Ecole Privée Genius Ambohimitsara/AMBOHIMANGAKELY

Ecole Privée Genius Ambohimitsara/AMBOHIMANGAKELY

Share

Ecole privée d'éxpression française sise à Ambohimitsara / Ambohimangakely : PRÉSCOLAIRE - PRIM

30/04/2026

Chers parents,

Nous avons le plaisir de vous informer que les billets d’invitation pour la fête de fin d’année scolaire ont été remis à vos enfants aujourd’hui (cahier bleu). Cet événement sera l’occasion de célébrer ensemble les efforts et les réussites de toute l’année.
Nous comptons vivement sur votre présence pour partager ce moment convivial avec nous.

Merci et à très bientôt !

11/02/2026
10/02/2026

FILAZANA

Araky ny vaovao farany dia hiditra an-tanety androany hariva any @ faritr'i Toamasina ny rivo-doza GEZANI ary mety hamakivaky ny ampovoan-tany , izay voasokajy ihany koa ho rivo-doza mahery vaika .

Noho izany dia nanapa-kevitra ny sekoly fa TSY MIANATRA NY MPIANATRA ny andron'ny Alarobia 11 Febroary 2026 .Ho an'ny andron'ny Alakamisy kosa dia hentanina ny rehetra hanaraka vaovao hatrany mahakasika ny fivoaran'ny toetr'andro , milaza eto @ pejy ihany moa izahay @ fiverenana an-tsekoly .

Misaotra tompoko

21/01/2026

Arak'izao fampitam-baovao avy @ talen'ny sera seran' ny Fiadidina ny Fanavaozana ny Repoblika dia ireo @ sary eo ambany ireo ny datin'ny fanadinana CEPE sy BEPC ho an'ity taom-pianarana ity , ho fanamafisana izany moa dia hitantsika ihany koa izany any anaty " cahier de liaison" . Misaotra tompoko .

01/01/2026

Les établissements Genius vous adressent ses meilleurs vœux pour la nouvelle année.
Que 2026 soit remplie de joie, de réussite et de beaux apprentissages pour nos enfants.
🎉🎊🎉🎊

Photos from Ecole Privée Genius Ambohimitsara/AMBOHIMANGAKELY's post 19/12/2025

🧑‍🎄 🎊🎉🎊🎉🎊🎉🎊🎉🎊🎊🎉🎊🧑‍🎄

La direction et toute l'équipe de l' établissements GENIUS Antanambao et Ambohimitsara vous souhaitent un très joyeux Noël ainsi que de belles fêtes de fin d’année, remplies de joie, de partage et de moments précieux en famille.
Au plaisir de vous retrouver l’année prochaine.

➡️ RAPPEL :
- Samedi 20 Décembre : porte ouverte et distribution des bulletins de notes .
- Rentrée le Lundi 05 Janvier 2026 .

🧑‍🎄 🎊🎉🎊🎉🎊🎉🎊🎉🎊🎉🎊🎉🧑‍🎄

13/10/2025

Ampatsiahivina isika ray aman-dreny fa miverina mianatra maraina sy hariva ny Genius Antanambao araky ny tapaka nandritra ny fivoriana androany toy izany ihany koa ny Genius Ambohimitsara ,Misaotra tompoko.

12/10/2025

Iangaviana isika ray aman-dreny mpikambana ao anatin'ny " comité de vigilance " sy ireo ray aman-dreny rehetra afaka ihany koa mba ho tonga eny @ sekoly misy antsika tsirairay avy fa misy raharaha maika ho dinihina rahampitso Alatsinainy 13 Octobre @ 8H00 .
Etsy ankilany kosa dia tsara ny mampafantatra antsika fa mbola mitohy araka ny fandaminana tapaka farany teo ny fampianarana . Misaotra tompoko .

07/10/2025

Araky ny tapaka nandritra "conseils des directeurs teto @ ZAP Ambohimangakely sy ny comité de vigilance-ny sekoly niarahana t@ ireo ray aman-drenin'ny mpianatra izay tonga nivory androany t@ 10H00 dia :

➡️ Hiverina hianatra ny mpianatra rahampitso Alarobia 08 Octobra .

➡️ Nitsangana androany taorian'ny fivoariana'ny ray aman-drenin'ny mpianatra ihany koa ny "comité de vigilance" izay hisolo tena ny ray aman-dreny rehetra @ mety fanampahan-kevitra maika tokony ho raisina miaraka @ talen-tsekoky ho an'Antanambao sy Ambohimitsara .

🛑AMBOHIMITSARA : mianatra maraina sy hariva .

🛑ANTANAMBAO : maraina ihany no mianatra ho an'ity herinandro ity .
MISAOTRA TOMPOKO

06/10/2025

Raha toa ka mbola misy ny filazana avy @ MINISTERA/DREN fa tsy mianatra rahampitso Talata 07 Octobra 2025 dia hisy ny fivorian'ny ray aman-drenin'ny mpianatra io andro io @ 10H00 ,n y toerana dia samy eny @ sekoly misy azy avy (Antanambao sy Ambohimitsara).Izany natao mba afahantsika miaraka mijery ny tokony ho fandaminana amin'ny tohin'ny fampianarana .Misaotra tompoko .

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
103