English course madagascar

English course madagascar

Share

Let's get together with us

22/07/2024

Ity indray ny expressions kely mahakasika ny resaka lalana

Eto amin ny pejy dia fizarana expression sy vocabulaire fa any amin ny groupe kosa dia fizarana torohevitra sy fampianarana ka izay mbola tsy tafiditra ao anaty groupe dia ity ambany ity ny lien

https://facebook.com/groups/1843797746101522/

17/07/2024

Tsy hanamafy intsony izahay hoe ilaina ny teny anglisy
Tsy iresaka momban ny teny anglisy sy ny asa intsony
Fa izay vonona hanao challenge hatramin ny faran ny taona dia ndao mandroso ato amin ny groupenay

Maimaim-poana ny fidirana makao hatramin ny faran ity taona 2024 ity ka clickeo ity lien ity dia tafiditra

https://facebook.com/groups/1843797746101522/

'hen-tsika

06/11/2023

Mba azavao hoe ho an'izay mahay♥️♥️

09/10/2023

Niverina ny pagen-tsika raha lasa invisible teo aloha
Hizara indray izahay

03/06/2023

Who can explain it?🤣🤣

27/04/2023

Hatreto aloha dia izay mahafehy teny anglisy tsy very
Maro anefa no tsy afaka mianatra any anaty salle intsony satria _Miasa
_Ny taona efa lehibe ka tsy tia miara mianatra amin ny ankizy
_Ny fotoana tsy misy satria mianatra any antsekoly
_sy izay mety tsy ahafahana

Ny olona rehetra dia afaka mahafehy ny teny anglisy ary tsy misy tsy vitan izay tsy vonona hoy ilay olona iray zay

Tsy misy afaka hanakana anao intsony ka ndao hamdroso makany amin ilay tanjona

Misokatra ny cours en ligne ifehezan-tsika ny teny anglisy ary afaka mianatra n'aiza n'aiza ary amin ny fotoana rehetra isika
Misy niveau ary misy test alohan ny hanombohana
Frais : 20.000 ar par mois
Afaka mahay teny anglisy anatin ny 2 volana
Ary mahafehy ao anatin ny 4 volana

Rehefa voafehinao io teny io dia azonao atao ny manao call center , interprete, ....

Raha mahaliana anao dia afaka mandefa hafatra miafina eto amin ny page ianao na miantso ny laharana 034 61 772 76

24/04/2023

Maro no tsy mahay ny teny anglisy na dia efa nianatra aza
antony: tsy fantany mazava ny tena ilana ny teny anglisy fa ny olona fotsiny no miteny hoe ilaina ny mahay teny anglisy
Ny mpianatra ato aminay dia tsy mianatra teny anglisy irery ihany fa sady mamoha ny sainy ka tsy mila miteny intsony hoe hianaro ny lesona fa tonga dia mazoto mianatra ho azy fa tsy mila forcena
Hiverina amin izay ny fizarana eto amin ny pejy fa mazotoa manaraka daholo

10/03/2023

Ho antsika ilay sahirana sy tsy dia manana fotoana dia natokana ho antsika ny cours d anglais a domicile satria dia izahay mihintsy no tonga hampianatra anao any an tokantranonao,amin ny fotoana sy ora mampalalaka anao

Ra mahaliana anao ary izany dia manasa anao handefa message ato amin ny page na miantso ny laharana 0329430044

03/03/2023

English is easy🥰

06/02/2023
Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101