Malagasy Impakt

Malagasy Impakt

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Malagasy Impakt, Antananarivo.

22/12/2025
Photos from Malagasy Impakt's post 15/12/2025

🎄✨ PROMOTION SPÉCIALE NOËL ✨🎄
🔥 –20% BE IZAO AMIN’IRETO PRODUITS IRETO 🔥
📅 Manomboka ny 16 Desambre ka hatramin’ny 24 Desambre maraina
⏳ Fotoana voafetra, fa aza taraiky oh!
🧴🧼 Produits tafiditra ao anatin’ny promotion :
• Liquide multi-usage : 1.600 Ar
• Lessive : 3.200 AR
• Shampooing Neutre : 3.200 AR
• Shampooing Repousse & anti-pelliculaire : 3.600 AR
• Gel Do**he : 3.600 AR
• Shampooing anti-poux : 4.000 AR
• Savon en poudre : 6.400 AR
• Lave mains : 2.800 AR
🎁 OFFRE SPÉCIALE HO ANAO :
👉 Raha manao achat mihoatra ny 50.000 Ar ianao dia ;
🚚 LIVRAISON GRATUITE 🎉
📲 Alefaso ary ny Commande:
☎️ Laharana : +261 38 32 108 34
Na
💬 Message privé (MP)
Na
📍 Azo atao ihany koa ny manatona mivantana eny an-toerana ( Pavillon Analakely ampitan’ny FJKM Cathédrale)

12/12/2025

🌿 Fantatrareo ve fa ny carbonate de soude na cristaux de soude dia anisan’ireo akora hita ato amin’ny Malagasy Impakt ? ✨

Izy ity dia tena ilaina amin’ny fanadiovana, satria:
• Manala tasy mafy
• Manadio sy mampamirapiratra
• Manala fofona tsy ilaina
• Mahomby amin’ny faritra sarotra diovina

🧴 Fampiasana tsotra :
Arotsaka → Avelao hiasa kely → Diovina → Sasana

04/12/2025

🎄 Efa miroso ao anaty rivotry ny Desambra isika… 🎄
Volana fety, volana hafaliana, volana hifanomezana hatsaram-panahy.
Eto amintsika kosa, fotoana hizarana zava-baovao ho anareo mpanjifa malala ! ✨😍

Misy zavatra vaovao sy manokana ho havoaka ato ho ato 🎁✨
Ary tena mino izahay fa hahafaly sy hanaitra anareo izany 😉

➡️ Aza hadino ny manaraka ny pejy, fa maro ny zavatra tsara miandry an’ity volana ity.

👇 Mba ataovy commentaire eto ambany hoe inona no tena andrasanareo amin’ity volana Desambra ity,
fa mety ho izy mihitsy no atolotray ho anareo ! 💬🎄

20/10/2025

💥 NDAO INDRAY ARY ÉÉ !!!
🚚 Livraison MAIMAIMPOANA mandritra ny ROA ANDRO 🎉
📍 Na aiza na aiza — tsy misy sarany 💯
Midira mp ahazoanao ny andinindininy 🙂

18/10/2025

Ny karibonetra sy ny tontolon'ny fanadiovana🧴🧽

Io indray no fizarana kely entina amintsika androany😊

Manana toetra hafa kely ny karibonetra raha toa ka atao amin'ny sakafo matetika no ampiasantsika azy👀

✅Azo hanadiovana ireny lamba misy tasy sarotra esorina ireny noho izy manana toetra
manadio sy manafotsy
✅Afaka hikosehina vilany sy ireo kojakojan-dakozia isan-karazany ihany koa satria miasa ho toy ireny fikoseham-bilany ireny nefa miaro izany mba tsy ho simba
✅Azo hanadiovana ireny lavabo, recepteur de do**he sy ny isan-karazany ireny izay
matetika tratry ny arafesina sy ny loto na ny calcaire
✅Manala ny fofona anatin’itony vata fampangatsiahana itony ihany koa izy

Mbola maro no azo hampiasana azy fa izay aloha no azo naroso androany😁😁

Aza adino ny mizara amin'ireo namana fa maro ny zavatra ho zaraina👀

15/10/2025

Fantatrareo ve fa afaka mamorona savony natoraly isika ao an-trano?

Azontsika ampiasaina hanadiovana ireo kojakojan-dakozia isan-karazany, afaka hanadiovantsika ireo faritra misy menaka ihany koa.

📌Ny zavatra ilaina :
📍Vinaigre fotsy 1 tasse
📍Ranon-tsavony na liquide vaisselle ½ tasse
📍Bicarbonate de soude na karibonetra 1sotro fihinanana

📌Ny fomba fanaovana azy :
👉🏼Mila ranomafana ½ tasse atao anaty bol na vilia jobo
👉🏼Arotsaka ao ilay vinaigre sy ilay ranon-tsavony
👉🏼Dia arotsaka ao ilay karibonetra mba ho levona tsara
👉🏼Afangaro tsara ireo rehetra ireo ary atao anaty tavoahangy, ahotsana tsara mialoha ny ampiasana azy

📌Ny Fomba fampiasana:
Tondrahana kely eo amin’ny faritra tiana ho diovina ary avela hilona minitra vitsy; kosehina amin’ny lamba kely madio na “éponge”.
Raha toa ka ilaina dia tondraho amin’ny rano madio mba hadio tanteraka

Afaka tapohana karibonetra kely na ranon-tsavony ireo faritra hita fa sarotra diovina ary kosehina elaela kely.

Ary ianao? Inona no mba fampiasanao?

30/09/2025

‼️Fiovana ora ‼️
👉 07h-10h
Afaka miantso ny +261383210834 raha tsy mahatratra ny amin’ny 10h 😉

29/09/2025

‼️Filazana maika‼️
📳 Antsoy ny +261383210834 handaminana ny commande-nao
Na Mp avy hatrany

Samia Salama isika 🙏

24/09/2025

Ampitampitao 📣
Afaka aterinay izay saika ho jerena ao antsena rahampitso 😉

Photos from Malagasy Impakt's post 01/09/2025

Isa roa telo… Lasa izao. 🚀
Ireto àry ilay andiany vaovao ho hitanao ato amin’ny Malagasy Impakt.
✅ Vokatra premium, vita eto an-toerana
✅ Kalitao ao tsara ;)

Manasa anao hanjifa, hanandrana, ary hizara — satria ny kalitao vita Malagasy dia mendrika ho zaraina.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00
Saturday 08:00 - 19:00