23/08/2025
Safidio izay valiny marina
Ny fahaizana mihoatra noho ny volafotsy, ny fahalalana mihoatra noho ny volamena.
23/08/2025
🔥 MT016
✅ GAGNEZ 5.000 Ar EN DONNANT LA DERNIÈRE BONNE RÉPONSE À LA QUESTION SUIVANTE AVANT CE 1er SEPTEMBRE 18H00.
💬 Les parts patronales à payer à la CNaPS - OSTIE - FMFP, hors salaires bruts des collaborateurs, sont :
🅰️ 1% - 1% - 0%
🅱️ 13% - 5% - 1%
Bonne chance !
PS: réponse à commenter sur la publication principale de Safidio izay valiny marina.
🇲🇬
Les moqueries, satires et dérisions marchent plus pour générer des réactions.
VRAI ou FAUX ?
26/08/2023
✅ MARINA sa DISO ?
Les publications moralisatrices ne font réagir personne.
VRAI ou FAUX ?
26/08/2023
🔥 MARINA sa DISO ?
💬 Fenoy ny BANGA mba hamantarantsika ny tena fototry ny olana.
Tu traites tes N+1 et N+2 de la même manière que tu traites tes parents.
VRAI ou FAUX ?
Tu traites l'équipe sous ta responsabilité de la même manière que tu traites tes enfants.
VRAI ou FAUX ?
🔥 ANDAO HIRESAKA TEAM BUILDING
💬 Inona ny antony handoavan'ny orinasa vola be mba hanaovana "team building" ?
1- Hamalifaliana ny mpiasa
2- Hafantaran'ny tsirairay ny limites-ny
3- Hampiray hina sy hahaizan'ny mpiasa hiara-hiasa
4- Hijerena hoe iza no tena bôgôsy ao am-piasana
NB: tohano ao anaty "commentaire" ny valin-teninao.
🇲🇬
🔥 ANDAO HIRESAKA KARAMA
💬 Nitondra CA 100.000 Ar ny asanao tanaty orinasa iray. Eritreretinao ho 50.000 Ar (50%) be izao ny tombom-barotra azonareo. Ohatrinona ny karama tokony raisinao amin'ny maha mpiasa CDI ara-dalàna anao ?
1- 10.000 Ar (10%)
2- 20.000 Ar (20%)
3- 30.000 Ar (30%)
NB : tohano anaty "commentaire" ny valin-teninao 😀
🇲🇬
🔥 ANDAO HIRESAKA ZAVA-MANAN-DANJA AMIN'NY FIAINANA.
💬 INONA HO ANAO NY VOALOHAN-KARENA ?
1- Fahalalana
2- Fahasalamana
3- Vola
NB: tohano anaty "commentaire" ny valin-teninao.
🇲🇬
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Antananarivo