10/10/2025
EFTA Ambatobe Antananarivo
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from EFTA Ambatobe Antananarivo, Public School, EFTA, Antananarivo.
10/10/2025
24/09/2025
Travaux pratique: "fametrahana rafitra fanondrahana mitsitaitaika" na "système d'irrigation par goutte à goutte" miaraka amin'ny fitaovana misy eo an-tanana ataon'ireo mpiofana.
Ireo tombotsoa azo avy amin'izany : mitsitsy rano, mahazo rano tsy tapaka ny voly, Mihena ny ahi-dratsy, afaka mampiditra zezika amin'ny rano, mitsitsy Asa.
05/07/2025
Ny paozin'ireo mpiofana taona voalohany manao "stage ouvrier" eny Isoavina Ambanitsena tamin'ny fandalovanay!
alefa rankizy ah!!!
15/06/2025
20/05/2025
Mila karakaraina farak'izay haingana ireo dossiers
04/04/2025
FANADIOVANA FAOBE : nanadio ny tandrify azy ihany koa ny EFTA Ambatobe
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
EFTA
Antananarivo
101