03/04/2023
Mitokona ny mpianatra ato amin'ny Université Mahajanga,MIHIDY NY BARRIÈRE
🔴Mitaky BOURSE 5 mois + ÉQUIPEMENTS
🔴RÉCLAMATIONS bourse 2021-2023
🔴WIFI
🔴FANARENANA NY TRANO ( douche,wc,tafo...,)
🔴 NY FANGATAHANA FANAMPINA FACULTÉ ihany koa dia tsy afaka ambavan'ireo institut satria misy alefa mody ireo mpianatra tsy mahaloa écolage
🔘SAHIRANA SY NOANA IREO MPIANATRA KA MILA NY BOURSE MIVOAKA
🔸TSY HITSAHATRA NY FITOKONANA ARY HIHA MAFY RAHA TSY MIVOAKA NY CALENDRIER BOURSE
Nb: misy ny couvre feu ato Ambondrona mandrampivaha io olaC.E.U.M (Collectifs des Etudiants de l'Universite de Mahajanga)C.E.U.M (Collectifs des Etudiants de l'Universite de Mahajanga)ajanga) MAHAJANGA)
#03 avril 2023
Source Mahajanga
03/04/2023
Toerana voaharo azahoana vokatra tsara.
Fokontany Maharavo, Commune rurale Ambohitralanana cap est Antalaha, niakatra ny vokatra rehefa nisokafana ny farihy izay tsy azo nianjonoana tao anatiny volana vitsivitsy izay.
Misy Fikambanana FIJOMA izay manaramaso ny farin-dranomasina tsy azo ianjoanoana ao Maharavo, rehefa tapaka ny Fikambanana hoe azo ianjoanoana ilay toerana manjono amizay ny mpanjono, izao nahazo vokatra tsara izao.
Nefa tsy isan'andro io toerana misy farin-dranomasina tsy azo anjonoana io angalana hazandrano satria natao ho toerana ho réserve.
Ny 25 Martsa 2023 lasa teo, nisokafana izany toerana izany ka izao vokatra azo ary mahavelombolo iany koa, Tonga tany antoerana ny talem-paritra ny Jono sy toe-karena manga sava A/toa Rabezandry Bruno, mbola nanamafy izy fa tokony sarotiny aminy fananana iombonana tahaka izao ianareo mpajono hoy ny talem-paritra.
Source Claudophe Sagy
03/04/2023
SAMBAVA: Nomena tee shirt vaovao ilay chauffeur Bajaj voaroba teny Antanifotsy
Noneran'ny Antoko DEPART TGV SAMBAVA tarihin'ny JACQUES Adonis tamin'io maraina io ny Tee - Shirt izay isany voaroba nandritra iny fotoana iny, ary mbola nampiana kisaly mba ho an' ny Rtoa vadiny.
Namepetra ho an' ny mponina eto Sambava ihany ny filohan'ny TGV fa aoka mba hajanona ny fampitahorana olona tsy hanao ny tee shirt filohampirenena hoy izy fa malalaka ny safidy amin' izay lamba ataony.
Source : Rajaonina Marino