COURS PIANO Bagasy sy kalon' fahiny

COURS PIANO Bagasy sy kalon' fahiny

Share

Fampinarana piano bagasy sy kalon'fahiny miaraka amin ny Mr Mika

27/01/2023
16/08/2022

🎊🙏FALY MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TOMPOKO 🙏🎊

Misy ny tolotra manokana ( promotion ) fampianarana PIANO BAGASY SY KALON FAHINY ranoray Izay ataoko anatiny ity volana ity koa aza misalasala miantso ahy mivantana amin ny laharana voalaza etsy ambany na andefa hafatra miafana fa vonona andray anao atrany ny tenako.

🛑IREO KARAZANA FAMPIANARANA MISY🛑

✍️COURS MIVANTANA ( Particulier a domicile )✍️

✍️COURS VIDEO NIVEAUX COMPLET✍️

🛑FOMBA ANDRAISANA NY COURS VIDÉO 🛑

✍️ALAINA MIVANTANA ATY AMIKO AMIN NY ALALAN'NY FLASH - CARTE - TÉLÉPHONE ANDROID - SNS✍️

✍️ALEFA AMIN NY ALALAN' NY MAIL✍️

✍️ALEFA COLIS ( TAXI BROUSSE )

🕋TOERAM-PIANARANA🕋

✍️MANJAKARAY✍️

✍️AMPASAMPITO✍️

☎️Contact : 0324120894☎️

🙏 MANKASITRAKA TOMPOKO 🙏

03/05/2022

🕋FALY MIARAHABA ATSIKA REHETRA TOMPOKO 🕋

© MBOLA MISOKATRA ATRANY NY FANDRAISANA MPIANATRA Piano Bagasy sy kalon fahiny iarahana Amin ny ® Mr Michaël ® koa aza misalasala miantso mivantana ny laharana etsy ambany na mandefa hafatra miafina fa vonona andray anao ampanajana izahay ©

🙏Misaotra Tompoko 🙏
⛔MANDRAY NIVEAUX REHETRA⛔

☎️Contact : 0328605284☎️

25/02/2022

🎵Miarahaba antsika rehetra tompoko🎵

📀Atolotra ampitiavana be ho antsika ary tompoko ity hira " Afindrafindrao "📀

⛔MBOLA MANDRAY MPIANATRA ATRANY TOMPOKO MANOMBOKA 13ANS⛔

⛔ARY MANDRAY NIVEAUX DEBUTANT⛔

📞Contact : 0347208533📞

11/02/2022

🛑MANASA ANTSIKA REHETRA ARY TOMPOKO🛑

15/01/2022

🎹Mpianatra anisany zokiny mianatra Bagasy miaraka amin ny Mika piano Bagasy 🎹

📀Tsy misy taona ny mozika fa rehefa tiana dia hay foana 📀

🙏Mazoto Mr JHON a🙏

13/01/2022

🎹TOHIZAO NY FAMPIANARANA PIANO BAGASY EN LIGNE miaraka Amin ny Mr Mika Bagasy koa aza misalasala ary ianareo alavitra fa vonona andray anareo ampitiavana atrany tompoko🎹

10/01/2022

📀MIARAHABA ANTSIKA REHETRA NAHATRATRA IZAO TAONA VAOVAO 2022 IZAO📀

Mbola mitohy atrany ny fandraisana mpianatra Piano Bagasy s'y kalon' ny fahiny koa
amin ny izao voalohany taona izao dia misy ny tolotra manokana natao ho antsika rehetra .

🎹MISAOTRA TOMPOKO 🎹

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antaninandro
Antananarivo
ANTANANARIVO101