23/05/2023
CECI Madagascar dia faly manolotra anao " Zara-Teny" : fizarana tenin'Andriamanitra ho fampianarana sy fampaherezana isan'andro :
🗓23 Mai 2023
📖 Joba 42 : 1-2
1- Tsy manan-kambara momba ny fitiavan'Andriamanitra ny olombelona satria zavamahagaga tsy manampaharoa izany ary Izy irery no mihazona ny tsiambaratelo mikasika an'izany
2- Ny olombelona dia manana fo izay tsy manaiky fahabangana ary manana fieritreretana izay mila fandriampahalemana sy famelankeloka ary antoka.
3- Jesoa Kristy no afaka manome fahafahampo ny filana sy hetahetan'olombelona.
Mirary tontolo andro mahafinaritra eo ambany fahasoavan'Andriamanitra ho antsika.
-TENY
Ho anao namana sy mpanaraka ny pejy,
Hisy fiaraha-mivavaka sy fampianarana :
📖'' FINOANA SY FIADANANA"
📆 Alahady pentecôte 28 mai 2023 amin'ny 7h30 sy 9h00
📌 ety amin'ny CECI Madagascar Ampandrianomby (ampitan'ny terrain foot Ambohimirary / 30 mètres ny arrêt bus radioisotope)
📞Fanazavana fanampiny : 038 56 832 72
19/05/2023
CECI Madagascar dia faly manolotra anao " Zara-Teny" : fizarana tenin'Andriamanitra ho fampianarana sy fampaherezana isan'andro :
🗓19 Mai 2023
📖 Asa 8 : 32 - 33
1- Nitondra ny aretintsika tokoa Izy sady nivesatra ny fahoriantsika, kanjo isika kosa nanao Azy ho nokapohina sy nasian'Andriamanitra ary nampahorina.
2- Ny fampijaliana nahazoantsika fihavanana no namelezana Azy, ary ny diankapoka taminy no nahasitranana antsika,
3- Jesoa Kristy, voambara mialoha ny fijaliany sy ny fahafatesany, niaretany izany mba hamonjeny an'izay rehetra matoky Azy
Mirary tontolo andro mahafinaritra eo ambany fahasoavan'Andriamanitra ho antsika.
-TENY
Ho anao namana sy mpanaraka ny pejy,
Hisy fiaraha-mivavaka sy fampianarana :
📖'' FINOANA SY FIADANANA"
📆 Alahady pentecôte 28 mai 2023 amin'ny 7h30 sy 9h00
📌 ety amin'ny CECI Madagascar Ampandrianomby (ampitan'ny terrain foot Ambohimirary / 30 mètres ny arrêt bus radioisotope)
📞Fanazavana fanampiny : 038 56 832 72
16/05/2023
CECI Madagascar dia faly manolotra anao " Zara-Teny" : fizarana tenin'Andriamanitra ho fampianarana sy fampaherezana isan'andro :
🗓16 Mai 2023
📖Jaona 8:36
1- Ny tsy fahalalana ny ampitso no manosika ny olona sasany hirona amin'ny karazam-pivavahana miankina amin'ny herin'ny maizina
2- Andriamanitra irery ihany no mahalala ny ampitso ary manana fahefana hanafaka amin'ny fanapahan'ny satana
3- Izay manantona an'i Jesoa Kristy dia mandray fiainam-baovao sy fiadanam-po ary fahafahana
Mirary tontolo andro mahafinaritra eo ambany fahasoavan'Andriamanitra ho antsika.
-TENY
Ho anao namana sy mpanaraka ny pejy,
Hisy fiaraha-mivavaka sy fampianarana :
📖'' FINOANA SY FIADANANA"
📆 Alahady pentecôte 28 mai 2023 amin'ny 7h30 sy 9h00
📌 ety amin'ny CECI Madagascar Ampandrianomby (ampitan'ny terrain foot Ambohimirary / 30 mètres ny arrêt bus radioisotope)
📞Fanazavana fanampiny : 038 56 832 72
15/05/2023
CECI Madagascar dia faly manolotra anao " Zara-Teny" : fizarana tenin'Andriamanitra ho fampianarana sy fampaherezana isan'andro :
🗓15 Mai 2023
📖 ASAN'NY APOSTOLY 4 : 12
1- Tsy mila mandeha lavitra ianao raha te hihaona amin'ny Jesoa Kristy fa eo akaikinao Izy, eny tena akaiky.
