Over master Course

Over master Course 🇺🇸Welcome to Over Master Course Madagascar ( International Institute ) 🇱🇷
032.54.935.55
034.02.808.81

21/08/2026
21/08/2026

Mahay Anglais anefa mamaky an'ity 1990 ity t@ teny Anglisy , impossible ! Coms omena valisoa izay nanao fa tsa madainga 🤣🙄

20/08/2026

Mentionnéo eto ilay akamanao mi-speak English mampiaiky anao iny 😁❤️
"You are the best" 💪🔥

PEACE UP 🇺🇲Fiteny amin'ny andavanandro ity !!✔️ SHE GETS MAD AT ME ( Elle se fâche contre moi )MG : Tezitra amiko izy .E...
20/08/2026

PEACE UP 🇺🇲

Fiteny amin'ny andavanandro ity !!

✔️ SHE GETS MAD AT ME ( Elle se fâche contre moi )

MG : Tezitra amiko izy .

Ex : She gets mad at me when I am late.
MG : Tezitra amiko izy rehefa tara aho.

📢 Araho hatrany ny pejy fa misy fizarana eto isanandro.



Over master Course

🔸🔸🔸🔸🔸🔸🔸🔸🔸🔸🔸🔸🔸

19/08/2026

PEACE UP ❤️🇺🇲

Tsy nanenina i Papa sy Maman nandefa ny ankizy nanao Cours de vacances tato @ OMC !

✔️ 1 volana sy tapany teo efa mahavita miresaka ny ankizy !

Tsy conversation tsotra intsony f'efa afaka miresaka zavatra lalindalina izy ireo ! Tsy maintsy misy ny latsaka kely fa azo lazaina fa tsara be ny vokatra ! ♥️

Ho anao lehibe , manome toky anao izahay fa tsy mihoatra ny 1 volana dia miresaka ianao 🇺🇲 amin'ny alalan'ny méthode ampiasainay !

📢 Contact : 034 02 808 81
032 54 935 55

19/08/2026

I never give up because... ( tsy kivy izany mihitsy aho satria ) Tohizo eo @ Coms raha mafy ianao ... 💪

PEACE UP 🥰✔️ COMMERCIAL BREAK ( pause publicitaire)Tsy inona fa ilay dokambarotra kely ao anaty fandaharana Ireny ! 🖍️ A...
19/08/2026

PEACE UP 🥰

✔️ COMMERCIAL BREAK ( pause publicitaire)

Tsy inona fa ilay dokambarotra kely ao anaty fandaharana Ireny !

🖍️ Aleo mba anjaranao no manao ohatra eo ambany eh 😁🥰


18/08/2026

Sahanao ve ny mi-mentioné ny exanao eo @ coms @ ty : " I still Love you "😂🤭

18/08/2026

Mafy ianao raha mahay ny dikan'ny " misioka " amin'ny teny Anglisy ! Coms ahitana hoe iza no henjana 🇺🇲😁

PEACE UP ❤🇺🇸✔ YOU HARDLY EVER LIFT A FINGERFR : tu ne lèves presque jamais le petit doigtMG : KAMO VELONAEntina hilazana...
18/08/2026

PEACE UP ❤🇺🇸

✔ YOU HARDLY EVER LIFT A FINGER

FR : tu ne lèves presque jamais le petit doigt
MG : KAMO VELONA

Entina hilazana olona kamo miasa , manao zavatra, raharaha sns...

AZOAO NY TIAKO VOLAGNINY 😁
Zarao, amparitao, hianaro ❤


Address

Ambatoroka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Over master Course posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Over master Course:

Shortcuts

Share