Formation' Asa

Formation' Asa Fampianarana Asa ho rehetra izay liana te anao zavatra sy ahay zavatra ami'ny resaka asa rehetra.

Salama ooo... Ho anao le Mitady olona afaka manao Conception na Création.Izahay dia afaka manao Conception sy Création i...
12/09/2022

Salama ooo... Ho anao le Mitady olona afaka manao Conception na Création.

Izahay dia afaka manao Conception sy Création izay dedavinao.

Afaka alefanao Mp na Mail le asa tinao ho atao, dia ataonay na ianao manantona mivantana manatitra azy aty na izahay manantona maka le asa tinao ho atao any aminao any 😊.

Afaka mandefa mp ianao maka détails sns...

Ireto avy zavatra afaka ataonay :

Bulletins

Boky

Calendrier

Faire part

Invitation

Reçue billet

Motifs textes photo ho any Sérigraphies sns...

Autocollants

Retouche photo

Logo, na copie Logo Marque

Bande rôle

Sns.... Izay dedevinao teneno eo ra mbola possible vitanay dia ataonay foana.

Contact

📞 034 61 099 92

📞 032 87 233 61

Ho anao le mitady Formation informatique Particulier.Natao ho anao ito formation ito.Formation Pratique en informatique ...
11/09/2022

Ho anao le mitady Formation informatique Particulier.

Natao ho anao ito formation ito.

Formation Pratique en informatique izay ilainao le tinao ho hay.

Afaka mianatra sy izay ora afahanao.. Afaka mampianatra á domicile afaka manantona mivantana aty ko an.

Teneno ahy le informatique tinao ho hay dia amena anao Sarany sy faharetany fiananarana 😊

Na mbola tsy mahay mihitsy ary ianao mety foana, 😊 fa ny tanjona dia ianao mivoka mahay tsara..

Ra liana ianao dia atsoy ito num ito :

📞 034 61 099 92

📞 032 87 233 61

10/09/2022

Salama Daoly iza le mitady na liana te ahay informatique.

Cours Particuliers Informatique Pratique.

Teneno ahy le informatique tinao ho dia ameko anao sarany sy détails.

Mianatra 2h na 3h foana isan'andro

Misy ko spécial Week-end.

Contact

📞 034 61 099 92

📞 032 87 233 61

Ho anao le mitady Formation informatique Pratique Rapide Haingana azo àntoka Garantie mivoka mahay tsara tena pratique t...
10/08/2022

Ho anao le mitady Formation informatique Pratique Rapide Haingana azo àntoka Garantie mivoka mahay tsara tena pratique tsy misy blabla...

Natao ho anao ito formation ito... Ny Sarany mitovy daoly ho any module informatique rehetra.

Ny ora ianarana 3h na 4h isan'andro

Ny andro ianarana Alatsinay atramin'ny Sabotsy Non stop 🛑.

Afaka manao inscription foana ianao isan'andro rehefa vonina.

Ireto ny Ora afahana misafidy

maraina atramin'ny 19h ariva

===×××===×××===×××====

Toerana :

Betafo ambohimanarina akaiky Université INSPMAD, na akaiky Pilone eto piringa be ato @ Lot IVA 121 betafo.

Ireto avy bus 🚍 tonga aty ho anareo izay tsy mipetraka aty ambohimanarina

162 154C 199 miala arrêt bus 🚎 sampanana ambodivoronkely ambohimanarina

Ireto ko mbola bus tonga aty

Bus ivato 105 114 112 194 :

miala arrêt bus 🚎 manga ambohimanarina

Nb mifanakaiky iany ireo fa mifanao alou sy arina fotsiny.

Miantso kely rehefa tonga eo arrêt bus iray

📌 Contact

📞 034 61 099 92

📞 032 87 233 61

📌 Formation informatiques afaka ampianarina :

1-) 💻 Base informatique
Initiations - Raccourcis -Démarre - Explorer -Composant

2-)💻 Dactylo opérateur de saisie Clavier - Saisie a l'aveuglette

3-) 💻 Opérateur de saisie Web - tchat

4-) 💻 Bureautique

5-) 💻 Word (A a Z ) & Excel débutants intermédiaires

6-) 💻 Excel Avancée
PowerPoint Animation diapositives
Astuces +Raccourcie + Méthodes

7-) 💻 Access bases de données

8-) 💻 Internet
Télécharger - envoyer - enregistré . naviguer -Configuration - gère Créé Compte Mail ; Yahoo ; outlook . chercher Site web utiles - Astuce - Raccourcie

9-) 💻 Créations Publicités & créations Logo Sérigraphies sur logiciel Multiple
Astuces + Raccourcie + Méthodes

10-) 💻 Informatiques multi service
Saisie - Impression - Scan - Astuces logiciel .

11-) 💻 Hardware & Software
Base - Raccourci - Commande - outils -détection -modifications - compatibles ,BIOS sns

12-)💻 Maintenance & Installation
Système - logiciels -Matériels sns

13-)💻 Dépannage & Réglages système - logiciels

15-)💻 Animation objet text sns.