2- Fantany tsara ianao, mihoatra lavitra noho ny fahalalanao ny tenanao, ny lasanao, ny tahotrao sy ny fanantenanao fantany avokoa.
3- Manantona Azy amin'ny maha ianao anao, matokia Azy, mivavaha ary miresaha aminy, miandry anao Jesoa Kristy, satria tia anao Izy.
Mirary tontolo andro mahafinaritra eo ambany fahasoavan'Andriamanitra ho antsika.
-TENY
Ho anao namana sy mpanaraka ny pejy,
Hisy fiaraha-mivavaka sy fampianarana :
📖'' FINOANA SY FIADANANA"
📆 Alahady pentecôte 28 mai 2023 amin'ny 7h30 sy 9h00
📌 ety amin'ny CECI Madagascar Ampandrianomby (ampitan'ny terrain foot Ambohimirary / 30 mètres ny arrêt bus radioisotope)
📞Fanazavana fanampiny : 038 56 832 72
12/05/2023
CECI Madagascar dia faly manolotra anao " Zara-Teny" : fizarana tenin'Andriamanitra ho fampianarana sy fampaherezana isan'andro :
🗓12 Mai 2023
📖 Filipiana 3.14
1- Matahotra ny ampitso sy ny toejavatra sarotra sy manahirana isika. Saingy raha mitodika amin'i Jesosy Kristy Tompo isika, dia hiova ny zavatra rehetra.
2- Mila matoky Azy isika, fa mpamindra fo sy tia mamonjy Izy. Te hamonjy, te hanome toky, te hiaro antsika Izy
3- Jesoa Kristy no fanantenantsika, ka te hanome fiadanana antsika, na dia eo anivon' ny fitsapana izay avelany handalo amintsika aza.
Mirary tontolo andro mahafinaritra eo ambany fahasoavan'Andriamanitra ho antsika.
-TENY
Ho anao namana sy mpanaraka ny pejy,
Hisy fiaraha-mivavaka sy fampianarana :
📖'' FINOANA SY FIADANANA"
📆 Alahady pentecôte 28 mai 2023 amin'ny 7h30 sy 9h00
📌 ety amin'ny CECI Madagascar Ampandrianomby (ampitan'ny terrain foot Ambohimirary / 30 mètres ny arrêt bus radioisotope)
📞Fanazavana fanampiny : 038 56 832 72
11/05/2023
CECI Madagascar dia faly manolotra anao " Zara-Teny" : fizarana tenin'Andriamanitra ho fampianarana sy fampaherezana isan'andro :
🗓10 Mai 2023
📖 Romana 7 : 25a / 2 Korintiana 5 :15
1- Ny velona ho an'i Jesosy Kristy, dia sady velona ho an'Andriamanitra no velona ho an'i hafa
2- Tsy misy dikany ny fiainantsika raha tsy miray amin'ny fiainan'i Jesosy, na ny marimarina kokoa dia Izy velona ao anatintsika
3- Tsy ilay Tompo izay ekentsika fotsiny izy fa ilay tia antsika koa ary Tompon'ny fiainantsika, ilay nanafaka antsika ary nanome ilay tena fahafahana.
Mirary tontolo andro mahafinaritra eo ambany fahasoavan'Andriamanitra ho antsika.
-TENY
Ho anao namana sy mpanaraka ny pejy,
Hisy fiaraha-mivavaka sy fampianarana :
📖'' FINOANA SY FIADANANA"
📆 Alahady pentecôte 28 mai 2023 amin'ny 7h30 sy 9h00
📌 ety amin'ny CECI Madagascar Ampandrianomby (ampitan'ny terrain foot Ambohimirary / 30 mètres ny arrêt bus radioisotope)
📞Fanazavana fanampiny : 038 56 832 72
09/05/2023
CECI Madagascar dia faly manolotra anao " Zara-Teny" : fizarana tenin'Andriamanitra ho fampianarana sy fampaherezana isan'andro :
🗓09 Mai 2023
📖 Hebreo 9.27 / Jaona 3.18
1- Tsy misy fanantenam-pamonjena ao ariana ny fahafatesana, ho an'izay tsy mba nety nino an'i Jesosy Kristy. Amin'ny andro fahavelomana no mila andraisana famelankeloka avy aminy.
