US English Madagascar

US English Madagascar

Share

Dépuis 2⃣0⃣1⃣6⃣ 🏅🎖
English for real life & work 💼🌍
🗣️ Spoken English | 📚 Full Class Program
🎓 Certificat | 📍 Madagascar
034 38 308 03

11/08/2026

Sorato hoe
I want to. ..
aleo tohizan'ny Clavier
😅

Photos from US English Madagascar's post 07/08/2026

✅️ FOMBA FITENY malaza any AMERIQUE :

🇺🇲 I'm here for it
🇲🇬 Tiako be izany😍
👉 A : Tokony omeko vola ianao fa mahay mampiome be! B : I'm here for it😍

🇺🇲 Say less
🇲🇬 Eny ho aho 🙄
👉 A: Aza adino no mividy frite ah! B: Say les🙄

🇺🇲 Bet (tsy 261 tompoko🤣)
🇲🇬 Mety izany eh 👌
👉 A : Aleo asiana tôka kely rangah aloha fa tena mangetaheta be ah! (Ry mamo lava)🤣
B : Bet 👌

🇺🇲 Tsee mboulla mahay Anglais ianao?(débutant, avec notion)?
🇲🇬 So ra to ambany hoe "Speak", alefanay hafatra miafina aminao ny COURS tsara indrindra mety aminao😘

07/08/2026

Raofina fotsiny ohatr’izao no fahitan’ny olona sasany izany vola any andafy izany😅

06/08/2026

✅️ Daha te hahay anglais, dia mila miala amin'ireto :(anaty coms)

Photos from US English Madagascar's post 05/08/2026

COURS DE VACCANCE (anglais ankizy)
✅🇺🇸Tsy ny ANGLAIS ihany no nianaran’ireto kids ireto.
Nanao atelier kely izahay androany, ka fanaovana mofomamy no nosafidiana.

Sady miresaka kely @ ANGLAIS zareo no samy manao izay vitany. 😊

Mampisokatra saina koa ny fanaovana activités toa izao.

05/08/2026

🇳🇴 FAMPAHAFANTARANA FOMBA AHAFAHANA MIPETRAKA MAIMAIM-POANA ANY NORVÈGE AMIN'NY ALALAN'NY HOUSE SITTING 🇳🇴

✍🏻 𝗖𝗵𝗿𝗶𝘀𝘁𝗶𝗮𝗻 𝗛𝗶𝗺𝗶𝘁𝘀𝗶𝗻𝘆

Vaovao mety hahaliana isika Malagasy maniry hitsidika an'i Norvège amin'ny tetibola voafetra.

1️⃣ Inona no atao hoe House Sitting ?

Ny House Sitting dia rafitra iray ahafahan'ny olona mipetraka maimaim-poana ao an-tranon'olona mandritra ny fotoana tsy maha-eo ny tompon-trano. Ho setrin'izany dia mikarakara ny trano sy ny fananan'ny tompony ilay house sitter. Ary azon'olona avy amin'ny Firenena rehetra no mangataka azy.

2️⃣ Inona avy no andraikitra?

✅ Mikarakara biby fiompy (raha misy).
✅ Manondraka zavamaniry.
✅ Maka ny paositra.
✅ Miambina sy mitazona ny fahadiovan'ny trano.

3️⃣ Inona ireo fepetra ilaina ?

✔️ Pasipaoro manankery
✔️ Profil tsara sy feno amin'ny sehatra house sitting.
✔️ Fahaizana mifandray amin'ny teny Anglisy (na indraindray teny Norveziana).
✔️ References na traikefa dia manampy, saingy tsy voatery amin'ny toerana rehetra.
✔️ Raha ilaina dia tsy maintsy mahazo visa hiditra any Norvège.

👉 Marihina fa tsy asa karama ny house sitting ary tsy manome visa na tapakila fiaramanidina. Raha voaray dia ianao ihany no miantoka fandaniana rehetra mankany Norvège 🇳🇴

4️⃣ Inona avy ireo dingana arahina ?

▪️ Mamorona kaonty amin'ny sehatra house sitting.
▪️ Fenoy tsara ny profil ary ampidiro sary mazava.
▪️ Mitadiava tolotra any Norway.
▪️ Mandefasa fangatahana (Application) amin'ny tompon-trano.
▪️ Raha voafidy ianao dia hifandray aminao ny tompon-trano mba handamina ny antsipiriany.

🌍 Ireto sehatra ofisialy azo antoka

🔹 TrustedHousesitters:
https://www.trustedhousesitters.com

🔹 MindMyHouse:
https://www.mindmyhouse.com

🔹 HouseSit Match:
https://www.housesitmatch.com

🔹 Nomador:
https://www.nomador.com

🔹 HouseCarers:
https://www.housecarers.com

👉 Alohan'ny handoavana saram-pisoratana anarana dia vakio tsara ny fepetra sy ny fomba fiasan'ilay sehatra. Ataovy azo antoka ihany koa fa mahafeno ny fepetra takiana amin'ny fidirana any Norvège ianao.

Ndao hifanampy 🤝 🇲🇬 🇳🇴

Sary fanehoana

©️ La chasse_info

04/08/2026

✅Fa maninona kosa zalah no dia ny ceinturen’olona no tifirina ah?🤔😅

Sary nandritry ny JEU TANATY BAIN DE LANGUE natao teo.

Vu izay maharaka🤣

04/08/2026

✅ 𝗧𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗶𝗻𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗲𝗻𝗼 𝗶𝗿𝗲𝘁𝗼 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗶𝘀𝗮𝗻'𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗮𝗻𝘆 𝗘𝘁𝗮𝘇𝗼𝗻𝗶𝗮 🇺🇸
Anaty commentaires

Photos from US English Madagascar's post 03/08/2026

✅ Ny BAIN de LANGUE-nay dia ezahina mba tsy hamono amon’aina😔 Sady miala voly no mi-pratique .😊

Ny masoandro nody no .

Mbola misokatra ny fandraisana mpianatra vaovao😊

28/07/2026

Inona ny
hira ANGLAIS
tsy hainao taloha, saingy tena tianao? 🇺🇲🇬🇧

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Address


Anosizato
Antananarivo
101