Antoine Powerbuilder

Antoine Powerbuilder

Share

Athlètes physique

04/11/2024

Misy feeling otran'izao koa nge rehefa ibata mavesatra eee😁💃
Mentionné o Kiala ra fantatrao 😂

27/09/2024

Père et fils 💪💪

04/06/2024

Toujours en avant 💪
Misaotra antsika rehetra izay nanohana rehetra 🙏🙏 tsy ho voatanisa ianareo fa dia misaotra eram-po eran-tsaina 👊😍
2eme place -74kg💪

10/05/2024

Rehefa zarina @ lalana tokony ho alehany ny zaza 💪💪😍
Le slap ny zandry koa tonga de motivation b🥰

23/03/2024

Je suis fière de mes élèves 😍💪💪👌🙏👊

08/01/2024

Bonne année 🎉 2024
Tratraro amzay ilay tanjonao amty taona ity 🏃
Eto izahay vonona anampy anao💪🙏
Ho tahin'ny Tompo aby oooo👊

07/11/2023

-Apetrao ny tanjonao dia tanterahatsika miaraka💪
-Aza mora kivy fa miankina aminao no hatratraratsika ny tanjonao 🙏💯
👉Tsimaitsy tratra ny tanjona🏋️

Mbola mitohy ny lalao 🏆
Eto dia mbola tsy tratra ny tanjona fa vao manangasanga🍑

13/07/2023

Miarahaba tompoko🙋🏼‍♂️,teny kely hoatsika na pikotrana na tsia 👌

👉Apetrao foana ny tanjona eo amin'ny fiainana👈

- Aza miembotra mihintsy fa izay natomboka dia tohizo atramin'ny farany🙏
-Apetraka foana ny hoe tsmaintsy tratra ny tanjona🏃‍♂️
-Ny lasa natao ho dingana fa tsy hiverenana,mila miroso foana 🚶


Coach Antoine🤜🤛💪
👉 Ilaina be ny mikotrana amzaw andro mangatsiaka izao🏋️
Mirary tontolo andro mafinaritra tompoko 🙏

Photos from Antoine Powerbuilder's post 20/03/2023

Androany aho dia mba hizara kely aminareo😁😁😁 hoe
👉Toizao ny zazavavy ny 💪
Ne ratez pas lundi 🙏🙏🙏

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Ankadindramamy Total
Antananarivo