18/07/2026
Papa🔥
Tandremo mamitaka RAD ♥️🇲🇬
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mitsinjo Polytechniciens, Educational consultant, Antananarivo.
18/07/2026
Papa🔥
Tandremo mamitaka RAD ♥️🇲🇬
16/07/2026
📌Izahay Vondrona "MITSINJO " Polytechniciens Vontovorona dia:
🎗️Mirarisoa anareo mpaka bacc rehetra mandritra ny fandaminana ,Ary aza manahy fa ho afaka avec Mention Ianao🔥
🎗️Etoana nefa dia efa vonona sahady izahay "MITSINJO" Polytechniciens Vontovorona @ fampianarana Cour préparatoire ho hoatrehana concour izay hidirana L1 ety @ Polytechnique .
NB:Raisinay an-tanana hatr@ farany ianao🤝
TEL:038 92 244 08/033 71 774 19
Araho tsy tapaka ny page tsika🔥
15/07/2026
Arithmétique TC 2004🔥
13/07/2026
📍I love Geology♥️🇲🇬
📌Otranzao ny zavatra misy aty @ départemente nay Génie Géologique Polytechnique vontovorona e,mafinaritra bé ♥️🤗
✨Mba soraty @ COMS oe izay mb hainao @ reo 😊
🎗️Araho foana ny page ah, fa hahita zavtra mafinaritra ato foana ianao👆
📍Cour préparatoire au concours d'entrée en première année Polytechnique ,loading...🔥
Nivaly ny Partiel
Arabaina ny nahavalide satria def L2 /L3 enao izay ,courage hoanzay manao rattrapage fa vitanao io eeeee😊
10/07/2026
✍️ELECTRICITE L1🔥
📍Araho hatrany ny page👆
07/07/2026
✍️SERIE C :io ny kotrana ,
Afaka bacc enao ra sefo ah
📌Araho hatrany ny page🔥
07/07/2026
📌Aleo ampiana Kely zareo e✍️
✍️LEÇON+RESUME physique chimie
SERIE C-D-S
📍Araho hatrany ny page🔥