20/06/2023
Miarahaba antsika rehetra👋👋👋
Anio isika dia iresaka kely ny antsoina hoe "Morphologie" na hoe rafi-batana.
Ra tena marina dia "genetique" izy io, izay nolovaina tamin'ireo "originaire" na hoe ireo niandohana. Io matetika dia isan'ny maha mora kivy antsika satria ny olona tsirairay dia samy manana ny"Types Morphologique" avokoa.
Exemple: Raha niaraka niandoha nikotrana ohatra i "Rakoto" sy "Rabe" dia tsy voatery hitovy ny "resultat" na hoe vokatra azo apres volana maromaro satria samy manana ny "Morphologie" anazy avy.
Mizara telo mazava ny karazany izy ireo:
1.ECTOMORPHE
2-ENDOMORPHE
3-MESOMORPHE
Ho fatarintsika manaraka ny "Morpho-Ectomorphe" fa araho foana ny fizarana...Mankasitraka🔥🔥🔥🔥🔥