2- Ny baiboly dia mampianatra antsika fa misy toeram-pahasambarana ho an'i izay maty amin'ny finoana ka efa niaiky ny fahotany sy nino ny asam-panavotana nataon'i Kristy
3- Andriamanitra dia nanome ny Zanany ho famonjena, ankehitriny anefa dia mbola mivoha ny varavaran'i lanitra ary mbola mitaona antsika hiditra ao Andriamanitra
Mirary tontolo andro mahafinaritra eo ambany fahasoavan'Andriamanitra ho antsika.
-TENY
Ho anao namana sy mpanaraka ny pejy,
Hisy fiaraha-mivavaka sy fampianarana :
📖'' FINOANA SY FIADANANA"
📆 Alahady pentecôte 28 mai 2023 amin'ny 7h30 sy 9h00
📌 ety amin'ny CECI Madagascar Ampandrianomby (ampitan'ny terrain foot Ambohimirary / 30 mètres ny arrêt bus radioisotope)
📞Fanazavana fanampiny : 038 56 832 72
08/05/2023
CECI Madagascar dia faly manolotra anao " Zara-Teny" : fizarana tenin'Andriamanitra ho fampianarana sy fampaherezana isan'andro :
🗓08 Mai 2023
📖 Isaia 49 : 8
1- Maneho ny herin'ilay Andriamanitra izay miahy hatramin'ny antsimpiriany ny fiainan'ireo izay miankina aminy
2- Mahery Andriamanitra ka afaka mameno ny fonao indray amin'ny fitiavana sy mamitrana fifandraisana feno fahasambarana aminao
Mirary tontolo andro mahafinaritra eo ambany fahasoavan'Andriamanitra ho antsika.
-TENY
Ho anao namana sy mpanaraka ny pejy,
Hisy fiaraha-mivavaka sy fampianarana :
📖'' FINOANA SY FIADANANA"
📆 Alahady pentecôte 28 mai 2023 amin'ny 7h30 sy 9h00
📌 ety amin'ny CECI Madagascar Ampandrianomby (ampitan'ny terrain foot Ambohimirary / 30 mètres ny arrêt bus radioisotope)
📞Fanazavana fanampiny : 038 56 832 72
06/05/2023
CECI Madagascar dia faly manolotra anao " Zara-Teny" : fizarana tenin'Andriamanitra ho fampianarana sy fampaherezana isan'andro :
🗓06 Mai 2023
📖 Filipiana 4. 8
1- Ny Baiboly dia sakafom-panahy. Mampalahelo ny kristianina sasany izay manalavitra an'Andriamanitra dia tsy te hamaky ny Teniny intsony sy tsy manampaniriana hamantatra ny sitrapon'Andriamanitra intsony
2- Aiza ho aiza ny anjara toeran'ny Tenin'Andriamanitra ao amin'ny saintsika, aza manaiky ho voasinton'ny zavatry ny tany isika fa aoka hazoto hamaky sy handinika ary isain-tsaina ny Tenin'Andriamanitra dia ny Baiboly
3- Mahery Andriamanitra ka afaka mameno ny fonao indray amin'ny fitiavana sy mamitrana fifandraisana feno fahasambarana aminao izay nanalavitra azy.
Mirary tontolo andro mahafinaritra eo ambany fahasoavan'Andriamanitra ho antsika.
