Cours Particulier En Langue Chinoise

Cours Particulier En Langue Chinoise

Share

Nous vous offrons un cours particulier en langue et culture chinoise a domicile...Vous avez le choix

24/09/2021

Cours Particulier En Langue Chinoise a domicile,ho antsika maniry ny hianatra ny teny sino na efa lehibe tanora ankizy,ho antsika miara-miasa@sino na te hiara-hiasa ,na ts ika mbola mpianatra te ampitombo fahalalana@teny vahiny,.afaka manampy tsara izahay ifehy ny teny sino ary afak ihany kia manao ny examen azahoana certificat internationnal..
Rahs liana ary isika dia antsoy ny 034 68 913 84 na midira mp

17/05/2021

Ho antsika maniry ny hianatra ny fiteny sino: ho an'ny lehibe - tanora - ankizy - mpianatra na mpiasa na sahirana mitady asa dia fantaro fa mora mahita asa ny olona mahay ny teny sino ary tsara karama,ho antsika mpianatra te hanampy ny fifehezana fiteny vahiny, afaka mampianatra antsika ny fomba fiteny andavanandro rehetra@fiteny sino izahay(miantsena-mivarotra-miady varotra , mande bus , makany@bank ,sns)
Antsoy aingana ary fa efa kely sisa ny horaire malalaka.
Contact : 034 64 105 01
034 68 913 84

26/01/2021

Ho antsika ankizy,tanora,lehibe,mpianatra na efa miasa na sahirana mitady asa,fantaro ary fa ny Cours Particulier En Langue Chinoise dia afaka mampianatra antsika ny fomba fiteny sino,izay tena mora ahitana asa sady tsara karama ny fahaizana azy,ho antsika mpianatra ihany koa maniry ny hanohy fianarana ao@Institut Conficius Ankatso...Ianarantsika ao avokoa ny fomba fiteny andavanandro: ny fomba fiantsenana,mivarotra na miady varotra,mande bus,sns...
Aza tara ary fa voafetra ny toerana.
Cours Particulier a Domicile e Langue Chinoise Mandarin...
Contact : 034 64 105 01
034 68 913 84

19/01/2021

Maniry ny hianatra ny teny sino ianao,na efa miasa na tsia,na mbola mianatra,na ankizy na tanora na efa lehibe,afaka manampy anao@alalan'ny Cours Particulier En Langue Chinoise a Domicile...
Tsy maintsy mahay ianao no tanjonay...aza tara ary tompoko fa tsara karama ny olona mahay miteny sino ho antsika mbola tsy manana asa,ho anireo mpianatra maniry hanohy fianarana sino eny ankatso...sns...

13/01/2021

Miarahaba Tompoko,ho antsika efa miasa ka mila teny sino nna ho antsika mbol tsy manana asa dia fantaro fa mora ahitana asa ny fahaizana miteny sino nohon'ny hamaroan'ny sino eto@tsika no sady tsara karama...eo ihany koa isika mpianatra na tanora na mbola ankizy,afaka mampianatra ny fiteny sino izahay@ alalan'zny Cours Particulier a Domicile en Langue Chinoise

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo