J' Art Crochet

J' Art Crochet

Share

-Atelier de Formation Crochet
-Ventes:Sac,chapeau,Bandoulière et Sandales en Raphia, 👜👝👒👡

08/08/2023

🎉Rentrée vague manaraka : Lundi 14 Août 2023

💎J 'Art Crochet dia manolotra antsika hatrany CROCHET ho anao izay mbola débutant na hampitombo traikefa.
👉Afaka hanampy anao hitady asa na atao vadin'asa.

🕰 Horaire :
Maraina : 8h à 12h
Hariva : 13h à 16h

Hianarana ny 📍point de base rehetra
📍forme de base:ovale sy rond
📍point judith
📍point d'ananas ,
📝 Afaka Mitondra : cahier sy stylo
📍Ny vy dia natao amin'ny sarany 2000a raha tsy manana.
Izahay no miantoka ny akora ampiasaina

👉 Misy asa vonona rehefa vita ny formation

📢Efa maro no nahazo tombontsoa👏👌👍.
👉 👉FA ANJARANAO INDRAY IZAO!!!

💎Rentrée : Lundi 14 Août 2023
⏰ Faharetany:
-4 jours : afaka misafidy(maraina na hariva)
-2 jours : accelerée ny maraina sy hariva

👌 Frais de formation : 20.000ar

☎️📞 Tel:034 91 251 40
Mp pour reservation place
💯% PRATIQUE

01/08/2023

ATELIER - FORMATION - CROCHET

💎Efa misokatra ny formation crochet💎
👌👌Natao ho antsika mbola debutant sy ho an'ny efa nianatra base.

📅Manomboka ny Alatsinainy 07 Août ho avy izao.
- Faharetany : 4 andro
-Raha Acceleré : 2 andro
🕠Ora fianarana :8ora - 12ora(maraina)
13ora - 16ora(hariva)
💯% PRATIQUE.
📝 Afaka Mitondra : cahier sy stylo.
📍Ny vy dia natao amin'ny sarany 2000a raha tsy manana.
👍 Izahay no miantoka ny akora ampiasaina.

👌Hianarana ny📍 point de base rehetra
📍forme de base:ovale sy rond
📍point judith
📍point d'ananas ,
📍point croco,...

Misy asa vonona rehefa vita ny formation👌👏👍

Toerana : Ankorondrano repère Codal Madagascar
Droit de formation: 20000a

➡️ Mp pour reservation place
☎️📞 034 91 251 40

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Ankorondrano Andranomahery
Antananarivo
101