16-) 💻 Langues hoany Débutant

17-)💻 P.A.O Corel Draw
Vectoriels - Dessin - Logo - Maquette -Textes

18-)💻P.A.O Illustrator
Vectoriels -Dessin -Logo - Maquette -Textes

19-) 💻 Ms Projecte Gestionnaire plan

mbola misy karazany maro be an

📌 Formation INFORMATIQUE Pratique  Ho anao le mitady pratique be dia be na ireo Liana Te ahay    💘Tsy misy bla bla be  n...
28/06/2022

📌 Formation INFORMATIQUE Pratique

Ho anao le mitady pratique be dia be na ireo Liana Te ahay

💘Tsy misy bla bla be na manaraka efa , fa Pratique sy Technique no betsaka.

📍Tanora, Mpiasa, Mpianatra,Na ireo liana Rehetra tsy ankanavaka.

📌 misy foana ny Inscriptions ho ireo liana te ahay Informatique na ianatra :

📍 Lundi mardi mercredi vendredi

📍 Na Week-end Samedi na Dimanche

📍 Mianatra 2h foana isanandro ,PC 1 Ankizy 1

📍Mianatra 3h foana week-end an

"👷 ianao Lasa Mahay no Tanjona"

=======×=======×======×===

📍 Durée misy Accélère sy Normale

📍 Certificat Formation fanamarinana Fiofanana informatique natao

🏣 Ambohimanarina (Antananarivo)

☎ Atsoy Rapide ireo num ireto

📞 034 61 099 92

📞 033 72 467 05

==×=====×=====×=====×

📌 Formation informatiques afaka ampianarina :

1-) 💻 Base informatique
Initiations - Raccourcis -Démarre - Explorer -Composant

2-)💻 Dactylo opérateur de saisie Clavier - Saisie a l'aveuglette

3-) 💻 Opérateur de saisie Web - tchat

4-) 💻 Bureautique

5-) 💻 Word (A a Z ) & Excel débutants intermédiaires

6-) 💻 Excel Avancée
PowerPoint Animation diapositives
Astuces +Raccourcie + Méthodes

7-) 💻 Access bases de données

8-) 💻 Internet
Télécharger - envoyer - enregistré . naviguer -Configuration - gère Créé Compte Mail ; Yahoo ; outlook . chercher Site web utiles - Astuce - Raccourcie

9-) 💻 Créations Publicités & créations Logo Sérigraphies sur logiciel Multiple
Astuces + Raccourcie + Méthodes

10-) 💻 Informatiques multi service
Saisie - Impression - Scan - Astuces logiciel .

11-) 💻 Hardware & Software
Base - Raccourci - Commande - outils - détection - modifications - compatibles , BIOS sns

12-)💻 Maintenance & Installation
Système - logiciels -Matériels sns

13-)💻 Dépannage & Réglages système - logiciels

15-)💻 Animation objet text sns...

16-) 💻 Langues hoany Débutant

17-)💻 P.A.O Corel Draw
Vectoriels - Dessin - Logo - Maquette - Textes

18-)💻P.A.O Illustrator
Vectoriels - Dessin - Logo - Maquette - Textes

19-) 💻 Ms Projecte Gestionnaire planning

20-) 💻 P.A.O Photoshop

21- 💻 P.A.O Indeising

22-)💻 Gestion sur Excel ou EPB

23-)💻 GSM Hardware et Software

24-)💻Montage vidéo

25-)💻 Adobe

26-) 💻Mbola misy karazany maro be

Fampianarana Informatique ho anareo liana te ahay sy afehy.Fampianarana tonga dia Pratique be  sy technique ahaizana azy...
13/06/2022

Fampianarana Informatique ho anareo liana te ahay sy afehy.

Fampianarana tonga dia Pratique be sy technique ahaizana azy Haingana sy mazava tsara.

Afaka mianatra daoly na ankizy na Tanora na olona dehibe sns...

Fampianarana mande par Block na module na izay informatique tena ilainao ho hay.

Na mbola tsy mahay mihitsy ary ianao mety foana ... Assuré sy garantie mivoka mahay tsara.

Ra liana ianao dia tongava aty ambohimanarina fa misy foana isanandro ny inscription.

Vitsy2 kely miaraka mianatra fa tsy be dia be

Ireto avy ny Ora afahana misafidy

a 9h

@9 a 11h

@11 a 13h

a 15h

a 17h

@17 a 19h

===×××===×××===×××====

Toerana :

Betafo ambohimanarina akaiky Université INSPMAD, na akaiky Pilone eto piringa be ato @ Lot IVA 121 betafo.

Ireto avy bus 🚍 tonga aty ho anareo izay tsy mipetraka aty ambohimanarina

162 154C 199 miala arrêt bus 🚎 sampanana ambodivoronkely ambohimanarina

Ireto ko mbola bus tonga aty

Bus ivato 105 114 112 194 :

miala arrêt bus 🚎 manga ambohimanarina

Nb mifanakaiky iany ireo fa mifanao alou sy arina fotsiny.

Miantso kely rehefa tonga eo arrêt bus iray 😊

📌 Contact

📞 034 61 099 92

📞 033 72 467 05

Antanio izay Izay informatique tinao ho hay fa amena anao sarany sy durée faharetany fiananarana 😊...

GARANTIE Amenay Averinay Volanao ra tsy mivoka mahay tsara ianao.

Address

Ambohimanarina Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261346109992

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Formation' Asa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category