24/09/2024
Ny sekoly dia faly miarahaba antsika rehetra amin’izao taom-pianarana 2024 -2025 izao.
Ary MANEHO fisaorana manokana ho an’ny Association IMBOANALA
Ecole privee Chretienne
24/09/2024
Ny sekoly dia faly miarahaba antsika rehetra amin’izao taom-pianarana 2024 -2025 izao.
Ary MANEHO fisaorana manokana ho an’ny Association IMBOANALA
19/04/2024
Havaozina hatrany ny finoana
09/03/2024
Isaorana indrindra ireo bénévoles vahiny (Marion sy Raphaël) nandalo nitsidika ny sekoly ny 5 martsa lasa teo.
Izany moa dia fiaraha-miasa miaraka amin'ny "association D**o Tsara Sitrapo", izay mifandray mivantana amin'ny zareo "Bookfeeding Project" any ivelany.
Mankasitraka tompoko!
Arabaina isika rehetra tratry ny Noely. Samy tahin'i Jesoa zazakely
17/10/2023
https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=714818354022962&id=100064844105137&mibextid=Nif5oz
➡ Créez le logo des 40 ans de la Commission de l'océan Indien
La COI célèbrera son 40ème anniversaire en janvier 2024 💡
✅ Vous avez entre 18 et 25 ans
✅ Vous êtes citoyen et résident des Comores 🇰🇲 , de La Réunion 🇫🇷 , de Madagascar 🇲🇬, de Maurice 🇲🇺 ou des Seychelles 🇸🇨
✅ Vous êtes simplement passionné par le graphisme et/ou vous avez moins de 2 ans d'expériences dans le milieu ?
Alors vous pouvez candidater !
Tentez de remporter 2 000€ et prenez part à la célébration des 40 ans en janvier 2024 ⤵
Règlement, informations et candidature : https://www.commissionoceanindien.org/concours-creation-du-logo-des-40-ans-de-la-coi/
⏳ Date limite de candidature : 12 novembre 2024
03/07/2023
Notre activité parascolaire du 03 Mars 2023 chez MANKAFY KABANE: un moment de détente où chaque élève a bien profité de la journée (piscine, foot, danse, divers jeux..... )
Moment magnifique et inoubliable
Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra eo ambany fiarovany Jeso Kristy teraka indray ho antsika
Mijoro miasa ho vavolombelonao amin ny alalan ny fanabeazana.
Tahio sy arovy hiasany fanahy masina sy ny anjely
Fa hoy enao tompo manao hoe, izaho mahalala ny lalana hiheverako nareo !
Koa amboary ny lalanay! Amen!
29/09/2021
| Monday | 07:00 - 17:00 |
| Tuesday | 07:00 - 17:00 |
| Wednesday | 07:00 - 16:00 |
| Thursday | 07:00 - 17:00 |
| Friday | 07:00 - 17:00 |
| Saturday | 07:00 - 17:00 |