-TENY
Ho anao namana sy mpanaraka ny pejy,
Hisy fiaraha-mivavaka sy fampianarana :
📖'' FINOANA SY FIADANANA"
📆 Alahady pentecôte 28 mai 2023 amin'ny 7h30 sy 9h00
📌 ety amin'ny CECI Madagascar Ampandrianomby (ampitan'ny terrain foot Ambohimirary / 30 mètres ny arrêt bus radioisotope)
📞Fanazavana fanampiny : 038 56 832 72
05/05/2023
CECI Madagascar dia faly manolotra anao " Zara-Teny" : fizarana tenin'Andriamanitra ho fampianarana sy fampaherezana isan'andro :
🗓05 Mai 2023
📖 Ohabolana 3: 5-6
1- Ny fahanginana sy fahatokiana no hisian'ny herinareo hoy ny Baiboly, amin'ny alalan'ny fahatoniana, fanokanana fotoana ivavahana sy andinihan-tena eo anatrehan'Andriamanitra ary hamakiana ny Tenin'Andriamanitra.
2- Ny fahatokiana, Andriamanitra dia nanome toky fa tsy handao ha hahafoy antsika zanany, noho izany mila mahatoky Azy isika ka tsy hatahotra.
3- Aoka àry isika hampihatra izany Tenin'Andriamanitra izany ka ho ravoravo ny fo dia ho salama tsara ny vatana ary ho velombelona ny fanahy
Mirary tontolo andro mahafinaritra eo ambany fahasoavan'Andriamanitra ho antsika.
-TENY
Ho anao namana sy mpanaraka ny pejy,
Hisy fiaraha-mivavaka sy fampianarana :
📖'' FINOANA SY FIADANANA"
📆 Alahady pentecôte 28 mai 2023 amin'ny 7h30 sy 9h00
📌 ety amin'ny CECI Madagascar Ampandrianomby (ampitan'ny terrain foot Ambohimirary / 30 mètres ny arrêt bus radioisotope)
📞Fanazavana fanampiny : 038 56 832 72
04/05/2023
CECI Madagascar dia faly manolotra anao " Zara-Teny" : fizarana tenin'Andriamanitra ho fampianarana sy fampaherezana isan'andro :
🗓04 Mai 2023
📖 Hebreo 4 : 12
1- Mazava ny hafatra entin'ny Baiboly, milaza marina ny mikasika antsika olombelona izy, ary te hitaona antsika rehetra izay diso fanantenana, hatoky tanteraka an'Andriamanitra.
2- Manameloka ny olona rehetra ny Baiboly, saingy maneho ihany koa ny fahasoavan'Andriamanitra dia Jesosy Kristy maty hamonjy ny olombelona ka afaka namela ny fahotantsika Andriamanitra.
3- Aoka àry isika hitoetra eo ambany fahefan'ny Tenin'Andriamanitra, mila mihaino isika na tsy voatery hahafinaritra antsika aza izay lazainy
Mirary tontolo andro mahafinaritra eo ambany fahasoavan'Andriamanitra ho antsika.
-TENY
Ho anao namana sy mpanaraka ny pejy,
Hisy fiaraha-mivavaka sy fampianarana :
📖'' FINOANA SY FIADANANA"
📆 Alahady pentecôte 28 mai 2023 amin'ny 7h30 sy 9h00
📌 ety amin'ny CECI Madagascar Ampandrianomby (ampitan'ny terrain foot Ambohimirary / 30 mètres ny arrêt bus radioisotope)
📞Fanazavana fanampiny : 038 56 832 72
03/05/2023
CECI Madagascar vous annonce : COURS D'ANGLAIS SPECIAL SAMEDI
parlé et écrit.
Emploi du temps :
- Niveau 1 de 8h00 à 11h00
- Niveau 2 de 11h00 a 14h00
- Niveau 3 de 14h00 à 17h00
✔Organisés en petits groupes pour permettre une participation active et une attention personnalisée.
✔ Méthodes d'enseignement modernes et des supports pédagogiques variés pour vous aider à acquérir rapidement de nouvelles compétences en anglais.
📝Inscrivez-vous dès maintenant pour la prochaine session.
⚠Les places sont limitées, alors ne tardez pas à vous inscrire.
✔️INSCRIPTION OUVERTE JUSQU'A LA FIN DU MOIS
- 10% SI INSCRIPTION AVEC UNE PERSONNES
- 30% SI INSCRIPTION AVEC PLUS DE 5 PERSONNES
📌COURS CECI Ampandrianomby. En face terrain foot/com Ambohimirary. 30 mètres de l'Arrêt bus radioisotope
☎️ 038 58 790 74 / 033 73 264 06