LA GRANDE-BRETAGNE ET L'ANGLETERRE
Beaucoup de gens confondent l'Angleterre, le Royaume-Uni et la Grande-Bretagne. Eh bien, voici comment les différencier :
*L'Angleterre* est un pays au même titre que le Zimbabwe, et sa capitale est *Londres* tout comme Harare est la capitale du Zimbabwe.
La *Grande-Bretagne* est un ensemble de 3 pays réunis en un seul pays et dont la capitale est *Londres.* Ces 3 pays sont :
1. *Angleterre,*
2. *Écosse* et
3. *Pays de Galles.*
Lorsque vous incluez l'*Irlande du Nord* à ces 3 pays, ils deviennent le *Royaume-Uni* (union de quatre nations). À savoir :
1. Angleterre,
2. Écosse,
3. Pays de Galles, et
4. Irlande du Nord.
C'est pourquoi on l'appelle *Royaume-Uni de Grande-Bretagne et d'Irlande du Nord.*
Collectivement, les quatre sont considérés comme un seul pays. Et lorsque c'est le cas, *Londres* est sa capitale.
Notez cependant que ces quatre nations individuelles ont toutes leurs propres capitales respectives.
En conséquence, la capitale de :
L'Écosse est *Édimbourg*,
Le Pays de Galles est *Cardiff* ;
L'Irlande du Nord est *Belfast* ;
L'Angleterre, c'est *Londres*.
Ps : l'Irlande du Nord ne doit pas être confondue avec la *République d'Irlande*. Ce dernier est un pays distinct. Sa capitale est *Dublin*.
06/10/2023
J-21 isika izao satria ny Zoma 27 Oktobra ny Test d'accès ECONOMIE, mitohy ny Alatsinainy 30 oktobra Test d'accès SOCIOLOGIE ary ny Talata 31 oktobra Test d'accès GESTION.
⚠️ HO AN'IREO MIPETRAKA ANTANANARIVO SY NY MANODIDINA:
1️⃣ Hatramin'ny Talata 24 oktobra ny fanaterana "dossier de candidature" eo @ Trano heva manoloana ny Faculté EGS (amin'ny sary io).
Mivoha tsy miato ny eo isan'andro @ 8h30 h@ 14h (misokatra ny Sabotsy 14 sy Sabotsy 21 oktobra)
2️⃣ Eo amin'ny Trano heva ireo koa no maka ny Convocation amin'ireo andro sy ireo ora ireo
3️⃣ Izay mbola mila maka "Formulaire Recto verso" sy taratasy misy ireo andinindininy tsara ho fantatra dia misokatra amin'ireo andro sy ora ireo koa ny Birao 128-A.
⚠️ HO AN'IREO MIPETRAKA @ FARITANY SY LAVITRA AN'ANTANANARIVO :
4️⃣ Hatramin'ny Zoma 20 oktobra kosa ny fandefasana dossier de candidature amin'ny Paositra Rapida (jereo amin'ny Photo de couverture ny andinindininy tsara ho fantatra raha mbola tsy nahita)
5️⃣ ny photocopie "CONVOCATION " dia alefanay mail sy Valopy VONONA izay anisan'ireo singa notakiana tanaty Dossier de candidature.
Ny original CONVOCATION kosa dia alaina 2 na 1 andro mialoha ny Test d'accès.
6️⃣ Raha mbola mila ilay formulaire natokana ho an'ireo mipetraka any @ Faritany ianao dia mandefa MP @ Pejy.
ECONOMIE Tsy manam-paharoa
GESTION Hafa ihany
SOCIOLOGIE Mampivoatra hatrany
Source: Copie publication Fac EGS Ankatso.
03/10/2023
Tsy hiresaka "choux-fleurs" sy ny tontolony aloha izahay fa hilaza fotsiny hoe efa mivoaka manomboka rahampitso Alarobia 04 Oktobra ny "CONVOCATION " ho an'ireo izay efa nametraka "Dossier de candidature" hanao Test d'accès:
➡️ Alaina ety Ankatso isaky ny maraina eo @ Stand manolona ny Faculté EGS izany ho an'ireo mpiadina mipetraka eto Antananarivo sy ny manodidina.
