Zazakely Peace Academy

Zazakely Peace Academy

Share

Zazakely - Peace Academy
Garde d'enfant de 3 mois et plus
Centre d'eveil et éducatif, environneme

14/01/2024

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao ity.Mirary soa sy taona feno fahasoavana ho antsika rehetra .
Izahay eto amin'ny Zazakely Peace Academy dia mbola mandray zaza hatrany, aza misalasala miantso ,mandefa hafatra na manantona mivantana. Peace be with you.

Photos from Zazakely Peace Academy's post 13/04/2022
07/04/2022

Salama e!
Ho antsika, eto AMBOHIPO sy ny manodidina, izay mitady "CRECHE na GARDERIE" ampiandraiketina ny zanatsika, na fotoana maharitra na fotoana mandalo, dia misokatra izahay ary afaka mandray an-tanana ny zanatsika, telo volana miakatra izahay. Eto ambanimbanin'ny 3 chemins no misy anay lalana midina Andohanimandroseza akaikin'ny "Blanche Pressing". Aza misalasala manantona na miantso ny Numéro 034 21 215 32 na 032 98 483 64.
Marihana fa:
- Tsy mbola mandoa "droit d'inscription" aloha amin'izao fisokafana izao
- misokatra ara-panjakana izahay
- olona mahatoky sy tena tia zaza no mandray an-tanana ny zanakao.
"Peace be with you".

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Lot VT 85 MK Andohanimandroseza
Antananarivo
101