InfoS LMA

InfoS LMA

Share

TOUTES LES INFORMATIONS SUR LMA
"isika rehetra no LMA"

19/05/2026
Photos from Ministère de l'Education Nationale de Madagascar's post 14/04/2026
10/02/2026

Araka ny fanambarana avy amin'ny DREN Analamanga dia tsy mianatra isika eto amin'ny LycΓ©e Moderne Ampefiloha rahampitso alarobia 11 febroary 2026.

05/01/2026

Entanina isika mpianatra mba hanao aro vava orona (cache bouche) mba hiadina amin'ny valan'aretina.

11/12/2025

Miarahaba an'Andriamatoa ANDRIANJAFY Tantely Harivelo Fanjanantenaina Mamisoa, Proviseur LMA amin'izao tsingerin-taonan'ny andro nahaterahanao izao.
Mirary ny fahasoavan'Andriamanitra hatrany ary Mirary ny soa sy ny tsara indrindra ihany koa πŸ™
Ho ela velona anie ianao πŸŽŠπŸŽ‰
Manararaotra ihany koa misaotra anao amin'ireo asa maro be efa vita sy ny fampitaovana teto amin'ny LMA ary ireo asa mbola miandry izay notanterahinao ampitsikiana .

13/11/2025

BACHELIER ET BACHELIERE 2025– ELEVE LMA
VENDREDI 14 NOVEMBRE 2025
SALLE CULTURELLE LMA – 9H
BOURSE LOCAL – CAS SOCIAL- FANAZAVANA

10/11/2025

Efa miverina mianatra isika, andeha hiverina an-tsekoly rahampitso !

Photos from InfoS LMA's post 07/11/2025

vita eo Amin'ny 83,74% ny asa fanamboarana sy fanatsarana ny LMA

05/11/2025

Fanambarana

03/11/2025

Vaovao farany ho an'i ray amandreny

20/10/2025

πšƒπšŠπš˜πš›πš’πšŠπš—'πš—πš’ πšπš’πšŸπš˜πš›πš’πšŠπš—'πš—πš’ πš–πš™πšŠπš—πšŠπš‹πšŽ 𝚜𝚒 πš—πš’ πš–πš™πšŠπš–πš™πš’πšŠπš—πšŠπšπš›πšŠ 𝚝𝚎𝚝𝚘 πšŠπš–πš’πš—'πš—πš’ π™»πš’πšŒΓ©πšŽ π™Όπš˜πšπšŽπš›πš—πšŽ πšŠπš–πš™πšŽπšπš’πš•πš˜πš‘πšŠ πšπš’πšŠ:
π™°πš˜πš›πš’πšŠπš—'πš—πš’ πšπš’πš‘πšŠπš˜πš—πšŠπš—πšŠ πšŠπš–πš’πš—'πš—πš’ πšπš˜πš–πš™πš˜πš—'πšŠπš—πšπš›πšŠπš’πš”πš’πš–-πš™πšŠπš—πš“πšŠπš”πšŠπš—πšŠ 𝚜𝚒 πš’πš£πšŠπš’ πš–πš’πš—πš’πšœπš’πšπš›πšŠ πš‘πš˜πšπšŽπš—πšπš›πšŽπš—πšŠ πš’πš£πšŠπš’ πš‘πš˜ 𝚊𝚟𝚒 𝚎𝚘 πš—πš˜ πšŠπš‘πšŠπšπšŠπš—πšπšŠπš›πšŠπš—πšŠ πš—πš’ πšπš˜πšπš˜πšŠπš—πšŠ πš‘πš’πšŸπšŽπš›πšŽπš—πšŠπš—'πš—πš’ πšπšŠπš–πš™πš’πšŠπš—πšŠπš›πšŠπš—πšŠ

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Ampefiloha
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 12:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00