➡️ Alefanay Valopy Vonona izay efa natao tanaty Dossier de candidature sy misy ny adiresiny nu Convocation ho an'ireo mpiadina mipetraka any @ Faritany sy any amin'ireo toerana lavitra an'Antananarivo (alefanay amin'ny adiresy mailaka nolazain'ilay mpiadina mipetraka any @ Faritany sy any amin'ireo toerana lavitra an'Antananarivo ihany koa ny dika mitovy @ ilay convocation)
📸 Ampahany amin'ireo teo amin'ireo Trano heva, Sabotsy 30 Septambra, Journées portes ouvertes
ECONOMIE Tsy manam-paharoa
GESTION Hafa ihany
SOCIOLOGIE Mampivoatra hatrany
03/10/2023
FANAMBARANA
03/10/2023
Mbola tsy Tara !, Omano haingana ireo taratasy rehetra ilaina, mandefasa hafatra miafina ra misy tsy mazava.
Cours preparatoire number one Ankatso Spécial Économie- Gestion Sociologie 😊
28/09/2023
Jour 1
Journées Portes Ouvertes Faculté EGS - Economie, Gestion, Sociologie, Univ. Antananarivo
Alakamisy 28, Zoma 29, Sabotsy 30 Septambra
Cours preparatoire number one Ankatso manampy
24/09/2023
Ohatrany ahoana sy inona avy ny hanadinana amin'ny Test d'accès ECONOMIE na GESTION na SOCIOLOGIE ❓️
Ahoana ilay hoe fianarana en ligne ao amin'ny Gestion na ilay momba ny Travail social et développement ❓️
Ahoana raha efa manana Licence na M1 na M2 ka te hanohy fianarana eto amin'ny Faculté EGS❓️
Ahoana ny momba ny fakana Diplôme na Attestation na Relevé de Notes ❓️ Inona ireo vokam-pikarohana eto amin'ny Faculté EGS❓️
Inona avy ny asa azo atao na famoronan'asa aorian'ny fianarana eto amin'ny Faculté EGS ❓️
Santionany amin'ireo fanontaniana anisany ho valiana sy hitondrana fanazavana ireo any amin'ireo Trano heva sy amin'ireo Famelabelaran-kevitra mandritra ny "JOURNÉES PORTES OUVERTES Faculté EGS - Economie, Gestion, Sociologie, Univ. Antananarivo ", ny Alakamisy 2️⃣8️⃣, Zoma 2️⃣9️⃣ Septambra tontolo andro samy amin'ny 🕘 hatramin'ny 🕓 ary ny Sabotsy 3️⃣0️⃣ Septambra 2023 maraina 🕗 hatramin'ny 🕛 , ety Ambohitsaina, manoloana ny Faculté EGS ⛲️, Université Antananarivo. Tsy misy vidim-pidirana.
👉 Hisy koa ireo Trano Heva iarahana amin'ny mpiara-miombon'antoka. Santionany amin'ireo ho avy ao ohatra ny CanCham Madagascar (Chambre de commerce et de coopération Madagascar-Canada) hitondra vaovao momba ireo sehatra iasana samihafa ary indrindra savaranonando mikasika ny tsara ho fantatra momba ny fanohizana fianarana na asa any Canada ( hisy mantsy ato ho ato ny Famelabelaran-kevitra karakarain'izy ireo miaraka amin'ny Faculté EGS momba ireo).
🎪Hisy ny fanenantana sy seho samihafa eo amin'ny PODIUM iarahana amin'ny mpianatra eto amin'ny Faculté EGS.
Isaky ny atoandro kosa dia hisy ireo mpanakanto nasaina manokana.
➡️ Ny Alakamisy atoandro: Miand'jah Andrianifahanana ( ), ho avy ao koa i Johan Blouts
➡️ Ny Zoma atoandro: Quatuor & Squad sy FSC Mozika ary DJ Natoo
🗓️⏰Ireto avy ny date hanaovana Test d’accès en 1ère année de Licence ho an'ny manana Baccalauréat : 27 octobra (Économie) , 30 octobra (Sociologie) ary 31 octobra ( Gestion).
19/09/2023
Fampahatsiahivana ireo andinindininy momba ny TEST D'ACCÈS Economie na Gestion na Sociologie.
⚠️ Fanamarihana manokana ho an'ireo ireo :
➡️ miampy Valopy VONONA (Paositra Malagasy) ny "Dossier de candidature"
➡️ Alefa PAOSITRA RAPIDE ny "Dossier de candidature" rehefa vonona
➡️ Ilay "Formulaire" voalaza ao amin'ny singa mandrafitra ny "Dossier de candidature" dia azo angatahina ihany amin'ny MP eto amin'ny Pejy (Formulaire natokana fotsiny ho an'ireo mpiadina mipetraka any amin'ny Faritany na ny toerana lavitra an'Antananarivo io).
Ilay "Formulaire Recto Verso" ho an'ny mpiadina mipetraka eto Antananarivo sy ny manodidina kosa dia alaina hatrany ao amin'ny Birao 128-A.
Source! Page faculté EGS Ankatso.